Voain' i Neily: Fahasamihafan'ny versiona
Apparence
Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Voay Neily ho Voain' i Neily i Thelezifor |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Nile_Crocodile_(44335259425).jpg|thumb]] |
[[Sary:Nile_Crocodile_(44335259425).jpg|thumb]] |
||
Ny ''' |
Ny '''voain' i Neily''' na '''voain' i Nily''' (''Crocodylus niloticus'') dia [[voay]] lehibe teratany monina amin'ny ranomamy aty [[Afrika]], ka any amin'ny firenena miisa 26 no ahitana azy. Miely patrana manerana an'i [[Afrika atsimon' i Saharà|Afrika atsimon'i Saharà]] izy io, indrindra any amin'ny faritra afovoany, atsinanana ary atsimon'ny [[kaontinanta]], ary miaina amin'ny karazana tontolo iainana an-drano toy ny [[farihy]], [[renirano]], [[honahona]] ary [[heniheny]]. |
Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Novambra 2021 à 08:33
Ny voain' i Neily na voain' i Nily (Crocodylus niloticus) dia voay lehibe teratany monina amin'ny ranomamy aty Afrika, ka any amin'ny firenena miisa 26 no ahitana azy. Miely patrana manerana an'i Afrika atsimon'i Saharà izy io, indrindra any amin'ny faritra afovoany, atsinanana ary atsimon'ny kaontinanta, ary miaina amin'ny karazana tontolo iainana an-drano toy ny farihy, renirano, honahona ary heniheny.