Homs
Apparence
34°44′N 36°45′E / 34.733°N 36.750°E
Homs | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 800,000 (?) mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Siria | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
Homs (arabo-siriana: حمص) dia tanàna lehibe ao Syria ary renivohitry ny faritr'i Homs. Any andrefan'i Siria no misy azy ao amin'ny lohasaha lonaka Nahr al-Asi ary tanàna fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny firenena misy mponina manodidina ny iray tapitrisa; Damaskosy sy Aleppo ihany no be mponina.
Mponina
[hanova | hanova ny fango]Tsy fantatra marina ny mponina ankehitriny. 650.000 hatramin’ny 1.200.000 no tombanana