Aller au contenu

Nikela

Avy amin'i Wikipedia
Nikela nodiovana tamin' ny fihotoana araka aratra sady apetraka eo akaiky goba 1sm3.

Ny nikela dia singa simika metalika fotsy milokom-bolafotsy manopy volom-bolamena, mafy, mora omena endrika, azo roritina nefa tsy mora tapaka sady mora diovina. Ny eva simikany dia Ni ary ny isa atômikany dia 28.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]