Aller au contenu

Departemanta

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 14 Martsa 2013 à 08:51 nataon'i Legobot (dinika | fandraisan'anjara) (Nanala rohy interwiki 31 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q643589)
Fandrindrana ny tany Frantsay

Ny departemanta dia fizarana ny tanim-pirenena ao amin'ny firenena iray. Ireo firenena izay mampiasa ny teny hoe departemanta amin'izao fotoana dia na zana-tany frantsay taloha (Bénin, Burkina Faso, Côte d'Ivoire, Haïti...) na firenena any Amerika Latina (Arjantina, Bolivia, Kolombia, Goatemala, Hondorasy...).

Ny departemanta koa dia fizarana ara-ministeran'ny governemanta iray. Araka izany :

  • Any Etazonia dia ahitana ny fandrindrana federaly (Governemanta), voazara ho "U.S. Department manana "U.S. secretary ho tale (sekretera federaly).

Ny departemanta any Frantsa

Ny departemanta any Frantsa dia ny fizarana faharoa aorian'ny Faritra sy ny firenena manontolo. Sahala ny distrika any Madagasikara ny departemanta ao Frantsa, saingy izy ireo tsy mitondra ny anaran'ny renivohi-distrika fa anaraha hafa mihitsy, matetika avy amin'ny ony malaza ao amin'ilay departemanta.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.