Ôriksa
Apparence
Ny ôriksa dia antilôpan' i Afrika (indrindra eny amin' ny hivoka) sy an' i Atsinanana Afovoany (ao amin' ny Saikanosin' i Arabia izay efa tsy nahitana azy intsony), manana tandroka manify lava mitodika any aoriana. Misy karazany efatra ny ôrinksa:
- Oryx gazella (ao amin' ny taniefitr' i Kalahari any Namibia);
- Oryx leucoryx (ao amin' ny Saikanosin' i Arabia, ao avaratra amin' i Kôety sy amin' i Iràka);
- Oryx dammah (ao amin' nv fatrana sy ny saika tany efitra any afovoan' i Nizera, any Tsady, any atsimo amin' i Libia sy amin' i Sahara);
- Oryx beisa (any Afrika Atsinanana: ao amin' ny fatrana sy saika tany efitra ao amin' ny Tandrok' i Afrika sy any Tanzania)..
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]