Aller au contenu

Rondônia

Avy amin'i Wikipedia

I Rondônia dia faritany mizaka tena any  Brazila. Porto Velho no renivohiny.

Ny faritra mizaka tena manodidona azy dia i  Amazonas, i Mato Grosso ary i  Bolivia.

Ny tanànany lehibe indrindra dia Porto Velho, Guajará Mirim, Ji Paraná, Ariquemes, Cacoal sy Vilhena. Faritany tsy dia be vohintany ny faritan'i Rondônia ary eo amin'ny 100m hatramin'ny 600m ny haavon'ny 94% ny taniny.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]