Aller au contenu

Fiteny pôrtogey: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: zh-yue:葡萄牙話
Aucun résumé des modifications
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 40 nataom-pikambana 17)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Detailed SVG map of the Lusophone world.svg|vignette|297x297px|Faritra eto amin' izao tontolo izao itenenana pôrtogey]]
Ny '''fiteny portogey''' dia [[fiteny]] ao amin'ny ratsana rômana ny [[vondrom-piteny indô-eoropeana]]. Ny mpiteny portogey dia tenenina hoe ''liozôfôna''.
Ny fiteny portogey dia maka ny toerana fahaenina raha isaina ny isan'ny olona manana io teny io tenim-pirenena nahabe. Io teny io no teny voalohany indrindra teneninaa ny [[Amerika Atsimo]] (51%), ary noho izany, fiteny miasa indrindra any amin'ny Ila-bolantany atsimo. Any [[Afrika]], izy io dia ''linga franca'' manan-danja anatin'ny zanatany portogey taloha.
Ny '''fiteny pôrtogey''' dia [[fiteny]] ao amin' ny ratsana rômanan' ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|vondrom-piteny indô-eorôpeana]]. Atao hoe ''Lozôfôna'' ny mpiteny pôrtogey. Laharana fahasivy ny fiteny pôrtogey raha heverina isan' ny olona manana io teny io ho [[Teny nibeazana|fiteny nibeazana]]. Io teny io no teny voalohany indrindra be mpampiasa any [[Amerika Atsimo]] (51 %), ka noho izany dia fiteny miasa indrindra any amin' ny [[Ila-bolantany]] atsimo izy. Aty [[Afrika]] dia izy io no ''linga franca'' manan-danja ao amin' ireo firenena nozanahin' ny Pôrtogey taloha.


Mahatratra 227,9 tapitrisa ny fitambaran' ny mpiteny manao ny fiteny pôrtogey ho tenin-dreny eto amin' izao tontolo izao ary noho izany dia io no [[Fiteny ao Eorôpa|fiteny eorôpeana]] fahatelo be mpampiasa indrindra amin' ny maha-tenin-dreny azy aorian' ny [[fiteny espaniôla]] (406 tapitrisa) sy ny [[fiteny anglisy]] (335 tapitrisa). Izy koa no fiteny fahadimy amin' ny isan' ny firenena manao ny fiteny pôrtogey ho [[fiteny ôfisialy]] ary fahafito amin' ny isan' ny fandikan-teny ho amin' ny fiteny pôrtogey.


Ao amin' ny [[fianakaviam-piteny iberô-rômana]] ny fiteny pôrtogey ary misy fitoviana maro amin' ny [[fiteny kastilana]]. Any Galicia ([[Espaina]]) no itenenana ny [[fiteny galisiana]], izay mifandray akaiky aminy.
Io fiteny io dia tenenina any [[Brazila]], any [[Portogaly]], ay [[Madera]] sy any [[Asaora]], any [[Angola]], any [[Mozambika]], any [[Cap-Vert]], any [[Ginea-Bissau]], any [[Ginea Ekoatorialy]], any [[São Tomé-et-Principe]], any [[Timaoro Atsinanana]], any [[Goa]] ([[India]]), any [[Daman]] sy any [[Diu]] ([[India]]) ary any [[Macao]] ([[Sina]]).


Tenenina any [[Brezila]], any [[Pôrtogaly]], any [[Madera]], any [[Asaora]], any [[Angôla]], any [[Môzambika]], any [[Kapvera]], any [[Ginea Bisao]], any [[Ginea Ekoatôrialy]], any [[Saô Tôme e Prinsipe]], any [[Timôro Atsinanana]], any [[Goa]] ([[India]]), any [[Daman]] sy any [[Diu]] ([[India]]) ary any [[Macao]] ([[Sina]]) io fiteny io.{{vangovango}}
{{vangovango}}


[[Sokajy:Fiteny]]
[[Sokajy:Fiteny]]
[[Sokajy:Fiteny portogey|*]]
[[Sokajy:Fiteny portogey|*]]
[[Sokajy:Fiteny indo-eoropeanina]]

{{Lien AdQ|no}}
{{Lien BA|sv}}

[[af:Portugees]]
[[als:Portugiesische Sprache]]
[[an:Idioma portugués]]
[[ar:لغة برتغالية]]
[[arz:لغه بورتوجالى]]
[[ast:Portugués]]
[[az:Portuqal dili]]
[[bar:Portugiesische Sproch]]
[[bat-smg:Portugalu kalba]]
[[bcl:Portuges]]
[[be:Партугальская мова]]
[[be-x-old:Партугальская мова]]
[[bg:Португалски език]]
[[bjn:Bahasa Paranggi]]
[[bn:পর্তুগিজ ভাষা]]
[[bo:པོ་ཅུ་གྷལ་གྱི་སྐད།]]
[[br:Portugaleg]]
[[bs:Portugalski jezik]]
[[ca:Portuguès]]
[[ce:Portugalhoyn mott]]
[[ceb:Pinulongang Portuges]]
[[ckb:زمانی پۆرتووگالی]]
[[co:Lingua portughese]]
[[crh:Portugal tili]]
[[cs:Portugalština]]
[[cv:Португал чĕлхи]]
[[cy:Portiwgaleg]]
[[da:Portugisisk (sprog)]]
[[de:Portugiesische Sprache]]
[[dv:ޕޯޗުގީޒު]]
[[ee:Pɔtugisgbe]]
[[el:Πορτογαλική γλώσσα]]
[[eml:Partüghês]]
[[en:Portuguese language]]
[[eo:Portugala lingvo]]
[[es:Idioma portugués]]
[[et:Portugali keel]]
[[eu:Portuges]]
[[ext:Luenga portuguesa]]
[[fa:زبان پرتغالی]]
[[fi:Portugalin kieli]]
[[fo:Portugisiskt mál]]
[[fr:Portugais]]
[[frp:Português]]
[[fur:Lenghe portughese]]
[[fy:Portegeesk]]
[[ga:An Phortaingéilis]]
[[gan:葡萄牙語]]
[[gd:Portagailis]]
[[gl:Lingua portuguesa]]
[[gn:Poytugañe'ẽ]]
[[gv:Portiugish]]
[[hak:Phù-thò-â-ngî]]
[[he:פורטוגזית]]
[[hi:पुर्तगाली भाषा]]
[[hif:Portuguese bhasa]]
[[hr:Portugalski jezik]]
[[hsb:Portugalšćina]]
[[hu:Portugál nyelv]]
[[hy:Պորտուգալերեն]]
[[ia:Lingua portugese]]
[[id:Bahasa Portugis]]
[[ilo:Portuguese language]]
[[io:Portugalana linguo]]
[[is:Portúgalska]]
[[it:Lingua portoghese]]
[[ja:ポルトガル語]]
[[jv:Basa Portugis]]
[[ka:პორტუგალიური ენა]]
[[kbd:Португалыбзэ]]
[[kg:Kimputulukesi]]
[[kn:ಪೋರ್ಚುಗೀಯ ಭಾಷೆ]]
[[ko:포르투갈어]]
[[krc:Португал тил]]
[[ku:Zimanê portûgalî]]
[[kw:Portyngalek]]
[[la:Lingua Lusitana]]
[[lad:Lingua portugeza]]
[[lb:Portugisesch]]
[[li:Portugees]]
[[lij:Lengua portugheise]]
[[lmo:Portoghés]]
[[ln:Lipulutugɛ́si]]
[[lt:Portugalų kalba]]
[[lv:Portugāļu valoda]]
[[mhr:Португал йылме]]
[[mk:Португалски јазик]]
[[ml:പോർച്ചുഗീസ് ഭാഷ]]
[[mr:पोर्तुगीज भाषा]]
[[ms:Bahasa Portugis]]
[[mwl:Lhéngua pertuesa]]
[[nah:Portugallahtōlli]]
[[nds:Portugeesche Spraak]]
[[nds-nl:Portugees]]
[[nl:Portugees]]
[[nn:Portugisisk]]
[[no:Portugisisk]]
[[nrm:Portûndgais]]
[[oc:Portugués]]
[[os:Португайлаг æвзаг]]
[[pap:Português]]
[[pl:Język portugalski]]
[[pnb:پرتگالی]]
[[pt:Língua portuguesa]]
[[qu:Purtuyis simi]]
[[rm:Lingua portugaisa]]
[[ro:Limba portugheză]]
[[ru:Португальский язык]]
[[rw:Igiporutigali]]
[[sah:Португаал тыла]]
[[sc:Limba portughesa]]
[[scn:Lingua portughisa]]
[[sco:Portuguese leid]]
[[se:Portugálagiella]]
[[sh:Portugalski jezik]]
[[simple:Portuguese language]]
[[sk:Portugalčina]]
[[sl:Portugalščina]]
[[sq:Gjuha portugeze]]
[[sr:Португалски језик]]
[[su:Basa Portugis]]
[[sv:Portugisiska]]
[[sw:Kireno]]
[[szl:Portugalsko godka]]
[[ta:போர்த்துக்கீச மொழி]]
[[tet:Lia-portugés]]
[[tg:Забони португалӣ]]
[[th:ภาษาโปรตุเกส]]
[[tl:Wikang Portuges]]
[[tr:Portekizce]]
[[tt:Португал теле]]
[[ty:Reo Pōtītī]]
[[ug:پورتۇگال تىلى]]
[[uk:Португальська мова]]
[[ur:پرتگیزی زبان]]
[[vec:Łéngoa portoghexe]]
[[vi:Tiếng Bồ Đào Nha]]
[[vls:Portugees]]
[[wa:Portuguès (lingaedje)]]
[[war:Pinortuges]]
[[wuu:葡萄牙语]]
[[yi:פארטוגעזיש]]
[[yo:Èdè Pọrtugí]]
[[zh:葡萄牙語]]
[[zh-min-nan:Portugal-gú]]
[[zh-yue:葡萄牙話]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Febroary 2024 à 04:14

Faritra eto amin' izao tontolo izao itenenana pôrtogey

Ny fiteny pôrtogey dia fiteny ao amin' ny ratsana rômanan' ny vondrom-piteny indô-eorôpeana. Atao hoe Lozôfôna ny mpiteny pôrtogey. Laharana fahasivy ny fiteny pôrtogey raha heverina isan' ny olona manana io teny io ho fiteny nibeazana. Io teny io no teny voalohany indrindra be mpampiasa any Amerika Atsimo (51 %), ka noho izany dia fiteny miasa indrindra any amin' ny Ila-bolantany atsimo izy. Aty Afrika dia izy io no linga franca manan-danja ao amin' ireo firenena nozanahin' ny Pôrtogey taloha.

Mahatratra 227,9 tapitrisa ny fitambaran' ny mpiteny manao ny fiteny pôrtogey ho tenin-dreny eto amin' izao tontolo izao ary noho izany dia io no fiteny eorôpeana fahatelo be mpampiasa indrindra amin' ny maha-tenin-dreny azy aorian' ny fiteny espaniôla (406 tapitrisa) sy ny fiteny anglisy (335 tapitrisa). Izy koa no fiteny fahadimy amin' ny isan' ny firenena manao ny fiteny pôrtogey ho fiteny ôfisialy ary fahafito amin' ny isan' ny fandikan-teny ho amin' ny fiteny pôrtogey.

Ao amin' ny fianakaviam-piteny iberô-rômana ny fiteny pôrtogey ary misy fitoviana maro amin' ny fiteny kastilana. Any Galicia (Espaina) no itenenana ny fiteny galisiana, izay mifandray akaiky aminy.

Tenenina any Brezila, any Pôrtogaly, any Madera, any Asaora, any Angôla, any Môzambika, any Kapvera, any Ginea Bisao, any Ginea Ekoatôrialy, any Saô Tôme e Prinsipe, any Timôro Atsinanana, any Goa (India), any Daman sy any Diu (India) ary any Macao (Sina) io fiteny io.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.