Aller au contenu

Jodaisma mesianika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Messianic synagogue.jpg|vignette|349x349px|Sinagoga mesianika ''Baruch HaShem'' ao Dallas any Texas.]]
[[Sary:Messianic synagogue.jpg|vignette|349x349px|Sinagoga mesianika ''Baruch HaShem'' ao Dallas any Texas.]]
Ny '''jodaisma mesianika''' dia fihetsiketsehana ara-pivavahana izay manakambana singa avy amin' ny [[kristianisma]], toy ny finoana fa [[Mesia]] i [[Jesoa]], sy singa avy amin' ny [[jodaisma]] ary ny fomba jiosy. Tamin' ireo taona 1960 sy 1970 no nisehoan' ny endriky ny jodaisma mesianika ahafantarana azy ankehitriny. Nipoitra avy amin' ny fihetsiketsehana misionera kristiana sy ny [[evanjelisma]] izy ka manakambana teôlôjia kristiana amin' ny ampahan' ny fanaon' ny fivavahana jiosy. Tao amin' ny [[anglikanisma]] tao [[Angletera]] tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-19 no niandohan' io fihetsiketsehana io. Mitonon-tena ho Jiosy manaiky ny maha Mesia an' i Ieshoa (izany hoe Jesoa) ny mpanaraka azy.
Ny '''jodaisma mesianika''' dia fhetsika ara-pivavahana izay manakambana singa avy amin' ny [[kristianisma]], toy ny finoana fa [[Mesia]] i [[Jesoa]], sy singa avy amin' ny [[jodaisma]] ary ny fomba jiosy. Tamin' ireo taona 1960 sy 1970 no nisehoan' ny endriky ny jodaisma mesianika ahafantarana azy ankehitriny. Nipoitra avy amin' ny hetsika misiônera kristiana sy ny [[evanjelisma]] izy ka manakambana teôlôjia kristiana amin' ny ampahan' ny fanaon' ny fivavahana jiosy. Tao amin' ny [[anglikanisma]] tao [[Angletera]] tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-19 no niandohan' io hetsika io. Mitonon-tena ho Jiosy manaiky ny maha Mesia an' i Ieshoa (izany hoe Jesoa) ny mpanaraka azy.
[[Sary:Messianic Seal with 8 Caldles.png|vignette|233x233px|Iray amin'ireo evan'ny jodaisma mesianika]]
[[Sary:Messianic Seal with 8 Caldles.png|vignette|233x233px|Iray amin'ireo evan'ny jodaisma mesianika]]
Taorian' ny fandrosoan' ny [[ziônisma]] (na siônisma) tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-19 sy ny fisehoan' ny siônisma kristiana sy ny [[Ady Lehibe Faharoa]] ary ny fahaterahan' ny [[Fanjakan'i Israely (ankehitriny)|Fanjakan' i Israely ankehitriny]] dia nanomboka niseho amin' ny endrika ahafantarana azy ankehitriny ilay fihetsiketsehana tao [[Etazonia]] tamin' ireo taona 1960. Ny fandresen' i Israely tamin' ny taona 1967 sy ny fampiraisana an' i [[Jerosalema]] dia noheverin' ny Jiosy mesianika ho famantarana ny fotoanandro izay manana ny maha izy azy manokana. Izany zava-nitranga izany dia noheverin' izy ireo fa mialoha ny [[fiavian'i Jesoa fanindroany|fiavian' i Jesoa fanindroany]] sy ny fanorenana ny [[Arivo taona (kristianisma)|fanjakany arivo taona]] ao Siôna (na Ziôna), rehefa vita ny ady faran' i [[Goga sy Magoga|Gôga sy Magôga]].
Taorian' ny fandrosoan' ny [[ziônisma]] (na siônisma) tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-19 sy ny fisehoan' ny siônisma kristiana sy ny [[Ady Lehibe Faharoa]] ary ny fahaterahan' ny [[Fanjakan'i Israely (ankehitriny)|Fanjakan' i Israely ankehitriny]] dia nanomboka niseho amin' ny endrika ahafantarana azy ankehitriny ilay hetsika tao [[Etazonia]] tamin' ireo taona 1960. Ny fandresen' i Israely tamin' ny taona 1967 sy ny fampiraisana an' i [[Jerosalema]] dia noheverin' ny Jiosy mesianika ho famantarana ny fotoanandro izay manana ny maha izy azy manokana. Izany zava-nitranga izany dia noheverin' izy ireo fa mialoha ny [[fiavian'i Jesoa fanindroany|fiavian' i Jesoa fanindroany]] sy ny fanorenana ny [[Arivo taona (kristianisma)|fanjakany arivo taona]] ao Siôna (na Ziôna), rehefa vita ny ady faran' i [[Goga sy Magoga|Gôga sy Magôga]].


Ny Jiosy mesianika dia tsy tokony hafangaro amin' ny Jiosy miova fionoana ho amin' ny kristianisma, satria aorian' ny fiovany finoana dia mpikambana feno ao amin' ny fiangonana nohatoniny izy ireo. Na dia misy Jiosy mesianika izay Jiosy araka ny [[Halakà]] (izany hoe Jiosy araka ny mason-tsivan' ny fivavahana jiosy fa tsy kristiana), ny jodaisma mesianika dia tsy eken' ny Jiosy ho firehan' ny fivavahana jiosy. Ny mpahay tantaran' ny fivavahana dia manasokajy ny jodaisma mesianika ao amin' ny kristianisma.
Ny Jiosy mesianika dia tsy tokony hafangaro amin' ny Jiosy miova finoana ho amin' ny kristianisma, satria aorian' ny fiovany finoana dia mpikambana feno ao amin' ny fiangonana nohatoniny izy ireo. Na dia misy Jiosy mesianika izay Jiosy araka ny [[Halakà]] (izany hoe Jiosy araka ny mason-tsivan' ny fivavahana jiosy fa tsy kristiana), ny jodaisma mesianika dia tsy eken' ny Jiosy ho firehan' ny fivavahana jiosy. Ny mpahay tantaran' ny fivavahana dia manasokajy ny jodaisma mesianika ao amin' ny kristianisma.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Septambra 2022 à 09:47

Sinagoga mesianika Baruch HaShem ao Dallas any Texas.

Ny jodaisma mesianika dia fhetsika ara-pivavahana izay manakambana singa avy amin' ny kristianisma, toy ny finoana fa Mesia i Jesoa, sy singa avy amin' ny jodaisma ary ny fomba jiosy. Tamin' ireo taona 1960 sy 1970 no nisehoan' ny endriky ny jodaisma mesianika ahafantarana azy ankehitriny. Nipoitra avy amin' ny hetsika misiônera kristiana sy ny evanjelisma izy ka manakambana teôlôjia kristiana amin' ny ampahan' ny fanaon' ny fivavahana jiosy. Tao amin' ny anglikanisma tao Angletera tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-19 no niandohan' io hetsika io. Mitonon-tena ho Jiosy manaiky ny maha Mesia an' i Ieshoa (izany hoe Jesoa) ny mpanaraka azy.

Iray amin'ireo evan'ny jodaisma mesianika

Taorian' ny fandrosoan' ny ziônisma (na siônisma) tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-19 sy ny fisehoan' ny siônisma kristiana sy ny Ady Lehibe Faharoa ary ny fahaterahan' ny Fanjakan' i Israely ankehitriny dia nanomboka niseho amin' ny endrika ahafantarana azy ankehitriny ilay hetsika tao Etazonia tamin' ireo taona 1960. Ny fandresen' i Israely tamin' ny taona 1967 sy ny fampiraisana an' i Jerosalema dia noheverin' ny Jiosy mesianika ho famantarana ny fotoanandro izay manana ny maha izy azy manokana. Izany zava-nitranga izany dia noheverin' izy ireo fa mialoha ny fiavian' i Jesoa fanindroany sy ny fanorenana ny fanjakany arivo taona ao Siôna (na Ziôna), rehefa vita ny ady faran' i Gôga sy Magôga.

Ny Jiosy mesianika dia tsy tokony hafangaro amin' ny Jiosy miova finoana ho amin' ny kristianisma, satria aorian' ny fiovany finoana dia mpikambana feno ao amin' ny fiangonana nohatoniny izy ireo. Na dia misy Jiosy mesianika izay Jiosy araka ny Halakà (izany hoe Jiosy araka ny mason-tsivan' ny fivavahana jiosy fa tsy kristiana), ny jodaisma mesianika dia tsy eken' ny Jiosy ho firehan' ny fivavahana jiosy. Ny mpahay tantaran' ny fivavahana dia manasokajy ny jodaisma mesianika ao amin' ny kristianisma.

Jereo koa