Departemanta: Fahasamihafan'ny versiona
Apparence
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
|||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Administration territoriale française.svg|300px|ankavanana|thumb|Fandrindrana ny tany Frantsay]] |
[[Sary:Administration territoriale française.svg|300px|ankavanana|thumb|Fandrindrana ny tany Frantsay]] |
||
Ny '''departemanta''' dia |
Ny '''departemanta''' dia fizaràna ny tanim-pirenena ao amin' ny firenena iray. Ny firenena izay mampiasa ny teny hoe ''departemanta'' amin' izao fotoana dia na [[Empira Mpanjanaka Frantsay|zanatany frantsay]] taloha ([[Benîno]], [[Borkina Fasô]], [[Kôtidivoara]], [[Haitỳ|Haity]]...) na firenena any [[Amerika Latina]] ([[Arjentina|Arjantina]], [[Bôlivia]], [[Kôlômbia]], [[Goatemala]], [[Hôndorasy]] ...). |
||
Ny departemanta koa dia |
Ny departemanta koa dia fizaràna ara-ministeran' ny governemanta iray. Araka izany: |
||
* Any Etazonia dia ahitana ny fandrindrana federaly ( |
* Any [[Etazonia]] dia ahitana ny fandrindrana federaly (governemanta), voazara ho "''U.S. Department"'' manana ''"U.S. secretary"'' ho tale (sekretera federaly). |
||
== Ny departemanta any Frantsa == |
== Ny departemanta any Frantsa == |
||
Ny |
Ny departemanta any [[Frantsa]] dia ny fizaràna faharoa aorian' ny [[faritra]] sy ny firenena manontolo. Sahala amin' ny [[distrika]] aty [[Madagasikara]] ny departemanta ao Frantsa, saingy tsy mitondra ny anaran' ny renivohitry ny distrika izy ireo fa anarana hafa mihitsy, matetika anarana avy amin' ny ony malaza ao amin' ilay departemanta. |
||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
Endrika tamin'ity 9 Mey 2024 à 07:56 ity
Ny departemanta dia fizaràna ny tanim-pirenena ao amin' ny firenena iray. Ny firenena izay mampiasa ny teny hoe departemanta amin' izao fotoana dia na zanatany frantsay taloha (Benîno, Borkina Fasô, Kôtidivoara, Haity...) na firenena any Amerika Latina (Arjantina, Bôlivia, Kôlômbia, Goatemala, Hôndorasy ...).
Ny departemanta koa dia fizaràna ara-ministeran' ny governemanta iray. Araka izany:
- Any Etazonia dia ahitana ny fandrindrana federaly (governemanta), voazara ho "U.S. Department" manana "U.S. secretary" ho tale (sekretera federaly).
Ny departemanta any Frantsa
[hanova | hanova ny fango]Ny departemanta any Frantsa dia ny fizaràna faharoa aorian' ny faritra sy ny firenena manontolo. Sahala amin' ny distrika aty Madagasikara ny departemanta ao Frantsa, saingy tsy mitondra ny anaran' ny renivohitry ny distrika izy ireo fa anarana hafa mihitsy, matetika anarana avy amin' ny ony malaza ao amin' ilay departemanta.