Aller au contenu

Fiangonan' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Removing AssembliesofGodNationalHeadquarters.jpg, it has been deleted from Commons by Fitindia because: No permission since 19 June 2022.
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:AssembliesofGodNationalHeadquarters.jpg|vignette|313x313px|Foiben' ny Fiangoan' Andriamanitra, izay any Etazonia, ao Springfield, Missouri.]]
Ny '''Fiangonan' Andriamanitra''', izay fantatra amin' ny anarana [[Fiteny frantsay|frantsay]] hoe '''''Assemblées de Dieu''''', dia fiangonana [[Kristianisma|kristiana]] [[Evanjelisma|evanjelika]] [[Pentekôtisma|pentekôtista]] izay misy mpino miisa 69 200 000 tamin' ny taona 2019 izay miely any amin' ny firenena miisa 190. Atao hoe '''''Assemblies of God''''' izy amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] fa '''''Asambleas de Dios''''' kosa amin' ny [[Fiteny espaniôla|teny espaniôla]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Jiona 2022 à 12:32

Ny Fiangonan' Andriamanitra, izay fantatra amin' ny anarana frantsay hoe Assemblées de Dieu, dia fiangonana kristiana evanjelika pentekôtista izay misy mpino miisa 69 200 000 tamin' ny taona 2019 izay miely any amin' ny firenena miisa 190. Atao hoe Assemblies of God izy amin' ny teny anglisy fa Asambleas de Dios kosa amin' ny teny espaniôla.

Jereo koa