Aller au contenu

Departemanta: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rubinbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.5.4) (Rôbô Nanampy: ca:Departament
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 5 nataom-pikambana 5)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Administration territoriale française.svg|300px|ankavanana|thumb|Fandrindrana ny tany Frantsay]]
[[Sary:Administration territoriale française.svg|300px|ankavanana|thumb|Fandrindrana ny tany Frantsay]]


Ny '''departemanta''' dia fizarana ny tanim-pirenena ao amin'ny firenena iray. Ireo firenena izay mampiasa ny teny hoe ''departemanta'' amin'izao fotoana dia na zana-tany frantsay taloha (Bénin, Burkina Faso, Côte d'Ivoire, Haïti...) na firenena any Amerika Latina (Arjantina, Bolivia, Kolombia, Goatemala, Hondorasy...).
Ny '''departemanta''' dia fizaràna ny tanim-pirenena ao amin' ny firenena iray. Ny firenena izay mampiasa ny teny hoe ''departemanta'' amin' izao fotoana dia na [[Empira Mpanjanaka Frantsay|zanatany frantsay]] taloha ([[Benîno]], [[Borkina Fasô]], [[Kôtidivoara]], [[Haitỳ|Haity]]...) na firenena any [[Amerika Latina]] ([[Arjentina|Arjantina]], [[Bôlivia]], [[Kôlômbia]], [[Goatemala]], [[Hôndorasy]] ...).


Ny departemanta koa dia fizarana ara-ministeran'ny governemanta iray. Araka izany :
Ny departemanta koa dia fizaràna ara-ministeran' ny governemanta iray. Araka izany:
* Any Etazonia dia ahitana ny fandrindrana federaly (Governemanta), voazara ho "U.S. Department'' manana "U.S. secretary'' ho tale (sekretera federaly).
* Any [[Etazonia]] dia ahitana ny fandrindrana federaly (governemanta), voazara ho "''U.S. Department"'' manana ''"U.S. secretary"'' ho tale (sekretera federaly).


== Ny departemanta any Frantsa ==
== Ny departemanta any Frantsa ==


Ny '''departemanta''' any [[Frantsa]] dia ny fizarana faharoa aorian'ny Faritra sy ny firenena manontolo. Sahala ny distrika any Madagasikara ny departemanta ao Frantsa, saingy izy ireo tsy mitondra ny anaran'ny renivohi-distrika fa anaraha hafa mihitsy, matetika avy amin'ny ony malaza ao amin'ilay departemanta.
Ny departemanta any [[Frantsa]] dia ny fizaràna faharoa aorian' ny [[faritra]] sy ny firenena manontolo. Sahala amin' ny [[distrika]] aty [[Madagasikara]] ny departemanta ao Frantsa, saingy tsy mitondra ny anaran' ny renivohitry ny distrika izy ireo fa anarana hafa mihitsy, matetika anarana avy amin' ny ony malaza ao amin' ilay departemanta.


{{vangovango}}
{{vangovango}}


[[sokajy:Frantsa]]
[[sokajy:Frantsa]]

[[ay:Jach'a suyu]]
[[be:Дэпартамент, адміністрацыйна-тэрытарыяльная адзінка]]
[[bg:Департамент]]
[[bs:Departman]]
[[ca:Departament]]
[[cs:Departement]]
[[en:Department (country subdivision)]]
[[eo:Departemento]]
[[es:Departamento (entidad subnacional)]]
[[eu:Departamendu]]
[[fi:Departementti]]
[[fr:Département]]
[[hr:Departman]]
[[ht:Depatman]]
[[hu:Département (közigazgatás)]]
[[id:Departemen (pembagian negara)]]
[[io:Departmento]]
[[it:Dipartimento]]
[[lt:Departamentas]]
[[ms:Jabatan (pembahagian pentadbiran)]]
[[my:ဌာန]]
[[nl:Departement]]
[[no:Departement]]
[[pl:Departament (podział administracyjny)]]
[[pt:Departamento (divisão administrativa)]]
[[ru:Департамент (административно-территориальная единица)]]
[[sq:Departamenti]]
[[uk:Департамент]]

Endrika tamin'ity 9 Mey 2024 à 07:56 ity

Fandrindrana ny tany Frantsay

Ny departemanta dia fizaràna ny tanim-pirenena ao amin' ny firenena iray. Ny firenena izay mampiasa ny teny hoe departemanta amin' izao fotoana dia na zanatany frantsay taloha (Benîno, Borkina Fasô, Kôtidivoara, Haity...) na firenena any Amerika Latina (Arjantina, Bôlivia, Kôlômbia, Goatemala, Hôndorasy ...).

Ny departemanta koa dia fizaràna ara-ministeran' ny governemanta iray. Araka izany:

  • Any Etazonia dia ahitana ny fandrindrana federaly (governemanta), voazara ho "U.S. Department" manana "U.S. secretary" ho tale (sekretera federaly).

Ny departemanta any Frantsa

[hanova | hanova ny fango]

Ny departemanta any Frantsa dia ny fizaràna faharoa aorian' ny faritra sy ny firenena manontolo. Sahala amin' ny distrika aty Madagasikara ny departemanta ao Frantsa, saingy tsy mitondra ny anaran' ny renivohitry ny distrika izy ireo fa anarana hafa mihitsy, matetika anarana avy amin' ny ony malaza ao amin' ilay departemanta.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.