Aller au contenu

Ankizy

Avy amin'i Wikipedia
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ankizy

Ny ankizy dia olombelona manomboka eo amin' ny fotoana nahaterahany ka hatramin' ny fahalebeazany, izany hoe mifarana eo amin' ny faha-18 taona, na vavy na lahy. Amin' ny kolontsaina maro dia tezaina manaraka ny fitsipika apetraky ny ray aman-dreny ny ankizy, ary beazina amin' ny fomba tsara sady môdely izy. Tokony manana zo feno ary voahaja ny ankizy rehetra.

Ankizy malagasy

Raha eo amin' ny fomba fitaizana malagasy dia mbola atao hoe zaza ny olona iray vao teraka hatramin' ny faha-19 taona. Rehefa katroka 20 taona miakatra dia efa mahaleo tena ka efa tsy zaza intsony izy. Misy lanjany ny manara-maso ny fivoaran' ny toetran' ny mpianatra tanora kokoa amin' ny fahazavan' ny fananganana ny toerany anatiny, ny vokatr' izany dia ny fitondran-tenany.

Ny fikambanana iraisam-pirenena

Torohevitra

Jereo koa