Jodaisma mesianika: Fahasamihafan'ny versiona
Nanisy sary |
kAucun résumé des modifications |
||
(Versiona mielanelana tsy miseho 6 nataon'ilay mpikambana) | |||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Messianic synagogue.jpg|vignette|349x349px| |
[[Sary:Messianic synagogue.jpg|vignette|349x349px|Sinagôga mesianika ''Baruch HaShem'' ao Dallas any Texas.]] |
||
Ny '''jodaisma mesianika''' dia |
Ny '''jodaisma mesianika''' dia hetsika ara-pivavahana izay manakambana singa avy amin' ny [[kristianisma]], toy ny finoana fa [[Mesia]] i [[Jesoa]], sy singa avy amin' ny [[jodaisma]] ary ny fomba jiosy. Tamin' ireo taona 1960 sy 1970 no nisehoan' ny endriky ny jodaisma mesianika ahafantarana azy ankehitriny. Nipoitra avy amin' ny hetsika misiônera kristiana sy ny [[evanjelisma]] izy ka manakambana [[teôlôjia kristiana]] amin' ny ampahan' ny fanaon' ny fivavahana jiosy. Tao amin' ny [[anglikanisma]] tao [[Angletera]] tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-19 no niandohan' io hetsika io. Mitonon-tena ho Jiosy manaiky ny maha [[Mesia]] an' i Ieshoa (izany hoe Jesoa) ny mpanaraka azy. |
||
[[Sary:Messianic Seal with 8 Caldles.png|vignette| |
[[Sary:Messianic Seal with 8 Caldles.png|vignette|233x233px|Iray amin' ireo sary famantaran' ny jodaisma mesianika]] |
||
Taorian'ny fandrosoan'ny [[ |
Taorian' ny fandrosoan' ny [[ziônisma]] (na [[Ziônisma|siônisma]]) tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-19 sy ny fisehoan' ny siônisma kristiana sy ny [[Ady Lehibe Faharoa]] ary ny fahaterahan' ny [[Fanjakan'i Israely (ankehitriny)|Fanjakan' i Israely ankehitriny]] dia nanomboka niseho amin' ny endrika ahafantarana azy ankehitriny ilay hetsika tao [[Etazonia]] tamin' ireo taona 1960. Ny fandresen' i Israely tamin' ny taona 1967 sy ny fampiraisana an' i [[Jerosalema]] dia noheverin' ny Jiosy mesianika ho famantarana ny fotoanandro izay manana ny maha izy azy manokana. Izany zava-nitranga izany dia noheverin' izy ireo fa mialoha ny [[fiavian'i Jesoa fanindroany|fiavian' i Jesoa fanindroany]] sy ny fanorenana ny [[Arivo taona (kristianisma)|fanjakany arivo taona]] ao [[Siôna]] (na [[Ziôna]]), rehefa vita ny ady faran' i [[Goga sy Magoga|Gôga sy Magôga]]. |
||
Ny Jiosy mesianika dia tsy tokony hafangaro amin'ny Jiosy miova |
Ny Jiosy mesianika dia tsy tokony hafangaro amin' ny Jiosy miova finoana ho amin' ny kristianisma, satria aorian' ny fiovany finoana dia mpikambana feno ao amin' ny fiangonana nohatoniny izy ireo. Na dia misy ny Jiosy mesianika izay Jiosy araka ny [[Halakà]] (izany hoe Jiosy araka ny mason-tsivan' ny fivavahana jiosy fa tsy kristiana), ny jodaisma mesianika dia tsy eken' ny Jiosy ho sampana ao amin' ny fivavahana jiosy. Ny mpahay tantaran' ny fivavahana dia manasokajy ny jodaisma mesianika ao amin' ny [[kristianisma]]. |
||
== Jereo koa == |
|||
* [[Jodeô-kristianisma]] |
Endrika tamin'ity 24 Oktobra 2023 à 06:47 ity
Ny jodaisma mesianika dia hetsika ara-pivavahana izay manakambana singa avy amin' ny kristianisma, toy ny finoana fa Mesia i Jesoa, sy singa avy amin' ny jodaisma ary ny fomba jiosy. Tamin' ireo taona 1960 sy 1970 no nisehoan' ny endriky ny jodaisma mesianika ahafantarana azy ankehitriny. Nipoitra avy amin' ny hetsika misiônera kristiana sy ny evanjelisma izy ka manakambana teôlôjia kristiana amin' ny ampahan' ny fanaon' ny fivavahana jiosy. Tao amin' ny anglikanisma tao Angletera tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-19 no niandohan' io hetsika io. Mitonon-tena ho Jiosy manaiky ny maha Mesia an' i Ieshoa (izany hoe Jesoa) ny mpanaraka azy.
Taorian' ny fandrosoan' ny ziônisma (na siônisma) tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-19 sy ny fisehoan' ny siônisma kristiana sy ny Ady Lehibe Faharoa ary ny fahaterahan' ny Fanjakan' i Israely ankehitriny dia nanomboka niseho amin' ny endrika ahafantarana azy ankehitriny ilay hetsika tao Etazonia tamin' ireo taona 1960. Ny fandresen' i Israely tamin' ny taona 1967 sy ny fampiraisana an' i Jerosalema dia noheverin' ny Jiosy mesianika ho famantarana ny fotoanandro izay manana ny maha izy azy manokana. Izany zava-nitranga izany dia noheverin' izy ireo fa mialoha ny fiavian' i Jesoa fanindroany sy ny fanorenana ny fanjakany arivo taona ao Siôna (na Ziôna), rehefa vita ny ady faran' i Gôga sy Magôga.
Ny Jiosy mesianika dia tsy tokony hafangaro amin' ny Jiosy miova finoana ho amin' ny kristianisma, satria aorian' ny fiovany finoana dia mpikambana feno ao amin' ny fiangonana nohatoniny izy ireo. Na dia misy ny Jiosy mesianika izay Jiosy araka ny Halakà (izany hoe Jiosy araka ny mason-tsivan' ny fivavahana jiosy fa tsy kristiana), ny jodaisma mesianika dia tsy eken' ny Jiosy ho sampana ao amin' ny fivavahana jiosy. Ny mpahay tantaran' ny fivavahana dia manasokajy ny jodaisma mesianika ao amin' ny kristianisma.