Aller au contenu

Filazam-potoana hoavy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''[[Filazam-potoana hoavy|filazam-potoana hoavy]]''' dia endriky ny teny atao [[entimilaza]], indrindra ny [[matoanteny]], izay manondro amin' ny alalan' ny mari-potoana, fa ny fotoana isehoan' ny asa na ny toetra lazaina amin' io entimilaza na matoanteny io dia hiseho aorian' ny fotoana itenenana.
Ny '''[[Filazam-potoana hoavy|filazam-potoana hoavy]]''' dia endriky ny teny atao [[entimilaza]], indrindra ny [[matoanteny]], izay manondro amin' ny alalan' ny mari-potoana, fa ny fotoana isehoan' ny asa na ny toetra lazaina amin' io entimilaza na matoanteny io dia hiseho aorian' ny fotoana itenenana.


Amin' ny ankapobeny ny filazam-potoana hoavy dia manondro ny fotoana aorian' ny fotoana itenenana sady misaraka mazava tsara aminy. Ny hoavy dia mety hoavy ampitahaina amin' ny fotoana lasa atao fiaingana ka misy ny fiteny manana fomba hanehoany izany hoavy avy amin' ny lasa izany, ka anisan' izany ny [[fiteny frantsay]] izay manana ny tao hoe "hoavin' ny lasa" (frantsay: ''[[futur du passé]]'') izay mitovy endrika amin' ny [[Filaza mihonohono|filaza mihonohono]] (frantsay: ''[[mode conditionnel]]'').
Amin' ny ankapobeny ny filazam-potoana hoavy dia manondro ny fotoana aorian' ny fotoana itenenana sady misaraka mazava tsara aminy. Ny hoavy dia mety hoavy ampitahaina amin' ny fotoana lasa atao fiaingana ka misy ny fiteny manana fomba hanehoany izany hoavy avy amin' ny lasa izany, ka anisan' izany ny [[fiteny frantsay]] izay manana ny tao hoe "hoavin' ny lasa" (frantsay: ''[[Conditionnel présent|futur du passé]]'') izay mitovy endrika amin' ny [[Filaza mihonohono|filaza mihonohono]] (frantsay: ''[[Conditionnel présent|mode conditionnel]]'').


Ao amin' ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin' ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|mari-panehoan-javatra]] dia ahitana ireto filazam-potoana hoavy ireto:
Ao amin' ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin' ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|mari-panehoan-javatra]] dia ahitana ireto filazam-potoana hoavy ireto:
Andalana faha-16: Andalana faha-16:
* [[Filazam-potoana tsy hoavy]]
* [[Filazam-potoana tsy hoavy]]
* [[Filazam-potoana tsy lasa]]
* [[Filazam-potoana tsy lasa]]
* [[Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny]]

Endrika tamin'ity 17 Janoary 2024 à 11:19 ity

Ny filazam-potoana hoavy dia endriky ny teny atao entimilaza, indrindra ny matoanteny, izay manondro amin' ny alalan' ny mari-potoana, fa ny fotoana isehoan' ny asa na ny toetra lazaina amin' io entimilaza na matoanteny io dia hiseho aorian' ny fotoana itenenana.

Amin' ny ankapobeny ny filazam-potoana hoavy dia manondro ny fotoana aorian' ny fotoana itenenana sady misaraka mazava tsara aminy. Ny hoavy dia mety hoavy ampitahaina amin' ny fotoana lasa atao fiaingana ka misy ny fiteny manana fomba hanehoany izany hoavy avy amin' ny lasa izany, ka anisan' izany ny fiteny frantsay izay manana ny tao hoe "hoavin' ny lasa" (frantsay: futur du passé) izay mitovy endrika amin' ny filaza mihonohono (frantsay: mode conditionnel).

Ao amin' ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin' ny mari-panehoan-javatra dia ahitana ireto filazam-potoana hoavy ireto:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]