Aller au contenu

Rio Tapajós: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 2 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:Q752674
Andalana faha-10: Andalana faha-10:
{{ref}}
{{ref}}
{{commonscat}}
{{commonscat}}

[[pt:Rio Tapajós]]

[[de:Rio Tapajós]]
[[sokajy:Renirano any Amerika Atsimo]]
[[sokajy:Renirano any Amerika Atsimo]]
[[sokajy:Renirano any Brezila]]
[[sokajy:Renirano any Brezila]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Novambra 2024 à 04:24

Tapajos
Santarem, Tapajos

Ny Rio Tapajós dia iray amin'ireo renirano lehibe indrindra amin'ny Amazonia sy  Brazila. Miforona avy amin'ny fihaonan'ny Rio Juruena sy ny Rio Teles Pires izy io, ary mikoriana mankany amin'ny renirano lehibe indrindra eran-tany eo ankavanana, eo amin'ny morontsiraka atsimo akaikin'i Santarém.

Eo amoron'ny Rio Tapajós no misy ny fonenan'i Fordlândia izay efa nilaozana.

Ny Rio Tapajós dia manana halavana manodidina ny 810 kilometatra tsy misy renirano. Miaraka amin'ny reniranon'i Rio Teles Pires havanana, manana halavany 2.291 kilometatra izy.

Tsiahy