Aller au contenu

Haikintana

Avy amin'i Wikipedia
  


Ny Rahoan'kitana Omega

Ny Astronomia dia siansa momban'ny fijerena kitana, sady mitady ny fiavina azy, ny fivoarana azy, ny toetra fizika sy ny toetra simika azy ; tsy tokony mifangaro aminy mécanique céleste (zavatra afa) izy. Ny fiavin'ny astronomia avy tany alohan'ny taona antika, taminy taona ny finoana prehistôrika

ny teny astronomia avy any aminy teny grika αστρονομία (άστρον dia νόμος) midika lalana ny kitana

Ho isy Année mondiale de l'Astronomie aminy taona 2009

Tantara

Efa misy 6.000 taona mahery 'izay ny astronomia no nisy teto an'tany ; io angamba ny siansa natoraly tena antitra indrindra eto an'tany ;

Mampiseho ny Arkeôlojia : misy haifomba, nanjavina tamin'ny taona ny sabamena, mety taminy taona neôlitika mihitsy ary, nanana fahalalana taminy astrônomia. Fantany ny fifandraisany amin'ny tonontaona, fantany koa moa no mamantatra ny konstelasiona sasany.

Ny fivelaran'ny astronomia ankehitriny dia voadidy ny fanisàna hatramin'ny taona grika taloha sy ny famoronana fitaovanan fijerena taminy faran'ny taona ampivoany, na dia efa niasa miraizotra amin'ny astrolojia ary izy, ny siècle des lumières sy ny fahitam-baovao ny fiheritreretan'ny grika nampisarakan'ny siansa sy ny finoana.

Ny astrolojia aveo tsy nampiasan'ny mpijery kitana tsony

Taloha ny taona antika

Stonehenge

Taminy taona Neôlitika, ny boribory megalitika mitsangana ohatran'ny any Stonehenge ohatra, dia toherana fijerena kitana.

Taona antika

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tsy mila tenenina akory faha hoe ny fijerena rehetra dia hatao aminy maso : ny olona taloha tao dia voaampy taminy tsy fihisina pollution lumineuse sy ny pollution atmosphérique (smog). Ny mpijery kitana afaka mijery kitana any ampivoany ny tanàna, tsy afaka mijery kitana any an'tanàna (Paris 'zai oatra) be jiro intsony 'zao. Ny fijerena (manao sari-kitana 4 na 5 oatra) dia efa mila fandrosoana be, tokony mahay :

Taona antika preklasìka

Taona antika klasìka

taona medievaly

medievaly ambony

medievaly ambany

Renaissance

ankehitriny

disiplina

any an-piarana

momban'ny planety

momban'ny kitana

momban'ny galaksia

Kosmolojia

Disiplina ara-pomba fijerena

Radioastronomia

Astronomia miaraka aminy IR

Astronomia miaraka aminy UV

Astronomia miaraka aminy X-Ray

Astronomia miaraka aminy Jiro ɣ

Disilina afa

Astrobiolojia

Rohy ivelany

Endrika:Link FA