Aller au contenu

Nikela

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 22 Aogositra 2024 à 15:13 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Nikela nodiovana tamin' ny fihotoana araka aratra sady apetraka eo akaiky goba 1sm3.

Ny nikela dia singa simika metalika fotsy milokom-bolafotsy manopy volom-bolamena, mafy, mora omena endrika, azo roritina nefa tsy mora tapaka sady mora diovina. Ny eva simikany dia Ni ary ny isa atômikany dia 28.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]