Aller au contenu

Bibilava

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 25 Febroary 2021 à 13:00 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny bibilava dia biby manana taolana, matetika mivelona an-tanety, manatody, nefa tsy manana na tongotra na elatra. Ny karazana bibilava maro dia manana karandoha misy taolan-doha maro kokoa noho ny razamben'izy ireo, ka mahatonga azy ireo mitelina remby lehibe lavitra noho ny lohany noho ny fananany valanoranony afaka mivelatra be.