Faritra Sofia
Faritra Sofia
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Mahajanga | ||
Renivohi-paritra | Antsohihy | ||
Distrika | 7 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 52 504 km2 | ||
Isam-ponina | 940 800 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 17,92 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 14,52 47 Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 47.59 15 Antsinana | ||
Ny Faritra Sofia dia faritra any avaratra-andrefana amin' i Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga, mizara sisintany amin' ny faritra Boeny amin' ny tapany andrefana, avatra mizara amin' ny faritra Diana ary atsinana dia mizara amin' ny faritra Alaotra-Mangoro. Ny renivohitr' io faritra io dia Antsohihy, misy mponina miisa 940 800 tamin' ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny velarany. Misy distrika 7 ary manana kaominina 108 izy.
Ny renirano antsoina hoe Sofia ao amin'io faritra io no nanome azy ny anarany.
Jeôgrafia
[hanova | hanova ny fango]Ny faritra Sofia dia valahan' ny sahan-drano avaratra-andrefana sy ny afovoantan' i Madagasikara. Manana velarana mirefy 52 504 km2 ary mponina 940 800 eo. Any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny disitirikan' i Mandritsara dia tena ahitana orana matetika.
Tantarany
[hanova | hanova ny fango]Faritra Sofia dia faritra ipetrahan' ireo foko tsimihety,
Fitsinjarana
[hanova | hanova ny fango]Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin' ny faritra Sofia:
- Distrikan' Analalava (13 kaominina)
- Distrikan' Antsohihy (12 kaominina)
- Distrikan' i Bealanana (13 kaominina)
- Distrikan' i Befandriana Avaratra (12 kaominina)
- Distrikan' i Boriziny (15 kaominina)
- Distrikan' i Mampikony (10 kaominina)
- Distrikan' i Mandritsara (28 kaominina)
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Ny ala sy ny harena voajanahary
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Faritany sy faritra eto Madagasikara:
- Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra)
- Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava)
- Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany)
- Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia)
- Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana)
- Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Lahatsoratra samihafa
- "Communes et régions à Madagascar, De nouveaux acteurs dans la gestion locale de l'environnement", cairn.info
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- "Maroantsetra – Mananara : La création de la 24ème région adoptée en Conseil des ministres Archived Jiona 14, 2023 at the Wayback Machine", midi-madagasikara.mg
- "Gouverneur de région : du provisoire permanent Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine", madagascar-tribune.com
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2004-001 relative aux Régions" (pdf), faolex.fao.org
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2014-021 relative à la représentation de l’Etat" (pdf), droit-afrique.com
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg
- ((fr)) Sehatra Ofisialyl Archived Desambra 1, 2017 at the Wayback Machine