Aller au contenu

Sinema

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 11 Martsa 2013 à 11:24 nataon'i Legobot (dinika | fandraisan'anjara) (Bot: Migrating 135 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q11424 (translate me))
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny sinema dia karazan-kanto iray. Izy io dia zava-kanto voaorina amin'ny sary maro alaina avy amin'ny atao hoe fakan-tsary na kamerà manokana hahafahana maka sary efatra ambin'ny roapolo na telopolo anatin'ny iray segondra. Ireo sary ireo dia alefa misesy (24 isa-tsegondra). Ny fandefasana sary maro misesy ao anatin'ny fe-potoana vitsivitsy dia manao an'ilay sary hihetsika ho antsika olombelona satria ao ny filofo retiniana sy ny vokatra phi.