Aller au contenu

Karbônina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanampy: vep:Hil'nik
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 23 nataom-pikambana 14)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Diamond-and-graphite-with-scale.jpg|vignette|268x268px|[[Diamondra]] sy [[manjarano]] misy maridrefy]]
Ny '''karbonina''' (/{{api|kar'bon:}}/) dia zavatra simika manana eva C ary manana lahatra atômika 6. Ny lanja atômikany dia 12,0107.
Ny '''karbônina''' dia singa simika manana eva '''C''' ary manana lahatra atômika 6. Ny lanja atômikany dia 12,0107. Efa nisy teto an-tany ny karbônina hatry ny fisian' ny [[masoandro]]: vita avy amin' ny niokleôsintezin' ny [[kintana]] nipoaka ny karbônina talohan' ny fiforonan' ny [[masoandro]] sy ny [[fajiry]]. Ny [[dilatra]], ny [[arintany]], ny [[solitany]], ny [[manjarano]] (amin' ny [[pensily]]) ary ny [[diamondra]] dia ahitana karbônina na karazana karbônina mihitsy Ny diamondra mety misy anatin' ny [[kimberlita]]n' ny [[afotroa]], indrindra any [[Afrika Atsimo]] sy any [[Arkansas]]. Mety misy diamondra kely varavety anatin' ny vato avy any amin' ny habakabaka. [[Sary:Diamond and graphite.jpg|200px|ankavanana|thumb|Ny [[diamondra]] sy ny [[manjarano]], vita amin'ny karbônina]]


Tsy nisy ny karbônina tamin' ny fotoan' ny [[Big Bang]] (niokleôsintezy voalohany) satria tsy niaraka ny fepetra ilaina (haingana loatra ny fihamangatsiaka sy ny fiitaran' ny [[tontolo]]).
Efa nisy teto an-tany ny karbonina hatry ny fisian'ny [[masoandro]] : vita avy amin'ny niokleôsintezin'ny kintana nipoaka ny karbonina talohan'ny fiforonan'ny masoandro sy ny fajiry. Ny [[petraka]] (sediment), ny [[arin-tany]], ny [[solitany]], ny [[manjarano]] (amin'ny [[pensily]]) ary ny diamondra. Ny diamondra mety misy anatin'ny [[kimberlita]]n'ny afotroa, indrindra any [[Afrika atsimo]] sy any [[Arkansas]]. Mety misy diamondra kely varavety anatin'ny vato avy any amin'ny habakabaka.
[[Sary:Diamond and graphite.jpg|200px|ankavanana|thumb|Ny [[diamondra]] sy ny [[manjarano]], vita karbônina]]


Ny kintana mavesatra no "mamorona" ny karbônina, avy amin' ny heliôma (fiota alfa telo)
Tsy nisy ny karbonina tamin'ny fotoan'ny [[Big Bang]] (niokleosintezy voalohany) satria tsy niaraka ny fepetra ilaina (haingana loatra ny fampangatsiahana sy ny fiitaran'ny [[tontolo]]).

Ny kintana mavesatra no "mamorona" ny karbonina, avy amin'ny helium (fiota alfa telo)


== Etimôlôjia ==
== Etimôlôjia ==


Ny teny « karbônina » dia teny avy amin'ny [[fiteny latina]] ''carbo'' midika arina.
Ny teny hoe ''karbônina'' dia avy amin' ny [[fiteny latina]] ''carbo'' midika hoe "arina".


== Miratoerana ==
== Miratoerana ==


Manana [[miratoeran]]a roa ny karbonina : ny <sup>12</sup>C (98,89%) su ny <sup>13</sup>C (1,11%).
Manana [[miratoeran]]a roa ny karbônina: ny <sup>12</sup>C (98,89 %) sy ny <sup>13</sup>C (1,11 %).


Ny [[radiômiratoerana]] <sup>14</sup>C dia manana fe-potoana 5 730 taona, ary ampiasaina amin'ny fidatiana zavatra arkeolojika hatramin'ny faha 50 000 taonany. Noho ny fipoaka termôniokleary atao eny amin'ny [[atmôsfera]], tsy afaka ampiasain'ny arkeôlogy ny fidatiana zavatra amin'ny alalan'ny [[karbonina 14]].
Ny [[radiômiratoerana]] <sup>14</sup>C dia manana fe-potoana 5 730 taona, ary ampiasaina amin' ny fidatiana zavatra arkeôlôjika hatramin' ny faha 50 000 taonany. Noho ny fipoaka termôniokleary atao eny amin 'ny [[soson-drivotra]], tsy afaka ampiasain' ny arkeôlôgy ny fidatiana zavatra amin'ny alalan' ny [[karbônina 14]].


Ny [[radiômiratoeran]]a <sup>11</sup>C dia manana [[fe-potoana]] 20 minitra.
Ny [[radiômiratoeran]]a <sup>11</sup>C dia manana [[fe-potoana]] 20 minitra.
Andalana faha-25: Andalana faha-23:
* [[Alkôla]]
* [[Alkôla]]
* [[Karbiora]]
* [[Karbiora]]
* [[Arintany]]
* [[Antrasita]]


=== Rohy ivelany ===
=== Rohy ivelany ===
Andalana faha-30: Andalana faha-30:
* {{en}} [http://www.webelements.com/webelements/elements/text/C/index.html WebElements.com - Carbon]
* {{en}} [http://www.webelements.com/webelements/elements/text/C/index.html WebElements.com - Carbon]
* {{en}} [http://environmentalchemistry.com/yogi/periodic/C.html EnvironmentalChemistry.com - Carbon]
* {{en}} [http://environmentalchemistry.com/yogi/periodic/C.html EnvironmentalChemistry.com - Carbon]
* {{en}} [http://www.sunysccc.edu/academic/mst/ptable/c.html Schenectady County Community College - Carbon]
* {{en}} [http://www.sunysccc.edu/academic/mst/ptable/c.html Schenectady County Community College - Carbon] {{Wayback|url=http://www.sunysccc.edu/academic/mst/ptable/c.html |date=20050207050810 }}
{{vangovango}}
{{vangovango}}


[[Sokajy:Karbônina|*]]
[[Sokajy:Karbônina|*]]
[[Sokajy:Simia]]
[[Sokajy:Simia]]

{{Lien AdQ|sk}}
{{Lien BA|es}}

[[af:Koolstof]]
[[als:Kohlenstoff]]
[[am:ካርቦን]]
[[an:Carbonio]]
[[ar:كربون]]
[[arz:كاربون]]
[[ast:Carbonu]]
[[az:Karbon]]
[[bat-smg:Onglis]]
[[be:Вуглярод]]
[[be-x-old:Вуглярод]]
[[bg:Въглерод]]
[[bn:কার্বন]]
[[br:Karbon]]
[[bs:Karbon]]
[[ca:Carboni]]
[[ckb:كاربۆن]]
[[co:Carboniu]]
[[cs:Uhlík]]
[[cv:Кăмрăк]]
[[cy:Carbon]]
[[da:Carbon]]
[[de:Kohlenstoff]]
[[el:Άνθρακας]]
[[en:Carbon]]
[[eo:Karbono]]
[[es:Carbono]]
[[et:Süsinik]]
[[eu:Karbono]]
[[fa:کربن]]
[[fi:Hiili]]
[[fr:Carbone]]
[[frr:Koolestuf]]
[[fur:Carboni]]
[[fy:Koalstof]]
[[ga:Carbón]]
[[gd:Gualan]]
[[gl:Carbono]]
[[gu:કાર્બન]]
[[gv:Carboan]]
[[hak:Than]]
[[haw:Kalepona]]
[[he:פחמן]]
[[hi:कार्बन]]
[[hif:Koila]]
[[hr:Ugljik]]
[[hsb:Wuhlik]]
[[ht:Kabòn]]
[[hu:Szén]]
[[hy:Ածխածին]]
[[ia:Carbon]]
[[id:Karbon]]
[[io:Karbo]]
[[is:Kolefni]]
[[it:Carbonio]]
[[ja:炭素]]
[[jbo:tabno]]
[[jv:Karbon]]
[[ka:ნახშირბადი]]
[[kk:Көміртегі]]
[[kn:ಇಂಗಾಲ]]
[[ko:탄소]]
[[koi:Шомувтыр]]
[[ksh:Kohlenstoff]]
[[ku:Karbon]]
[[kv:Шомчужысь]]
[[la:Carbonium]]
[[lb:Kuelestoff]]
[[li:Koolstof]]
[[lij:Carbonio]]
[[lmo:Carboni]]
[[ln:Kaboni]]
[[lt:Anglis]]
[[lv:Ogleklis]]
[[map-bms:Karbon]]
[[mdf:Седель]]
[[mhr:Шӱйдӱҥ]]
[[mi:Waro]]
[[mk:Јаглерод]]
[[ml:കാർബൺ]]
[[mn:Нүүрстөрөгч]]
[[mr:कार्बन]]
[[mrj:Углерод]]
[[ms:Karbon]]
[[mt:Karbonju]]
[[my:ကာဗွန်]]
[[myv:Седь]]
[[nah:Tecolli]]
[[nds:Kohlenstoff]]
[[ne:कार्बन]]
[[nl:Koolstof]]
[[nn:Karbon]]
[[no:Karbon]]
[[nov:Karbo]]
[[nv:Káábin]]
[[oc:Carbòni]]
[[os:Æвзалыгуыр]]
[[pa:ਕਾਰਬਨ]]
[[pap:Karbon]]
[[pl:Węgiel (pierwiastek)]]
[[pnb:کاربن]]
[[pt:Carbono]]
[[qu:K'illimsayaq]]
[[ro:Carbon]]
[[ru:Углерод]]
[[sah:Карбон]]
[[scn:Carbòniu]]
[[sh:Ugljenik]]
[[si:කාබන්]]
[[simple:Carbon]]
[[sk:Uhlík]]
[[sl:Ogljik]]
[[sq:Karboni]]
[[sr:Угљеник]]
[[stq:Koolestof]]
[[su:Karbon]]
[[sv:Kol]]
[[sw:Kaboni]]
[[ta:கரிமம்]]
[[te:కార్బన్]]
[[tg:Карбон]]
[[th:คาร์บอน]]
[[tl:Karbon]]
[[tr:Karbon]]
[[tt:Күмер (химик элемент)]]
[[ug:كاربون]]
[[uk:Вуглець]]
[[ur:فحم]]
[[uz:Uglerod]]
[[vec:Carbonio]]
[[vep:Hil'nik]]
[[vi:Cacbon]]
[[vls:Carbong]]
[[wa:Carbone]]
[[war:Carbono]]
[[wuu:碳]]
[[xal:Нүртөр]]
[[yi:קוילנשטאף]]
[[yo:Carbon]]
[[zh:碳]]
[[zh-min-nan:Thoàⁿ-sò͘]]
[[zh-yue:碳]]

Endrika tamin'ity 16 Septambra 2023 à 06:25 ity

Diamondra sy manjarano misy maridrefy

Ny karbônina dia singa simika manana eva C ary manana lahatra atômika 6. Ny lanja atômikany dia 12,0107. Efa nisy teto an-tany ny karbônina hatry ny fisian' ny masoandro: vita avy amin' ny niokleôsintezin' ny kintana nipoaka ny karbônina talohan' ny fiforonan' ny masoandro sy ny fajiry. Ny dilatra, ny arintany, ny solitany, ny manjarano (amin' ny pensily) ary ny diamondra dia ahitana karbônina na karazana karbônina mihitsy Ny diamondra mety misy anatin' ny kimberlitan' ny afotroa, indrindra any Afrika Atsimo sy any Arkansas. Mety misy diamondra kely varavety anatin' ny vato avy any amin' ny habakabaka.

Ny diamondra sy ny manjarano, vita amin'ny karbônina

Tsy nisy ny karbônina tamin' ny fotoan' ny Big Bang (niokleôsintezy voalohany) satria tsy niaraka ny fepetra ilaina (haingana loatra ny fihamangatsiaka sy ny fiitaran' ny tontolo).

Ny kintana mavesatra no "mamorona" ny karbônina, avy amin' ny heliôma (fiota alfa telo)

Etimôlôjia

[hanova | hanova ny fango]

Ny teny hoe karbônina dia avy amin' ny fiteny latina carbo midika hoe "arina".

Miratoerana

[hanova | hanova ny fango]

Manana miratoerana roa ny karbônina: ny 12C (98,89 %) sy ny 13C (1,11 %).

Ny radiômiratoerana 14C dia manana fe-potoana 5 730 taona, ary ampiasaina amin' ny fidatiana zavatra arkeôlôjika hatramin' ny faha 50 000 taonany. Noho ny fipoaka termôniokleary atao eny amin 'ny soson-drivotra, tsy afaka ampiasain' ny arkeôlôgy ny fidatiana zavatra amin'ny alalan' ny karbônina 14.

Ny radiômiratoerana 11C dia manana fe-potoana 20 minitra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.