Aller au contenu

Teôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 13 nataom-pikambana 3)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[teolojia|'''teolojia''']] dia taranja na vondron-taranja atao hianarana sy hahalalana ny amin'[[Andriamanitra (tokana)|Andramanitra]], na ny amin'ny hoe "[[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]]", amin'ny alalan'ny fandraisan'anjaran'ny fisainan'olombelona ho enti-manazava sy handaminana bebe kokoa izay zavatra fantatra tamin'ny alalan'ny [[Fanambaràna (finoana)|fanambaràna]] ka miantefa amin'ny finoana.
Ny '''teôlôjia''' dia taranja na vondron-taranja atao hianarana sy hahalalana ny amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andramanitra]], na ny amin' ny hoe "[[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]]", amin' ny alalan' ny fandraisan' anjaran' ny fisainan' olombelona ho enti-manazava sy handaminana bebe kokoa izay zavatra fantatra tamin' ny alalan' ny [[Fanambaràna (finoana)|fanambaràna]] ka miantefa amin' ny finoana.


Na dia tao amin'ny [[Fivavahana kristianna|fivavahana kristiana]] aza no tena nahafantarana ny fanaovana teolojia dia maro koa ireo fivavahana manao telojia ka isan'izany ny fivavahana [[silamo]] sy ny [[jodaisma]]. Tsy ny tontolon'ny fivavahana ihany no ahitana teolojia fa ahitana azy koa ny taranja [[Filôzôfia|filozofia]] toy ny sampan-taranja [[metafizika]] (dia ilay atao hoe onto-teolojia). Tsy ny finoana rehetra koa tsy akory no manaiky ny fanaovana teolojia fa misy ireo izay mitsipaka an'izany ka mihevitra fa tsy mety hifangaro amin'ny zavatra momba ny finoana na hanampy zavatra hafa tsy araka ny fanambaràna tokony hiantefa amin'ny finoana ny teolojia.
Na dia tao amin' ny [[Fivavahana kristianna|fivavahana kristiana]] aza no tena nahafantarana ny fanaovana teôlôjia dia maro koa ireo [[fivavahana]] manao teôlôjia ka isan' izany ny fivavahana [[silamo]] sy ny [[jodaisma]]. Tsy ny tontolon' ny fivavahana ihany no ahitana teôlôjia fa ahitana azy koa ny taranja [[filôzôfia]] toy ny sampan-taranja [[metafizika]] (dia ilay atao hoe ôntô-teôlôjia). Tsy ny fivavahana rehetra koa tsy akory no manaiky ny fanaovana teôlôjia fa misy ireo izay mitsipaka an' izany ka mihevitra fa tsy mety hifangaro amin' ny zavatra momba ny finoana na hanampy zavatra hafa tsy araka ny fanambaràna tokony hiantefa amin' ny finoana ny teôlôjia.


Amin'izao fotoana izao dia maro ny sekoly sy oniversite ianarana teolojia nefa ny sasany dia tsy miankina amin'antokom-pivavahana ka ny mpianatra sy ny mpampianatra ao dia tsy voatery ho olona mino.
Amin' izao fotoana izao dia maro ny sekoly sy oniversite ianarana teôlôjia nefa ny sasany dia tsy miankina amin' antokom-pivavahana ka ny mpianatra sy ny mpampianatra ao dia tsy voatery ho olona mino.


Fomba fiasa voasaina<ref name=":0"><small>''Voasaina'': fr: "rationnel"</small></ref> no entina manao ny fanakarana ny momba an'Andriamanitra sy ny manodidina azy ao amin'ny teolojia hany ka nisy fotoana tsy niaingan'ny mpanao teolojia tamin'ny [[Soratra Masina]], izay vokatry ny fanambaràna, hanakarana ny tontolon'Andriamanitra fa tamin'ny fisainany irery ihany.
Fomba fiasa voasaina<ref name=":0"><small>''Voasaina'': fr: "rationnel"</small></ref> no entina manao ny fanakarana ny momba an' Andriamanitra sy ny manodidina azy ao amin'ny teôlôjia hany ka nisy fotoana tsy niaingan' ny mpanao teôlôjia tamin' ny [[Soratra Masina]], izay vokatry ny fanambaràna, hanakarana ny tontolon' Andriamanitra fa tamin' ny fisainany irery ihany.


== Fiforonan-teny ==
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''teolojia'' dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe θεολογία / ''theologia'', izay azo amin'ny fanakambanana ny teny hoe Θεός / ''theos'' (midika hoe "andriamanitra") sy ny hoe -λογία / ''logia'' (midika hoe "fitenenana" na "firesahana") nisampana avy amin'ny teny hoe λόγος / ''logos'' ("teny"). Ny mpampianatra na izay nianatra teolojia no atao hoe ''teolojiana''.
Ny teny hoe ''teôlôjia'' dia avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe θεολογία / ''theologia'', izay azo amin' ny fanakambanana ny teny hoe Θεός / ''theos'' (midika hoe "andriamanitra") sy ny hoe -λογία / ''logia'' (midika hoe "fitenenana" na "firesahana") nisampana avy amin' ny teny hoe λόγος / ''logos'' ("teny"). Ny mpampianatra na izay nianatra teôlôjia no atao hoe ''teôlôjiana''.


== Ny ''theologia'' teo amin'ireo filozofa grika ==
== Ny ''theologia'' teo amin' ny filôzôfa grika ==
Ny teny grika hoe ''θεολογία'' / ''theologia'' dia nampiasain'ilay filozofa grika atao hoe [[Plato]] amin'ny dikany ara-bakiteny hoe "resaka momba ny andriamanitra" na "resaka momba an'Andriamanitra" tamin'ny taonjato faha-4 tal. J.K. tao amin'ny asa soratra nataony, ao amin'ny Boky faha-2 toko faha-18<ref><small>Liddell and Scott's ''[http://www.perseus.tufts.edu/cgi-bin/ptext?doc=Perseus%3Atext%3A1999.04.0057;query=entry%3D%2348216;layout=;loc=qeolo%2Fgia1 Greek-English Lexicon]''</small></ref>, mitondra ny lohateny hoe ''Πολιτεία'' / ''Politeía'' ("fitondram-pirenena")<ref><small>Io boky io no nadika amin'ny teny latina hoe ''Res Publica'' ("zava-bahoaka") sady fantatra koa amin'ny teny frantsy hoe ''La République'' na amin'ny teny anglisy hoe ''The Republic.''</small></ref>. Ao amin'io toko io i Plato dia nizara ny [[Filôzôfia|filozofia]] ho zana-taranja telo izay nomeny ny anarana hoe μαθηματικὴ / ''mathêmatikê'' sy φυσική / ''phusikê'' ary θεολογική / ''theologike'', ka ity farany ity no mitovitovy amin'ny [[metafizika]] izay iresahana momba ny fomban'Andriamanitra na ny andriamanitra<ref><small>Aristotle, [http://etext.library.adelaide.edu.au/mirror/classics.mit.edu/Aristotle/metaphysics.6.vi.html ''Metaphysics'', Book Epsilon]. ([https://web.archive.org/web/20080216173401/http://etext.library.adelaide.edu.au/mirror/classics.mit.edu/Aristotle/metaphysics.6.vi.html Tahiry]).</small></ref>.
Ny teny grika hoe ''θεολογία'' / ''theologia'' dia nampiasain' ilay [[filôzôfa]] grika atao hoe [[Plato|Platô]] amin' ny dikany ara-bakiteny hoe "resaka momba ny andriamanitra" na "resaka momba an' Andriamanitra" tamin' ny taonjato faha-4 tal. J.K. tao amin' ny asa soratra nataony, ao amin' ny Boky faha-2 toko faha-18<ref><small>Liddell and Scott's ''[http://www.perseus.tufts.edu/cgi-bin/ptext?doc=Perseus%3Atext%3A1999.04.0057;query=entry%3D%2348216;layout=;loc=qeolo%2Fgia1 Greek-English Lexicon]''</small></ref>, mitondra ny lohateny hoe ''Πολιτεία'' / ''Politeía'' ("fitondram-pirenena")<ref><small>Io boky io no nadika amin'ny teny latina hoe ''Res Publica'' ("zava-bahoaka") sady fantatra koa amin'ny teny frantsy hoe ''La République'' na amin'ny teny anglisy hoe ''The Republic.''</small></ref>. Ao amin' io toko io i [[Platôna]] dia nizara ny [[filôzôfia]] ho zana-taranja telo izay nomeny ny anarana hoe ''μαθηματικὴ'' / ''mathêmatikê'' sy ''φυσική'' / ''phusikê'' ary ''θεολογική'' / ''theologike'', ka ity farany ity no mitovitovy amin' ny [[metafizika]] izay iresahana momba ny fomban' Andriamanitra na ny andriamanitra<ref><small>Aristotle, [http://etext.library.adelaide.edu.au/mirror/classics.mit.edu/Aristotle/metaphysics.6.vi.html ''Metaphysics'', Book Epsilon]. ([https://web.archive.org/web/20080216173401/http://etext.library.adelaide.edu.au/mirror/classics.mit.edu/Aristotle/metaphysics.6.vi.html Tahiry]).</small></ref>.


Raha nanoratra araka ny loharano avy amin'ireo filozofa Stoika i Marcus Terentius Varro (mpanoratra latina), dia nanavaka karazana lahateny telo, dia ny lahateny momba ny [[fedrà]]<nowiki/>n'ireo andriamanitry ny Grika, ny lahateny voasaina ara-pilozofia andinihana ireo andriamanitra sy ny amin'izao rehetra izao, ary lahateny momba ny fanaon'ny olombelona eo amin'ny fiarahamonina toy ny fombafomba sy ny adidy ary ny fitandremana ny zavatra andidian'ny fivavahana<ref><small>Araka ny tsiahy ataon'i Aogostino ao amin'ny sorany mitondra ny lohateny hoe ''Tanàn'Andriamanitra'', Boky hafa-6, toko faha-5.</small></ref>.
Raha nanoratra araka ny loharano avy amin' ireo filôzôfa stôika i Marcus Terentius Varro (mpanoratra latina), dia nanavaka karazana lahateny telo, dia ny lahateny momba ny [[fedrà]]<nowiki/>n' ireo andriamanitry ny Grika, ny lahateny voasaina ara-pilôzôfia andinihana ireo andriamanitra sy ny amin' izao rehetra izao, ary lahateny momba ny fanaon' ny olombelona eo amin' ny fiarahamonina toy ny fombafomba sy ny adidy ary ny fitandremana ny zavatra andidian' ny [[fivavahana]]<ref><small>Araka ny tsiahy ataon'i Aogostino ao amin'ny sorany mitondra ny lohateny hoe ''Tanàn'Andriamanitra'', Boky hafa-6, toko faha-5.</small></ref>.


== Ny teolojian'ireo finoana abrahamika ==
== Ny teôlôjian' ny finoana abrahamika ==


==== Ao amin'ny Jodaisma ====
=== Teôlojia isaky ny fivavahana tsirairay ===
Ny tsy nisian'ny fahefana politika misaraka amin'ny fivavahana dia nahatonga ny fandinihana teolojika tsy ho hita afa-tsy tao amin'ny tontolo sy ny fiarahamonina ary ny [[sinagoga]], fa tsy nisy toeram-pampianarana manokana, ka isan'izany ireo ady hevitra ifanaovan'ireo Raby momba ny lalàna jiosy sy ny fanaovana heviteny amin'ny [[Torah]]. Zava-dehibe ho an'ny teolojia kristiana sy silamo ary jiosy amin'izao ny teolojian'ny jiosy fahizay<ref><small>Randi Rashkover, '[https://archive.is/20120709141057/http://findarticles.com/p/articles/mi_m2096/is_4_49/ai_58621576 A Call for Jewish Theology'], ''Crosscurrents'', Winter 1999,</small></ref>.


==== Ao amin' ny jodaisma ====
Ny teolojian'ny jodaisma dia [[Teolojia apofatika|apofatika]]: tsy miseho manontolo fa amin'ny ampahany Andriamanitra tamin'ny fotoan'ilay roimemy mirehitra (Eksodosy 3.13-14) raha nanonona ny anarany izay tsy hay tononina ao amin'ilay fehezanteny hoe: [[Iahveh|אֶֽהְיֶ֖ה אֲשֶׁ֣ר אֶֽהְיֶ֑ה / ''Ehieh Asher Ehieh'']]. Sady tokana izy no tsy azo fantarina ([[Isaia]] 40.25). Ny tsy fisian'ny zavatra azo ampitahaina aminy sy ny fampitahana azy amin-javatra hafa dia norainsin'i Maimonida izay nanoratra hoe: "Tsy vatana Andriamanitra ary tsy manam-pifanahafana na amin'inona na amin'inona, eo aminy sy ny zavatra noforoniny", ary "ny fisiany tsy tahaka ny azy ireo", ka noho izany dia "tsy samy atao hoe "fisiana" ny fisiany sy ny fisian'izay zavatra ivelany afa-tsy noho ny fitovian'endri-teny"<ref><small>Maïmonide, ''Le Guide des égarés'' Livre I, chap. XXXV.</small></ref>.
Ny tsy nisian' ny fahefana pôlitika misaraka amin' ny fivavahana dia nahatonga ny fandinihana teôlôjika tsy ho hita afa-tsy tao amin' ny tontolo sy ny fiarahamonina ary ny [[sinagôga]], fa tsy nisy toeram-pampianarana manokana, ka isan' izany ireo ady hevitra ifanaovan' ireo [[raby]] momba ny lalàna jiosy sy ny fanaovana heviteny amin' ny [[Torah]]. Zava-dehibe amin' ny teôlôjia kristiana sy silamo ary jiosy amin' izao ny teôlôjian' ny jiosy fahizay<ref><small>Randi Rashkover, '[https://archive.is/20120709141057/http://findarticles.com/p/articles/mi_m2096/is_4_49/ai_58621576 A Call for Jewish Theology'], ''Crosscurrents'', Winter 1999,</small></ref>.


Ny teôlôjian' ny [[jodaisma]] dia [[Teôlôjia apôfatika|apôfatika]]: tsy miseho manontolo fa amin' ny ampahany Andriamanitra tamin' ny fotoan' ilay roimemy mirehitra (Eksôdôsy 3.13-14) raha nanonona ny anarany izay tsy hay tononina ao amin' ilay fehezanteny hoe: [[Iahveh|אֶֽהְיֶ֖ה אֲשֶׁ֣ר אֶֽהְיֶ֑ה / ''Ehieh Asher Ehieh'']]. Sady tokana izy no tsy azo fantarina ([[Isaia]] 40.25). Ny tsy fisian' ny zavatra azo ampitahaina aminy sy ny fampitahana azy amin-javatra hafa dia norainsin' i [[Mosesy Maimonida|Maimônida]] izay nanoratra hoe: "Tsy vatana Andriamanitra ary tsy manam-pifanahafana na amin' inona na amin' inona, eo aminy sy ny zavatra noforoniny", ary "ny fisiany tsy tahaka ny azy ireo", ka noho izany dia "tsy samy atao hoe "fisiana" ny fisiany sy ny fisian' izay zavatra ivelany afa-tsy noho ny fitovian' endri-teny"<ref><small>Maïmonide, ''Le Guide des égarés'' Livre I, chap. XXXV.</small></ref>.
Ny lohahevitry ny [[fihoa-draha]]<nowiki/>n'Andriamanitra, izay fototr'izany teolojia apofatika izany, dia iankinan'ny filozofia jiosy manontolo, hatramin-dry Moïse Mendelssohn sy Hermann Cohen na ry Léo Strauss sns.


Ny lohahevitry ny [[fihoa-draha]]<nowiki/>n' Andriamanitra, izay fototr' izany teôlôjia apôfatika izany, dia iankinan' ny filôzôfia jiosy manontolo, hatramin-dry Moïse Mendelssohn sy Hermann Cohen na ry Léo Strauss sns.
Tsy azo fantarina afa-tsy amin'ny alalan'ny fandinihana ny [[Torah]] sy ny heviteny momba izany Andriamanitra, torak'izany koa amin'ny alalan'ny fanajana ireo didy (מִצְווֹת‬ / ''mitsvot''). Ny tsy Jiosy na [[Jentilisa]] (''גוים''‎ na ''גויים'' / ''Goyim''), dia afaka mamantatra koa an'Andriamanitra raha manaja ireo [[lalàna fiton'i Noa]].


Tsy azo fantarina afa-tsy amin' ny alalan' ny fandinihana ny [[Torah]] sy ny heviteny momba izany Andriamanitra, ary amin' ny alalan' ny fanajana ireo didy (מִצְווֹת‬ / ''mitsvot''). Ny tsy Jiosy na [[Jentilisa]] (''גוים''‎ na ''גויים'' / ''Goyim''), dia afaka mamantatra koa an' Andriamanitra raha manaja ireo [[lalàna fiton'i Noa|lalàna fiton' i Noa]].
==== Teolojia kristiana ====
Ny teolojia kristiana dia andinihana ny Andriamanitry ny Kristiana sy ny fifandraisany amin'ny olombelona eo amin'ny tantaran'ny famonjena, ka ny fara tampony dia ny asa sy ny sorom-panavotana nataon'i [[Jesosy]] Kristy amin'ny maha Tenin'Andriamanitra azy (grika: ''Logos Theou''). Ara-tantara sy araka ireo teolojiana tranainy dia taranja mifanahantsahana amin'ny [[siansa]] ny teolojia satria natao handalinana ny finoana sy hamaliana ireo fanontaniana filozofika.


==== Teôlôjia kristiana ====
Mifantoka amin'ny zava-boalazan'ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] ny teolojia kristiana nefa koa afaka manampy izany ny [[lovantsofina]] (na lovam-pinoana), indrindra ao amin'ny teolojia katolika. Mampiasa ny fanaovana hevi-tenin'ny [[Baiboly]] sy fitsikerana voasaina ary fanjohian-kevitra hentitra ny teolojiana kristiana. Isan'ny tanjoana koa ny hiarovana ny finoana kristiana manoloana ireo fanoherana sy tsikera manaratsy, mba hanamora ny fanarenana eo amin'ny Fiangonana, mba hanampiana ny fampielezana ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]], mba hitrandrahana ireo lovantsofina kristiana.
Ny teôlôjia kristiana dia andinihana ny [[Andriamanitra ao amin' ny kristianisma|Andriamanitry ny Kristiana]] sy ny fifandraisany amin' ny olombelona eo amin' ny tantaran' ny famonjena, ka ny fara tampony dia ny asa sy ny sorom-panavotana nataon' i [[Jesosy|Jesoa]] Kristy amin' ny maha Tenin' Andriamanitra azy (grika: ''Logos Theou''). Ara-tantara sy araka ireo teôlôjiana tranainy dia taranja mifanahantsahana amin' ny [[siansa]] ny teôlôjia satria natao handalinana ny finoana sy hamaliana ireo fanontaniana ara-pilôzôfia.


Mifantoka amin' ny zava-boalazan' ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] ny teôlôjia kristiana nefa koa afaka manampy izany ny [[lovam-pampianarana]], indrindra ao amin' ny teôlôjia katôlika. Mampiasa ny fanaovana hevi-tenin' ny [[Baiboly]] sy fitsikerana voasaina ary fanjohian-kevitra hentitra ny teôlôjiana kristiana. Isan' ny tanjoana koa ny hiarovana ny finoana kristiana manoloana ireo fanoherana sy tsikera manaratsy, mba hanamora ny fanarenana eo amin' ny Fiangonana, mba hanampiana ny fampielezana ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]], mba hitrandrahana ireo lovam-pampianarana kristiana.
Ny [[tenim-pinoana]] (na dogma) sy ny foto-pampianarana ataon'ny firehana sasany dia niteraka tsy fifanarahan-kevitra teo amin'ny samy teolojiana ka nampisy ireo atao hoe mpanao [[fampianaran-diso]] (na heretika). Mba hanoherana sy handresena lahatra ireo [[Filôzôfia|filozofa]] tamin'izay dia nampiasa ny fitenin'ireo filozofa ireo ny teolojiana. Nisy noho izany ny fifangaroan'ny teolojia sy ny filozofia.


Ny [[tenim-pinoana]] (na dôgma) sy ny [[foto-pampianarana]] ataon' ny firehana sasany dia niteraka tsy fifanarahan-kevitra teo amin' ny samy teôlôjiana ka nampisy ireo atao hoe mpanao [[fampianaran-diso]] (na heretika). Mba hanoherana sy handresena lahatra ireo [[Filôzôfia|filôzôfa]] tamin' izay dia nampiasa ny fitenin' ireo filôzôfa ireo ny teôlôjiana. Nisy noho izany ny fifangaroan' ny teôlôjia sy ny filôzôfia (jereo, ohatra, ny voambolana ampiasaina momba ny [[Trinite]]).
==== Ny teolojia miozolmana ====
Ny teolojia miozolmana dia misahana ny fandalinana ny finoana [[Finoana silamo|silamo]] araka ireo soratra ao amin'ny [[Kor'any]] sy ny Hadita ary ny tantaram-piainan'ny mpaminany [[Mohamady]]. Atao hoe ''Kalâm'' ny taranja ikarohana ireo fototra teolojika amin'ny alalan'ny fomba fiasa misy fampiadian-kevitra sy fanohanan-kevitra voasaina<ref name=":0" />. Amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia midika hoe "resaka" na "fitenenana" ny hoe ''Kalâm''. Ao amin'ny teolojia silamo koa dia mitana ny anjara toerany ny [[eskatolojia]] izay miresaka momba ny fiafaran'ny olombelona sy izao rehetra izao ary ny tontolo vaovao handimby azy, ny [[Fitsarana farany|fitsaran'Andriamanitra farany]] ny asan'ny olombelona aorian'ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganana amin'ny maty]].


==== Ny teôlôjia miozolmana ====
Amin'ireo Sonita dia fito ny fototry ny finoana, dia ny finoana an'i Allah, ny [[anjely]], ny Soratra nambaran'Andriamanitra, dia ny [[Kor'any]], ny mpaminany, ny [[andro farany]], ny [[Fanendren'Andriamanitra mialoha|fanendrena mialoha]] (predestinasiona).
Ny teôlôjia miozolmana dia misahana ny fandalinana ny finoana [[Finoana silamo|silamo]] araka ireo soratra ao amin' ny [[Kor'any]] sy ny [[Hadita]] ary ny tantaram-piainan' ny mpaminany [[Mohamady]]. Atao hoe ''Kalâm'' ny taranja ikarohana ireo fototra teôlôjika amin' ny alalan' ny fomba fiasa misy fampiadian-kevitra sy fanohanan-kevitra voasaina<ref name=":0" />. Amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia midika hoe "resaka" na "fitenenana" ny hoe ''Kalâm''. Ao amin' ny teôlôjia silamo koa dia mitana ny anjara toerany ny [[eskatolojia|eskatôlôjia]] izay miresaka momba ny fiafaran' ny olombelona sy izao rehetra izao ary ny tontolo vaovao handimby azy, ny [[Fitsarana farany|fitsaran' Andriamanitra farany]] ny asan' ny olombelona aorian' ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganana amin' ny maty]].


Ho an'ireo Shiita dia dimy fotsiny izany, dia ny maha tokana an'Andriamantra, ny fahamarinana, ny faminaniana, ny asan'ny imam ary ny momba ny [[Andro farany|andro farany]] ([[eskatolojia]]).
Amin' ireo [[Sonisma|Sonita]] dia enina ny fototry ny finoana, dia ny finoana an' i [[Allah]], ny [[anjely]], ny Soratra nambaran' Andriamanitra, dia ny [[Kor'any]], ny [[mpaminany]], ny [[andro farany]], ny [[Fanendren'Andriamanitra mialoha|fanendrena mialoha]] (predestinasiona).


Ho an' ireo [[Siisma|Shiita]] dia dimy fotsiny izany, dia ny maha tokana an' Andriamantra, ny fahamarinana, ny faminaniana, ny asan' ny imam ary ny momba ny [[Andro farany|andro farany]] ([[eskatolojia|eskatôlôjia]]).
Ny Motazilita kosa dia manantitrantitra momba ny fifandraisan'ny olombelona amin'Andriamanitra fa manana sitrapo malalaka ambonin'ny [[fanendren'Andriamanitra mialoha]] ny olombelona, ary ny fahamarinan'Andriamanitra dia ambony noho ny maha tsy toha azy. Mino koa ny Motazilita fa afaka anakarana ny zavatra tian'ny [[Kor'any]] holazaina marina ny fampiasana ny lojika. Izany no fototr'ilay atao hoe اِجْتِ / ''Ijtihâd'' ("ezaka fandinihana").


Ny [[Motazilisma|Motazilita]] kosa dia manantitrantitra momba ny fifandraisan' ny olombelona amin' Andriamanitra fa manana sitrapo malalaka ambonin' ny [[fanendren'Andriamanitra mialoha|fanendren' Andriamanitra mialoha]] ny olombelona, ary ny fahamarinan' Andriamanitra dia ambony noho ny maha tsy toha azy. Mino koa ny Motazilita fa afaka anakarana ny zavatra tian' ny [[Kor'any]] holazaina marina ny fampiasana ny [[lôjika]]. Izany no fototr' ilay atao hoe اِجْتِ / ''Ijtihâd'' ("ezaka fandinihana").
== Jereo koa: ==


== Sampan' ny teôlôjian' ny fivavahana abrahamika ==
*[[Eskatolojia]]

*[[Soteriolojia]]
=== Taranja hita ao amin' ny fivavahana abrahamika lehibe ===
*[[Kristolojia]]

*[[Pneomatolojia]]
==== Eskatôlôjia ====
*[[Teolojia dogmatika]]
Ny [[eskatôlôjia]] dia lahateny na fandinihana momba ny fiafaran' izao tontolo izao izay atao hoe koa [[andro farany]]. Maro ireo fivavahana miresaka ny amin' ny andro farany ka samy manana ny eskatôlôjiany izy ireo ka ny fantatra indrindra amin' izany dia ny an' ny [[kristianisma]] sy ny [[jodaisma]] ary ny [[finoana silamo]]. Mahakasika ireo lohahevitra mifandray amin' ny andro farany toy ny amin' ny [[Mesia]] na ny vanim-potoana mesianika sy ny zavatra hiseho aorian' ny fahafatesana ary ny amin' ny [[fanahin'olombelona]] koa ny eskatôlôjia.
*[[Teolojian'ny fanafahana]]

Ny ankamaroan'ireo fivavahana mônôteista dia misy foto-pampianarana milaza fa ny mpivavaka voafidy na mendrika ny finoana marina dia hovonjena na hafahana amin' ny [[Fitsarana farany|fitsaran' Andriamanitra]] sy ny fahatezerany amin' ny ho avy. Ho any am-[[paradisa]] izy ireo aloha na mandritra na aorian' io fitsarana io arakaraka ny fampianarana.

Ny eskatôlôjian' izao rehetra izao (eskatôlôjia kôsmika) dia iresahana ny andro farany, sy koa indraindray ny [[fitsarana farany]] ary ny [[Fitsanganana amin'ny maty|fitsanganana amin' ny maty]]. Ny eskatôlôjia isam-batan' olona kosa dia iresahana ny fiainana aorian' ny fahafatesana, ny hiafaran' ny [[Fanahin'olombelona|fanahin' olombelona]] aorian' ny fahafatesan' ny vatana (izay hiseho amin' ny endrika maro samihafa.

==== Sôteriôlôjia ====
Ny [[sôteriôlôjia]] no andalinana ny amin' ny [[famonjena]].

==== Anjelôlôjia ====
Ny [[anjelôlôjia]] dia fandalinana ny amin' ny [[anjely]]. Hadihadina amin' izany ny anaran' izy ireo, ny toeran' ny anjely tsirairay ao amin' ny ambaratonga any an-danitra sy ny anjara asany. Miovaova arakaraka ny antokom-pivavahana dinihina izay samy manana ny anjelôlôjiany izany. Ny [[zôrôastrisma]] koa dia manana ny anjelôlôjiany.

==== Demônôlôjia ====
Ny [[demônôlôjia]] dia fandalinana sy fampianarana momba ny [[demony]] na [[devoly]]. Hatramin' ny fiafaran' ny taonjato faha-13 dia tsy dia nisy mpiraharaha firy ny resaka demony. Ny teôlôjiana dia nanomboka nifantoka tamin' ny fandalinana ny [[Ratsy]].

=== Taranja an' ny Kristianisma manokana ===

==== Kristôlôjia ====
Ny [[kristôlôjia]] dia ianarana sy andinihana ny amin' ny [[Persôna (teôlôjia)|persôna]] sy ny [[Foto-pampianarana|fampianarana]] ary ny asan' i [[Jesoa]] amin' ny maha Kristy azy, indrindra ny amin' ny [[Natiora (teolojia)|natiora]]<nowiki/>n' i Jesoa sy ny fifandraisany amin' Andriamanitra: i Jesoa ve zanak' Andriamanitra, zanaka natsangany, olombelona tsy misy fangarony, sa Andriamanitra tsy misy fangarony? Izany fandinihana ao amin' io taranja io izany dia miainga avy amin' ny anaram-boninahitra omena an' i Jesoa ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]], toy ny hoe [[Kristy]], [[Tompo]], [[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]], [[Mesia]], sady mandinika koa ny amin' ny maha-izy-azy an' i Kristy sy ny hevitry ny anaram-boninahitra hoe ''Kristy''.

==== Pneomatôlôjia ====
Ny [[pneomatôlôjia]] iresahana sy ianarana ary ampianarana ny amin' ny [[Fanahy Masina]]. Iresahana ny amin' ny persônan' ny [[Fanahy Masina]] ao amin' ny [[Trinite]] sy ny asan' ny Fanahy Masina ny pneomatôlôjia. Taty aoriana dia tafiditra ao amin' io taranja io koa ny hoe [[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao]], ny [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezan' ny Fanahy]] (karismata), ny [[Batisan'ny Fanahy Masina|batisan' ny Fanahy]], ny [[fanamasinana]], ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandri]]<nowiki/>n' ny mpaminany, ary ny filatsahan' ny Fanahy Masina.

==== Antrôpôlôjia kristiana ====
Ny [[Antrôpôlôjia kristiana|antrôpôlôjia]] no andalinana ny amin' ny olombelona manontolo araka ny fanambaràn' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ao amin' ny [[Baiboly]] sy amin' ny fijerena ny fifandraisany amin' Andriamanitra. Halalinina ao ny amin' ny toetra sy ny olombelona: ny vatan-tenany sy ny ainy ary ny [[Fanahin'ny vatana|fanahiny]] izay mitambatra ka mamorona ny atao hoe olona, araka ny anoritsoritan' ny [[Baiboly]] azy. Isan' ny resahina amin' izany ny amin' ny [[Famoronana (finoana sy fedrà)|fahariana]] ny olombelona, ny fisainany, ny [[Fahotana|fahotany]] ary ny [[Fahafatesana|fahafatesany]].

==== Ekleziôlôjia ====
Ny [[ekleziôlôjia]] no andalinana ny anjara asan' ny Fiangonana amin' ny maha vahoakan' Andriamanitra azy eo amin' ny tantaran' ny [[famonjena]] ny olombelona. Ny ekleziolojia dia andalinana koa ny fiandohan'ny [[kristianisma]], ny fifandraisany amin' i [[Jesoa]], ny anjara asa sahaniny eo amin' ny asam-pamonjena, ny fandaminana misy ao aminy, ny fitsipika mifehy azy, ny zava-kendreny sy ny tanjony ary ny fitantanana azy. Mandalina koa ny fiantraika sy ny fivoaran' ireo fiangonana izay nanjary ho Fiangonana amin' ny maha andrin' ny finoana azy koa ny ekleziôlôjia. Mifandray akaiky amin' ny [[teôlôjia pastôraly]] io sampan' ny teôlôjia kristiana io.

==== Mariôlôjia ====
Ny [[mariôlôjia]] dia taranja teôlôjika an' ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa andalinana ny amin' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] amin' ny maha renin' ny mpamonjy azy ary indrindra ny maha [[Renin'Andriamanitra|renin' Andriamanitra]] azy.

== Jereo koa ==
'''Taranja teôlôjika'''
*[[Eskatôlôjia]]
*[[Sôteriôlôjia]]
*[[Kristôlôjia]]
*[[Pneomatôlôjia]]
*[[Teôlôjia dôgmatika]]
*[[Teôlôjian'ny fanafahana]]
'''Taranja lehibe'''
* [[Siansa]]
* [[Lalàna]]
* [[Filôzôfia]]
* [[Zavakanto]]


== Loharano sy fanamarihana ==
== Loharano sy fanamarihana ==
[[Sokajy:Kristianisma]]

Endrika tamin'ity 10 Aogositra 2024 à 17:59 ity

Ny teôlôjia dia taranja na vondron-taranja atao hianarana sy hahalalana ny amin' Andramanitra, na ny amin' ny hoe "andriamanitra", amin' ny alalan' ny fandraisan' anjaran' ny fisainan' olombelona ho enti-manazava sy handaminana bebe kokoa izay zavatra fantatra tamin' ny alalan' ny fanambaràna ka miantefa amin' ny finoana.

Na dia tao amin' ny fivavahana kristiana aza no tena nahafantarana ny fanaovana teôlôjia dia maro koa ireo fivavahana manao teôlôjia ka isan' izany ny fivavahana silamo sy ny jodaisma. Tsy ny tontolon' ny fivavahana ihany no ahitana teôlôjia fa ahitana azy koa ny taranja filôzôfia toy ny sampan-taranja metafizika (dia ilay atao hoe ôntô-teôlôjia). Tsy ny fivavahana rehetra koa tsy akory no manaiky ny fanaovana teôlôjia fa misy ireo izay mitsipaka an' izany ka mihevitra fa tsy mety hifangaro amin' ny zavatra momba ny finoana na hanampy zavatra hafa tsy araka ny fanambaràna tokony hiantefa amin' ny finoana ny teôlôjia.

Amin' izao fotoana izao dia maro ny sekoly sy oniversite ianarana teôlôjia nefa ny sasany dia tsy miankina amin' antokom-pivavahana ka ny mpianatra sy ny mpampianatra ao dia tsy voatery ho olona mino.

Fomba fiasa voasaina[1] no entina manao ny fanakarana ny momba an' Andriamanitra sy ny manodidina azy ao amin'ny teôlôjia hany ka nisy fotoana tsy niaingan' ny mpanao teôlôjia tamin' ny Soratra Masina, izay vokatry ny fanambaràna, hanakarana ny tontolon' Andriamanitra fa tamin' ny fisainany irery ihany.

Fiforonan-teny

[hanova | hanova ny fango]

Ny teny hoe teôlôjia dia avy amin' ny teny grika hoe θεολογία / theologia, izay azo amin' ny fanakambanana ny teny hoe Θεός / theos (midika hoe "andriamanitra") sy ny hoe -λογία / logia (midika hoe "fitenenana" na "firesahana") nisampana avy amin' ny teny hoe λόγος / logos ("teny"). Ny mpampianatra na izay nianatra teôlôjia no atao hoe teôlôjiana.

Ny theologia teo amin' ny filôzôfa grika

[hanova | hanova ny fango]

Ny teny grika hoe θεολογία / theologia dia nampiasain' ilay filôzôfa grika atao hoe Platô amin' ny dikany ara-bakiteny hoe "resaka momba ny andriamanitra" na "resaka momba an' Andriamanitra" tamin' ny taonjato faha-4 tal. J.K. tao amin' ny asa soratra nataony, ao amin' ny Boky faha-2 toko faha-18[2], mitondra ny lohateny hoe Πολιτεία / Politeía ("fitondram-pirenena")[3]. Ao amin' io toko io i Platôna dia nizara ny filôzôfia ho zana-taranja telo izay nomeny ny anarana hoe μαθηματικὴ / mathêmatikê sy φυσική / phusikê ary θεολογική / theologike, ka ity farany ity no mitovitovy amin' ny metafizika izay iresahana momba ny fomban' Andriamanitra na ny andriamanitra[4].

Raha nanoratra araka ny loharano avy amin' ireo filôzôfa stôika i Marcus Terentius Varro (mpanoratra latina), dia nanavaka karazana lahateny telo, dia ny lahateny momba ny fedràn' ireo andriamanitry ny Grika, ny lahateny voasaina ara-pilôzôfia andinihana ireo andriamanitra sy ny amin' izao rehetra izao, ary lahateny momba ny fanaon' ny olombelona eo amin' ny fiarahamonina toy ny fombafomba sy ny adidy ary ny fitandremana ny zavatra andidian' ny fivavahana[5].

Ny teôlôjian' ny finoana abrahamika

[hanova | hanova ny fango]

Teôlojia isaky ny fivavahana tsirairay

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny jodaisma

[hanova | hanova ny fango]

Ny tsy nisian' ny fahefana pôlitika misaraka amin' ny fivavahana dia nahatonga ny fandinihana teôlôjika tsy ho hita afa-tsy tao amin' ny tontolo sy ny fiarahamonina ary ny sinagôga, fa tsy nisy toeram-pampianarana manokana, ka isan' izany ireo ady hevitra ifanaovan' ireo raby momba ny lalàna jiosy sy ny fanaovana heviteny amin' ny Torah. Zava-dehibe amin' ny teôlôjia kristiana sy silamo ary jiosy amin' izao ny teôlôjian' ny jiosy fahizay[6].

Ny teôlôjian' ny jodaisma dia apôfatika: tsy miseho manontolo fa amin' ny ampahany Andriamanitra tamin' ny fotoan' ilay roimemy mirehitra (Eksôdôsy 3.13-14) raha nanonona ny anarany izay tsy hay tononina ao amin' ilay fehezanteny hoe: אֶֽהְיֶ֖ה אֲשֶׁ֣ר אֶֽהְיֶ֑ה / Ehieh Asher Ehieh. Sady tokana izy no tsy azo fantarina (Isaia 40.25). Ny tsy fisian' ny zavatra azo ampitahaina aminy sy ny fampitahana azy amin-javatra hafa dia norainsin' i Maimônida izay nanoratra hoe: "Tsy vatana Andriamanitra ary tsy manam-pifanahafana na amin' inona na amin' inona, eo aminy sy ny zavatra noforoniny", ary "ny fisiany tsy tahaka ny azy ireo", ka noho izany dia "tsy samy atao hoe "fisiana" ny fisiany sy ny fisian' izay zavatra ivelany afa-tsy noho ny fitovian' endri-teny"[7].

Ny lohahevitry ny fihoa-drahan' Andriamanitra, izay fototr' izany teôlôjia apôfatika izany, dia iankinan' ny filôzôfia jiosy manontolo, hatramin-dry Moïse Mendelssohn sy Hermann Cohen na ry Léo Strauss sns.

Tsy azo fantarina afa-tsy amin' ny alalan' ny fandinihana ny Torah sy ny heviteny momba izany Andriamanitra, ary amin' ny alalan' ny fanajana ireo didy (מִצְווֹת‬ / mitsvot). Ny tsy Jiosy na Jentilisa (גוים‎ na גויים / Goyim), dia afaka mamantatra koa an' Andriamanitra raha manaja ireo lalàna fiton' i Noa.

Teôlôjia kristiana

[hanova | hanova ny fango]

Ny teôlôjia kristiana dia andinihana ny Andriamanitry ny Kristiana sy ny fifandraisany amin' ny olombelona eo amin' ny tantaran' ny famonjena, ka ny fara tampony dia ny asa sy ny sorom-panavotana nataon' i Jesoa Kristy amin' ny maha Tenin' Andriamanitra azy (grika: Logos Theou). Ara-tantara sy araka ireo teôlôjiana tranainy dia taranja mifanahantsahana amin' ny siansa ny teôlôjia satria natao handalinana ny finoana sy hamaliana ireo fanontaniana ara-pilôzôfia.

Mifantoka amin' ny zava-boalazan' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao ny teôlôjia kristiana nefa koa afaka manampy izany ny lovam-pampianarana, indrindra ao amin' ny teôlôjia katôlika. Mampiasa ny fanaovana hevi-tenin' ny Baiboly sy fitsikerana voasaina ary fanjohian-kevitra hentitra ny teôlôjiana kristiana. Isan' ny tanjoana koa ny hiarovana ny finoana kristiana manoloana ireo fanoherana sy tsikera manaratsy, mba hanamora ny fanarenana eo amin' ny Fiangonana, mba hanampiana ny fampielezana ny fivavahana kristiana, mba hitrandrahana ireo lovam-pampianarana kristiana.

Ny tenim-pinoana (na dôgma) sy ny foto-pampianarana ataon' ny firehana sasany dia niteraka tsy fifanarahan-kevitra teo amin' ny samy teôlôjiana ka nampisy ireo atao hoe mpanao fampianaran-diso (na heretika). Mba hanoherana sy handresena lahatra ireo filôzôfa tamin' izay dia nampiasa ny fitenin' ireo filôzôfa ireo ny teôlôjiana. Nisy noho izany ny fifangaroan' ny teôlôjia sy ny filôzôfia (jereo, ohatra, ny voambolana ampiasaina momba ny Trinite).

Ny teôlôjia miozolmana

[hanova | hanova ny fango]

Ny teôlôjia miozolmana dia misahana ny fandalinana ny finoana silamo araka ireo soratra ao amin' ny Kor'any sy ny Hadita ary ny tantaram-piainan' ny mpaminany Mohamady. Atao hoe Kalâm ny taranja ikarohana ireo fototra teôlôjika amin' ny alalan' ny fomba fiasa misy fampiadian-kevitra sy fanohanan-kevitra voasaina[1]. Amin' ny teny arabo dia midika hoe "resaka" na "fitenenana" ny hoe Kalâm. Ao amin' ny teôlôjia silamo koa dia mitana ny anjara toerany ny eskatôlôjia izay miresaka momba ny fiafaran' ny olombelona sy izao rehetra izao ary ny tontolo vaovao handimby azy, ny fitsaran' Andriamanitra farany ny asan' ny olombelona aorian' ny fitsanganana amin' ny maty.

Amin' ireo Sonita dia enina ny fototry ny finoana, dia ny finoana an' i Allah, ny anjely, ny Soratra nambaran' Andriamanitra, dia ny Kor'any, ny mpaminany, ny andro farany, ny fanendrena mialoha (predestinasiona).

Ho an' ireo Shiita dia dimy fotsiny izany, dia ny maha tokana an' Andriamantra, ny fahamarinana, ny faminaniana, ny asan' ny imam ary ny momba ny andro farany (eskatôlôjia).

Ny Motazilita kosa dia manantitrantitra momba ny fifandraisan' ny olombelona amin' Andriamanitra fa manana sitrapo malalaka ambonin' ny fanendren' Andriamanitra mialoha ny olombelona, ary ny fahamarinan' Andriamanitra dia ambony noho ny maha tsy toha azy. Mino koa ny Motazilita fa afaka anakarana ny zavatra tian' ny Kor'any holazaina marina ny fampiasana ny lôjika. Izany no fototr' ilay atao hoe اِجْتِ / Ijtihâd ("ezaka fandinihana").

Sampan' ny teôlôjian' ny fivavahana abrahamika

[hanova | hanova ny fango]

Taranja hita ao amin' ny fivavahana abrahamika lehibe

[hanova | hanova ny fango]

Eskatôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny eskatôlôjia dia lahateny na fandinihana momba ny fiafaran' izao tontolo izao izay atao hoe koa andro farany. Maro ireo fivavahana miresaka ny amin' ny andro farany ka samy manana ny eskatôlôjiany izy ireo ka ny fantatra indrindra amin' izany dia ny an' ny kristianisma sy ny jodaisma ary ny finoana silamo. Mahakasika ireo lohahevitra mifandray amin' ny andro farany toy ny amin' ny Mesia na ny vanim-potoana mesianika sy ny zavatra hiseho aorian' ny fahafatesana ary ny amin' ny fanahin'olombelona koa ny eskatôlôjia.

Ny ankamaroan'ireo fivavahana mônôteista dia misy foto-pampianarana milaza fa ny mpivavaka voafidy na mendrika ny finoana marina dia hovonjena na hafahana amin' ny fitsaran' Andriamanitra sy ny fahatezerany amin' ny ho avy. Ho any am-paradisa izy ireo aloha na mandritra na aorian' io fitsarana io arakaraka ny fampianarana.

Ny eskatôlôjian' izao rehetra izao (eskatôlôjia kôsmika) dia iresahana ny andro farany, sy koa indraindray ny fitsarana farany ary ny fitsanganana amin' ny maty. Ny eskatôlôjia isam-batan' olona kosa dia iresahana ny fiainana aorian' ny fahafatesana, ny hiafaran' ny fanahin' olombelona aorian' ny fahafatesan' ny vatana (izay hiseho amin' ny endrika maro samihafa.

Sôteriôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny sôteriôlôjia no andalinana ny amin' ny famonjena.

Anjelôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny anjelôlôjia dia fandalinana ny amin' ny anjely. Hadihadina amin' izany ny anaran' izy ireo, ny toeran' ny anjely tsirairay ao amin' ny ambaratonga any an-danitra sy ny anjara asany. Miovaova arakaraka ny antokom-pivavahana dinihina izay samy manana ny anjelôlôjiany izany. Ny zôrôastrisma koa dia manana ny anjelôlôjiany.

Demônôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny demônôlôjia dia fandalinana sy fampianarana momba ny demony na devoly. Hatramin' ny fiafaran' ny taonjato faha-13 dia tsy dia nisy mpiraharaha firy ny resaka demony. Ny teôlôjiana dia nanomboka nifantoka tamin' ny fandalinana ny Ratsy.

Taranja an' ny Kristianisma manokana

[hanova | hanova ny fango]

Kristôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny kristôlôjia dia ianarana sy andinihana ny amin' ny persôna sy ny fampianarana ary ny asan' i Jesoa amin' ny maha Kristy azy, indrindra ny amin' ny natioran' i Jesoa sy ny fifandraisany amin' Andriamanitra: i Jesoa ve zanak' Andriamanitra, zanaka natsangany, olombelona tsy misy fangarony, sa Andriamanitra tsy misy fangarony? Izany fandinihana ao amin' io taranja io izany dia miainga avy amin' ny anaram-boninahitra omena an' i Jesoa ao amin' ny Testamenta Vaovao, toy ny hoe Kristy, Tompo, Zanak' Andriamanitra, Mesia, sady mandinika koa ny amin' ny maha-izy-azy an' i Kristy sy ny hevitry ny anaram-boninahitra hoe Kristy.

Pneomatôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny pneomatôlôjia iresahana sy ianarana ary ampianarana ny amin' ny Fanahy Masina. Iresahana ny amin' ny persônan' ny Fanahy Masina ao amin' ny Trinite sy ny asan' ny Fanahy Masina ny pneomatôlôjia. Taty aoriana dia tafiditra ao amin' io taranja io koa ny hoe fahateraham-baovao, ny fanomezan' ny Fanahy (karismata), ny batisan' ny Fanahy, ny fanamasinana, ny tsindrimandrin' ny mpaminany, ary ny filatsahan' ny Fanahy Masina.

Antrôpôlôjia kristiana

[hanova | hanova ny fango]

Ny antrôpôlôjia no andalinana ny amin' ny olombelona manontolo araka ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin' ny Baiboly sy amin' ny fijerena ny fifandraisany amin' Andriamanitra. Halalinina ao ny amin' ny toetra sy ny olombelona: ny vatan-tenany sy ny ainy ary ny fanahiny izay mitambatra ka mamorona ny atao hoe olona, araka ny anoritsoritan' ny Baiboly azy. Isan' ny resahina amin' izany ny amin' ny fahariana ny olombelona, ny fisainany, ny fahotany ary ny fahafatesany.

Ekleziôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny ekleziôlôjia no andalinana ny anjara asan' ny Fiangonana amin' ny maha vahoakan' Andriamanitra azy eo amin' ny tantaran' ny famonjena ny olombelona. Ny ekleziolojia dia andalinana koa ny fiandohan'ny kristianisma, ny fifandraisany amin' i Jesoa, ny anjara asa sahaniny eo amin' ny asam-pamonjena, ny fandaminana misy ao aminy, ny fitsipika mifehy azy, ny zava-kendreny sy ny tanjony ary ny fitantanana azy. Mandalina koa ny fiantraika sy ny fivoaran' ireo fiangonana izay nanjary ho Fiangonana amin' ny maha andrin' ny finoana azy koa ny ekleziôlôjia. Mifandray akaiky amin' ny teôlôjia pastôraly io sampan' ny teôlôjia kristiana io.

Mariôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny mariôlôjia dia taranja teôlôjika an' ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa andalinana ny amin' i Maria amin' ny maha renin' ny mpamonjy azy ary indrindra ny maha renin' Andriamanitra azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Taranja teôlôjika

Taranja lehibe

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. 1,0 et 1,1 Voasaina: fr: "rationnel"
  2. Liddell and Scott's Greek-English Lexicon
  3. Io boky io no nadika amin'ny teny latina hoe Res Publica ("zava-bahoaka") sady fantatra koa amin'ny teny frantsy hoe La République na amin'ny teny anglisy hoe The Republic.
  4. Aristotle, Metaphysics, Book Epsilon. (Tahiry).
  5. Araka ny tsiahy ataon'i Aogostino ao amin'ny sorany mitondra ny lohateny hoe Tanàn'Andriamanitra, Boky hafa-6, toko faha-5.
  6. Randi Rashkover, 'A Call for Jewish Theology', Crosscurrents, Winter 1999,
  7. Maïmonide, Le Guide des égarés Livre I, chap. XXXV.