Aller au contenu

Fanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' Olombelona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 25 nataom-pikambana 12)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[10 desembra 1948]] no nolaniana sy nampahafantarin'ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana ny '''Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny zon'olombelona'''. Taorian'izany vanin'andro manan-tantara izany dia nangataka tamin'ireo firenena mpikambana rehetra ny Fivoriambe mba hampiely ity " Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny Zon'olombelona" ity - Hizara sy hanao azy ho peta-drindrina, hahafahan'ny tsirairay mamaky sy mandalina ny ventin-kevitra voafono ao anatiny, indrindra any an-tsekoly sy ireo toeram-pampinarana hafa. Ka tsy hanavahana izay sata politika ijoroan'ny firenena ny fanaovana izany.
Ny 10 desembra 1948 no nolaniana sy nampahafantarin'ny Fivoriamben'ny [[Firenena Mikambana]] ny '''Fanambarana Iraisam-Pirenena momba ny Zon' Olombelona'''. Taorian'izany vanin'andro manan-tantara izany dia nangataka tamin'ireo firenena mpikambana rehetra ny Fivoriambe mba hampiely ity "Fanambarana Iraisam-Pirenena momba ny Zon' Olombelona" ity mba hizara sy hanao azy peta-drindrina, hahafahan'ny tsirairay mamaky sy mandalina ny ventin-kevitra voafono ao anatiny, indrindra any an-tsekoly sy any amin' ireo toeram-pampinarana hafa. Ka tsy hanavahana izay sata pôlitika ijoroan'ny [[firenena]] ny fanaovana izany.

= Fanambarana =
= Fanambarana =
Andalana faha-5: Andalana faha-5:
== Sasin-Teny ==
== Sasin-Teny ==

Heverina fa ny fankatoavana ny fahamendrehan'olombelona sy ny zony mitovy ary tsy azo tohintohinina dia anisan'ny fototry ny fahafahana, ny rariny ary ny fandriam-pahalemanana eran-tany, Heverina fa ny tsy fahafantarana sy fanaovana tsinintsinona ny zon'olombelona dia mitarika amin'ny fihetsika feno habibiana mampikomy ny fieritreretan'ny mpiara-belona. Ny fametrahana tontolo vaovao ; hivelaran'ny olona afaka eo amin'ny filazana ny hevitra sy ny finoana, ary tsy voagejan'ny tahotra sy ny fahoriana no hetaheta lehibe indrindra ho an'ny olombelona, Heverina fa ilaina ny miaro ny zon'olombelona amin'ny fametrahana rafitra tan-dalna mba tsy hitarika azy hikomy sy hanohitra ny fampihorohoroana sy ny fampijaliana, Heverina fa zava-dehibe ny famporisihana hatrany ny fifandraisana ara-pirahalahiana eo amin'ny firenen-tsamihafa, Heverina fa ny Fanjakana Mpikambana rehetra dia manaiky hanaja ny zon'olombelona sy ny fahafahana fototra, ka miara miasa amin'ny
Heverina fa ny fankatoavana ny fahamendrehan'olombelona sy ny [[zo]]<nowiki/>ny mitovy ary tsy azo tohintohinina dia anisan'ny fototry ny [[fahafahana]], ny rariny ary ny fandriam-pahalemanana eran-tany, Heverina fa ny tsy fahafantarana sy fanaovana tsinontsinona ny [[zon'olombelona]] dia mitarika amin'ny fihetsika feno habibiana mampikomy ny fieritreretan'ny mpiara-belona. Ny fametrahana tontolo vaovao; hivelaran'ny olona afaka eo amin'ny filazana ny hevitra sy ny finoana, ary tsy voagejan'ny tahotra sy ny fahoriana no hetaheta lehibe indrindra ho an'ny olombelona, Heverina fa ilaina ny miaro ny zon'olombelona amin'ny fametrahana rafitra tan-dalàna mba tsy hitarika azy hikomy sy hanohitra ny fampihorohoroana sy ny fampijaliana, Heverina fa zava-dehibe ny famporisihana hatrany ny fifandraisana ara-pirahalahiana eo amin'ny firenen-tsamihafa, Heverina fa ny Fanjakana Mpikambana rehetra dia manaiky hanaja ny zon'olombelona sy ny [[fahafahana fototra]], ka miara-miasa amin'ny Firenena Mikambana izy amin'izany, Heverina fa tao anatin'ny Dina dia nohamafisin'ny olon-drehetra ao amin'ny Firenena Mikambana indray ny finoany an'ireo [[Zo fototra|zo fototry]] ny olombelona - hanajana ny hasina maha-olombelona, ny fitovian-jon'ny lehilahy sy ny vehivavy; ary izy rehetra dia maneho ny fahavononany hiasa ho an'ny fandrosoana sosialy hanatsaratsara kokoa ny fari-piainana ao anatin'ny fahafahana bebe kokoa. Heverina fa ny Fanjakana mpikambana rehetra dia manaiky hanaja ny zon'olombelona sy ny fahafahana fototra, ka hiara-miasa amin'ny Firenena Mikambana izy amin'izany. Heverina fa ny fitoviam-pijery mikasika ireny zo sy fahafahana ireny dia zava-dehibe ho an'ny fanatanterahana feno izao fiandaniana miharihary izao. Koa dia manambara ny Fivoriambe fa ity Fanambarana Iraisam- Pirenena momba ny Zon' Olombelona ity dia toy ny idealy iombonana ka ny firenen-drehetra sy ny vahoaka rehetra no hiara-manatratra azy mba hahatonga ny olona tsirairay sy ny sampan-draharaha samihafa ao amin'ny fiaraha-monina hiezaka hampandroso ny asa enti-manaja ny zo sy ny fahafahan'olombelona amin'ny alan'ny fampianarana sy ny fanabeazana ary hiantoka koa ny hampanekena sy hampakatoavana izany amin'ny alan'ny fepetra samihafa na nasionaly na iraisam-pirenena ho fampiharana hentitra ny Zon' olombelona na eo amin'ny vahoakan'ny Fanjakana efa mpikambana na eo amin'ny mponina any amin'ireo tany napetraka eo ambany fitantanan'izy ireny.
== Andininy voalohany ==
Firenena Mikambana izy amin'izany, Heverina fa tao anatin'ny Dina dia nohamafisin'ny olon-drehetra ao amin'ny Firenena Mikambana indray ny finoany
Teraka afaka sy mitovy [[zo]] sy [[fahamendrehana]] ny olombelona rehetra. Samy manan-tsaina sy fieritreretana ka tokony hifampitondra am-pirahalahiana.
an'ireo zo fototry ny olombelona- hanajana ny hasina maha-olombelona, ny fitovian-jo ny lehilahy sy ny vehivavy; ary izy rehetra dia maneho ny fahavononany hiasa ho an'ny fandrosoana socialy hanatsaratsara kokoa ny farim-piainana ao anatin'ny fahafahana bebe kokoa. Heverina fa ny Fanjakana mpikambanarehetra dia manaiky hanaja ny zon'olombelona sy ny fahafahana fototra, ka iara-miasa amin'ny
Firenena Mikambana izy amin'izany. Heverina fa ny fitoviam-pijery mikasika ireny zo sy fahafahana ireny zo sy fahafahana ireny dia zava-dehibe ho an'ny fanatanterahana feno izao fiandanianan miharihary izao. Koa dia manambara ny Fivoriambe fa ity Fanambarana iraisam- pirenena momban'ny Zon'olombelona dia toy ny idealy iombonana ka ny firenen-drehetra sy ny vahoaka rehetra no hiara-manatratra azy mba hahatonga ny olona tsirairai sy ny sampan-draharaha samihafa ao amin'ny fiaraha-monina hiezaka hampandroso ny asa enti-manaja ny so sy ny fahafahan'olombelona amin'ny allan'ny fampianarana sy ny fanabeazana ary hiantoka koa ny hampanekena sy hampakatoavana izany amin'ny allan'ny fepetra samihafa na nasionaly na iraisam- pirenena ho fampiarana hentitra ny Zon'olombelona na eo amin'ny vahoakan'ny Fanjakana efa mpikambana na eo amin'ny mponina any amin'ireo tany napetraka eo ambany fitantanan'izy ireny.

== ANDININY VOALOHANY ==
== Andininy faha-2 ==
Teraka afaka sy mitovy zo sy fahamendrehana ny olombelona rehetra. Samy manan-tsaina sy fieritreretana ka tokony hifampitondra am- pirahalahiana.

== ANDININY FAHA-2 ==
Samy afaka hizaka ny zo sy ny fahafahana rehetra voalaza ato amin'ity Fanambarana ny Zon'olombelona ity ny tsirairay na inona volon-kodiny na firazanany na vavy na lahy na manao ahoana na manao ahoana firehin-keviny sy fivavahany sy izay fihaviany na laharana sosialy misy azy na inona.
Samy afaka hizaka ny zo sy ny fahafahana rehetra voalaza ato amin'ity Fanambarana ny Zon'olombelona ity ny tsirairay na inona volon-kodiny na firazanany na vavy na lahy na manao ahoana na manao ahoana firehan-keviny sy fivavahany sy izay fihaviany na laharana sosialy misy azy na inona.
Ambonin'izany, tsy tokony hahatonga fanavahana mihitsy izay sata politika zakain'ilay firenena nipoiran'ny olona na mahaleotena na zanatany na eo ambany fitantanan'ny Firenena Mikambana na mizaka tena izany tany izany.

== ANDININY FAHA-3 ==
== Andininy faha-3 ==
Manana zo hiaina, ho afaka, hahazo fiarovana ny olona tsirairay.
Manana zo hiaina sy ho afaka ary hahazo fiarovana ny olona tsirairay.

== ANDININY FAHA-4 ==
== Andininy faha-4 ==
Tsy misy olombelona azo handevozina na hampanompoana. Rarna ny fanandevozana sy ny varotra andevo na inona na inona endrika isehoany.
Tsy misy olombelona azo andevozina na ampanompoina. Raràna ny [[fanandevozana]] sy ny varotra andevo na inona na inona endrika isehoany.

== ANDININY FAHA-5 ==
== Andininy faha-5 ==
Tsy misy olombelona azo hampijaliana na saziana na hanaovana fitondrana feno hasiahana, tsy mifanaraka na mampihetry ny maha- olona.
Tsy misy olombelona azo ampijaliana na saziana na anaovana fitondrana feno hasiahana, tsy mifanaraka na mampihetry ny maha-olona.

== ANDININY FAHA-6 ==
== Andininy faha-6 ==
Manan-jo hitaky ny fankatoavana ny maha-olona azy araka ny voafaritry ny lalna ny tsirairay na aiza na aiza toerana aleany.
Manan-jo hitaky ny fankatoavana ny maha-olona azy araka ny voafaritry ny lalàna ny tsirairay na aiza na aiza toerana alehany.

== ANDININY FAHA-7 ==
== Andininy faha-7 ==
Mitovy ny olon-drehetra eo anatrehan'ny lalna ary samy manan-jo ho arovan'izany lalna izany, indrindra manoloana izay mety ho fanavakavahana na fihantsiana manana endrika fanavakavahana ka mety hanitsakitsaka ity Fanambarana ity.
Mitovy ny olon-drehetra eo anatrehan'ny [[lalàna]] ary samy manan-jo harovan'izany lalàna izany, indrindra manoloana izay mety ho [[fanavakavahana]] na fihantsiana manana endrika fanavakavahana ka mety hanitsakitsaka ity Fanambarana ity.

== ANDININY FAHA-8 ==
== Andininy faha-8 ==
Manan-jo hitory amin'ny Fitsarana misy ao amin'ny taniny ny olona tsirairay raha mahatsapa fa hosena ny zo fototra nomen'ny lalam- panorenana azy.
Manan-jo hitory amin'ny Fitsarana misy ao amin'ny taniny ny olona tsirairay raha mahatsapa fa hosena ny zo fototra nomen'ny [[lalam-panorenana]] azy.

== ANDININY FAHA-9 ==
== Andininy faha-9 ==
Tsy misy olona azo samborina tsy amin'antony na tazonim-poana na atao sesi-tany tsy voameloka.
Tsy misy olona azo [[Fisamborana|samborina]] tsy amin'antony na tazonim-poana na atao sesi-tany tsy voaheloka.

== ANDININY FAHA-10 ==
== Andininy faha-10 ==
Manan-jo ny olon-drehetra mba hohenoin'ny Fitsarana am-pahibemaso sy tsy am-piangarana ny heviny, ka ho fitsarana mahaleo tena sy tsy miangatra no hametra ny zony sy ny mahamarim-pototra na tsia ny fiampangana atao aminy.

== ANDININY FAHA-11 ==
== Andininy faha-11 ==
1. Izay olona voapanga dia heverina ho mbola tsy manan-tsiny mandra- pivoakan'izay didy manameloka azy. Izany didy izany dia havoakan'ny tribonaly nitsara am-pahibemaso ka nanome ny antoka rehetra fa afaka niaro tena ilay voampanga.
1. Izay olona voampanga dia [[Fiheverina ho mbola tsy manan-tsiny|heverina ho mbola tsy manan-tsiny]] mandra-pivoakan'izay didy manameloka azy. Izany didy izany dia havoakan'ny tribonaly nitsara am-pahibemaso ka nanome ny antoka rehetra fa afaka niaro tena ilay voampanga.

2. Tsy misy olona azo helohina noho ny asa na fanadinoana raha toa izany ka natao tamin'ny fotoana izay tsy mbola ahafantarana fa mahadiso ilay fihetsika na ilay asa araka ny lalna nasionaly na iraisam-pirenena. Torak'izany koa, tsy misy azo saziana mihoatra noho izay sazy voalaza fa ampiharina ao amin'ny tany misy azy tamin'ny fotoana nanaovany ilay fahadisoana.
2. Tsy misy olona azo helohina noho ny asa na fanadinoana raha toa izany ka natao tamin'ny fotoana izay tsy mbola ahafantarana fa mahadiso ilay fihetsika na ilay asa araka ny lalàna nasionaly na iraisam-pirenena. Torak'izany koa, tsy misy azo saziana mihoatra noho izay [[sazy]] voalaza fa ampiharina ao amin'ny tany misy azy tamin'ny fotoana nanaovany ilay fahadisoana.

== ANDININY FAHA-12 ==
== Andininy faha-12 ==
Tsy misy olona azo hitsabahana ny fiainany manokana, ny fianankaviany, ny fonenany, ny taratasy ifandefasany na hitsahana ny voninahiny sy ny lazany. Zon'ny olona ny harovan'ny lalna eo anatrehan'ny fanitsakitsahana tsy ara-drariny sy tsy ara-dalna rehetra.
Tsy misy olona azo itsabahana ny [[Fiainana manokana|fiainany manokana]], ny fianankaviany, ny fonenany, ny taratasy ifandefasany na hitsahina ny voninahiny sy ny lazany. Zon'ny olona ny harovan'ny lalàna eo anatrehan'ny fanitsakitsahana tsy ara-drariny sy tsy ara-dalàna rehetra.

== ANDININY FAHA-13 ==
== Andininy faha-13 ==
1. Zon'ny olona rehetra ny mivezivezy an-kalalahana ary mifidy izay toerana tiany hipetrahana ao anatin'ny fanjakana iray.
1. Zon'ny olona rehetra ny [[Fivezivezena an-kalalahana|mivezivezy an-kalalahana]] ary ny mifidy izay toerana tiany hipetrahana ao anatin'ny fanjakana iray.
2. Zon'ny olon-drehetra koa ny miala amina tany iray, eny fa na dia ny taniny aza, ka miverina amin'ny tany misy azy.
2. Zon'ny olon-drehetra koa ny miala amina tany iray, eny fa na dia ny taniny aza, ka miverina amin'ny tany misy azy.

== ANDININY FAHA-14 ==
== Andininy faha-14 ==
1. Raha misy fanenjehana azy, dia zon'olon-drehetra ny mitady fialokalofana any an-kafa;
1. Raha misy fanenjehana azy, dia zon'ny olon-drehetra ny mitady [[fialokalofana]] any an-kafa;

2. Io zo io kosa dia tsy azo hampiharina amin'ny raharahan-keloka tsotra na amin'ireo asa sy fihetsika mifanohitra amin'ny foto- pisainana sy zava-kendren'ny Firenena Mikambana.
2. Io zo io kosa dia tsy azo ampiharina amin'ny raharahan-keloka tsotra na amin'ireo asa sy fihetsika mifanohitra amin'ny foto-pisainana sy zava-kendren'ny Firenena Mikambana.

== ANDININY FAHA-15 ==
== Andininy faha-15 ==
1. Manan-jo hizaka zom-pirenena ny isam-batan'olona.
1. Manan-jo hizaka [[zom-pirenena]] ny isam-batan'olona.
2. Tsy misy olona azo verezin-jo tsy amin'ny rariny na rarna tsy hiova zom-pirenena.

2. Tsy misy olona azo verezin-jo tsy amin'ny rariny na raràna tsy hiova zom-pirenena.
== ANDININY FAHA-16 ==

== Andininy faha-16 ==
1. Rehefa tonga taona ny lehilahy sy ny vehivavy dia manan-jo hivady sy hanorina fianankaviana ka tsy mahasakana izany na fihodirana na zom-pirenena na finoana. Mitovy zo eo anatrehan'ny fanambadiana, mandritra ny fanambadiana ary amin'ny faharavan'ny fanambadiana izy ireo.
1. Rehefa tonga taona ny lehilahy sy ny vehivavy dia manan-jo hivady sy hanorina fianankaviana ka tsy mahasakana izany na fihodirana na zom-pirenena na [[finoana]]. Mitovy zo eo anatrehan'ny [[fanambadiana]], mandritra ny fanambadiana ary amin'ny faharavan'ny fanambadiana izy ireo.

2. Tsy misy mariazy azo raiketina raha tsy sitrapon'ireo hivady.
2. Tsy misy mariazy azo raiketina raha tsy sitrapon'ireo hivady.
3. Ny fianankaviana no fototra ara-boajanahary iorenan'ny fiaraha- monina, ka manan-jo hoarovan'ny fiaraha-monina sy ny fanjakana.

3. Ny fianankaviana no fototra ara-boajanahary iorenan'ny fiara-hamonina, ka manan-jo harovan'ny fiaraha-monina sy ny fanjakana.
== ANDININY FAHA-17 ==

== Andininy faha-17 ==
1. Ny olon-drehetra dia manan-jo hanana fananana manokana na itambarana.
1. Ny olon-drehetra dia manan-jo hanana fananana manokana na itambarana.
2. Tsy misy olona azo alaina amin-kery ny fananany.
2. Tsy misy olona azo alaina amin-kery ny fananany.

== ANDININY FAHA-18 ==
== Andininy faha-18 ==
Malalaka amin'ny heviny sy amin'ny fivavahana hinoany ary manan-jo hiheno ny feon'ny fieritreretany ny olon-drehetra. Io zo io dia mamela azy malalaka hiova fivavahana na firehana samihafa. Ny olon-drehetra koa dia manan-jo haneho izany finoany na firehany izany am-pahabemaso na ho an'olom-bitsy ; amin'ny alalan'ny fampianarana na fanaovana fomba...
Malalaka amin'ny heviny sy amin'ny fivavahana hinoany ary manan-jo hihaino ny [[Feon'ny fieritreretana|feon'ny fieritreretany]] ny olon-drehetra. Io zo io dia mamela azy malalaka hiova fivavahana na firehana samihafa. Ny olon-drehetra koa dia manan-jo haneho izany finoany na firehany izany am-pahibemaso na ho an'olom-bitsy ; amin'ny alalan'ny fampianarana na fanaovana fomba...

== ANDININY FAHA-19 ==
== Andininy faha-19 ==
Ny olon-drehetra dia afaka manana ny heviny ka hilaza izany an- kalalahana. Tsy tokony hampitahorina amin'izay fomba fijeriny, ary afaka mikaroka, mandray, mampiely izay vaovao na hevitra hitany amin'ny alalan'ireo fitaovam-pifandraisana misy ny olon-drehetra ; tsy hijerena sisin-tany.
Ny olon-drehetra dia afaka manana ny heviny ka hilaza izany an-kalalahana. Tsy tokony hampitahorina amin'izay fomba fijeriny, ary afaka mikaroka, mandray, mampiely izay vaovao na hevitra hitany amin'ny alalan'ireo fitaovam-pifandraisana misy ny olon-drehetra ; tsy hijerena sisin-tany.

== ANDININY FAHA-20 ==
== Andininy faha-20 ==
1. Ny olon-drehetra dia manan-jo malalaka hivory sy hanana fikambanana mitandro ny filaminana.
1. Ny olon-drehetra dia manan-jo malalaka hivory sy hanana fikambanana mitandro ny filaminana.
Andalana faha-110: Andalana faha-103:
2. Tsy misy olona azo terena hiditra amina fikambanana anankiray
2. Tsy misy olona azo terena hiditra amina fikambanana anankiray

== ANDININY FAHA-21 ==
== Andininy faha-21 ==
1. Manan-jo handray anjara amin'ny fitantanana raharaham-bahoaka ao amin'ny taniny ny olon-drehetra - mivantana na amin'ny alalan'ny solontena nofinidy malalaka.
1. Manan-jo handray anjara amin'ny fitantanana raharaham-bahoaka ao amin'ny taniny ny olon-drehetra - mivantana na amin'ny alalan'ny solontena nofinidy malalaka.
Andalana faha-116: Andalana faha-109:
2. Manan-jo hiditra amim-pitoviana amin'ny raharaham-panjakana ao amin'ny taniny ny olon-drehetra.
2. Manan-jo hiditra amim-pitoviana amin'ny raharaham-panjakana ao amin'ny taniny ny olon-drehetra.
3. Ny sitrapon'ny vahoaka no fototry ny fahefan'ny fitondram- panjakana Amin'ny fifidianana no tokony hanehoany izany sitrapony izany, ka tokony ho marina sy hisy ara-potoana izany fifidianana izany. Handraisan'ny
3. Ny sitrapon'ny [[vahoaka]] no fototry ny fahefan'ny fitondram-panjakana. Amin'ny [[fifidianana]] no tokony hanehoany izany [[Sitrapo|sitrapony]] izany, ka tokony ho marina sy hisy ara-potoana izany fifidianana izany. Handraisan'ny daholobe anjara ary miafina ny latsa-bato na ara-pomba mitovitovy amin'izany ka miantoka ny fahalalahan'ny fifidianana.
daholobe anjara ary miafina ny latsa-bato na ara-pomba mitovitovy amin'izany ka miantoka ny fahalalahan'ny fifidianana.

== ANDININY FAHA-22 ==
== Andininy faha-22 ==
Ny olon-drehetra amin'ny maha-mpikambana ao amin'ny fiaraha-monina azy dia manan-jo ho voaantoka ara-tsosialy. Fiantohana natao hanajana ny zo ara-toe-karena, sosialy sy ara-kolotsaina izay ilain'ny fahamendrehan'ny olona sy ny fivoatran'ny maha-izy azy amin'ny alalan'ny ezaka nasionaly na iraisam-pirenena, araka ny fandaminana sy ny harem-pireneny.
Ny olon-drehetra amin'ny maha-mpikambana ao amin'ny fiaraha-monina azy dia manan-jo ho voaantoka ara-tsosialy. Fiantohana natao hanajana ny [[zo ara-toe-karena]], [[Zo ara-tsosialy|sosialy]] sy [[Zo ara-kolontsaina|ara-kolontsaina]] izay ilain'ny fahamendrehan'ny olona sy ny fivoatran'ny maha-izy azy amin'ny alalan'ny ezaka nasionaly na iraisam-pirenena, araka ny fandaminana sy ny harem-pireneny.

== ANDININY FAHA-23 ==
== Andininy faha-23 ==
1. Manan-jo hanana asa ny olon-drehetra, hifidy izay asa tiany, ka amim-pitoviana sy ara-drariny no hanaovana izany. Manan-jo ho arovana amin'ny tsy fananan'asa koa izy.
1. Manan-jo hanana asa ny olon-drehetra, hifidy izay asa tiany, ka amim-pitoviana sy ara-drariny no hanaovana izany. Manan-jo harovana amin'ny tsy fananan'asa koa izy.

2. Ny olon-drehetra dia manan-jo hahazo karama mitovy amin'ny asa mitovy, ka tsy asiana fanavakavahana izany.
2. Ny olon-drehetra dia manan-jo hahazo karama mitovy amin'ny asa mitovy, ka tsy asiana fanavakavahana izany.
Andalana faha-133: Andalana faha-123:
3. Izay miasa dia manan-jo hahazo karama ara-drariny hahafahany mivelona sy mamelona ny ankohonany araka ny tokony ho izy.
3. Izay miasa dia manan-jo hahazo karama ara-drariny hahafahany mivelona sy mamelona ny ankohonany araka ny tokony ho izy.

4. Fidiram-bola ampiana fiarovana ara-tsosialy raha misy izany. Manan-jo hanorina na hiditra amina sendika ihany koa ny tsirairay mba hiarovany ny zony.
4. Fidiram-bola ampiana fiarovana ara-tsosialy raha misy izany. Manan-jo hanorina na hiditra amina [[sendika]] ihany koa ny tsirairay mba hiarovany ny zony.

== ANDININY FAHA-24 ==
== Andininy faha-24 ==
Manan-jo hiala sasatra sy hiala voly ny olon-drehetra. Tokony ho ferana ara-drariny ny fotoam-piasana ary handraisana karama ny fialan-tsasatra amin'izany.
Manan-jo hiala sasatra sy hiala voly ny olon-drehetra. Tokony ho ferana ara-drariny ny fotoam-piasana ary handraisana karama ny fialan-tsasatra amin'izany.

== ANDININY FAHA-25 ==
== Andininy faha-25 ==
1. Manan-jo hanana fari-piainana antonony sy ampy ny tsirairay mba hiantoka ny fahasalamany, sy izay rehetra mahasoa azy sy ny
1. Manan-jo hanana fari-piainana antonony sy ampy ny tsirairay mba hiantoka ny fahasalamany, sy izay rehetra mahasoa azy sy ny ankohonany : sakafo, fitafiana, fonenana, fitsaboana ary kojakoja sosialy ilaina rehetra. Manan-jo ihany koa hahazo fiahiana ara-tsosialy ny tsirairay raha sendra tsy fananan'asa, aretina, takaitra, fahanterana na antony hafa tsy niniany ka tsy ahafahany mivelona.

2. Manan-jo hahazo fanampiana sy fanaraha-maso manokana ny reny sy ny zaza. Ny [[ankizy]] rehetra, teraka tao anatin'ny mariazy na ivelany dia manan-jo mitovy amin'ny fiahiana ara-tsosialy.
ankohonany : sakafo, fitafiana, fonenana, fitsaboana ary kojakoja sosialy ilaina rehetra. Manan-jo ihany koa hahazo fiahiana ara-tsosialy ny tsirairay raha sendra ny tsy fananan'asa, aretina, takaitra, fahanterana na antony hafa tsy niniany ka tsy ahafahany mivelona.
2. Manan-jo hahazo fanampiana sy fanaraha-maso manokana ny reny sy ny zaza. Ny ankizy rehetra, teraka tao anatin'ny mariazy na ivelany dia manan-jo mitovy amin'ny fiahiana ara-tsosialy.

== ANDININY FAHA-26 ==
== Andininy faha-26 ==
1. Manan-jo hahazo fanabeazana ny olon-drehetra. Tokony ho maimaim- poana izany, farafaharatsiny any amin'ny fampianarana fototra. Tsy maintsy atao ny fampianarana ambaratonga voalohany. Ny fampianarana teknika sy fanofanana ara-asa kosa dia tokony ho azon'ny rehetra hidirana araka ny fahaizan'ny tsirairay.
1. Manan-jo hahazo [[fanabeazana]] ny olon-drehetra. Tokony ho maimaimpoana izany, farafaharatsiny any amin'ny fampianarana fototra. Tsy maintsy atao ny fampianarana ambaratonga voalohany. Ny fampianarana teknika sy ny fanofanana amin'ny asa kosa dia tokony ho azon'ny rehetra idirana araka ny fahaizan'ny tsirairay.

2. Ny fanabeazana dia tokony hikendry ny fivelaran'ny maha-olona ; hanamafy ny fanajana ny fahafahana sy zo fototra, hampanjaka ny fifandeferana sy ny fifankatiavana eo amin'ny olon-drehetra sy ny firenen-tsamihafa ; ary hikatsaka izay hampandrosoana ny asan'ny Firenena Mikambana ho amin'ny fitandroana ny fandriampahalemana.
2. Ny fanabeazana dia tokony hikendry ny fivelaran'ny maha-olona ; hanamafy ny fanajana ny fahafahana sy zo fototra, hampanjaka ny fifandeferana sy ny fifankatiavana eo amin'ny olon-drehetra sy ny firenen-tsamihafa ; ary hikatsaka izay hampandrosoana ny asan'ny Firenena Mikambana ho amin'ny fitandroana ny [[fandriampahalemana]].

3. Ny ray aman-dreny ihany no voalohany manan-jo hifidy izay karazam- panabeazana omena ny zanany.
3. Ny ray aman-dreny ihany no voalohany manan-jo hifidy izay karazam-panabeazana omena ny zanany.

== ANDININY FAHA-27 ==
== Andininy faha-27 ==
1. Ny olon-drehetra dia manan-jo handray anjara amin'ireo fihetsiketsehana ara-kolotsaina atao ao amin'ny [[faritra]] misy azy.
1. Ny olon-drehetra dia manan-jo handray anjara amin'ireo fihetsiketsehana ara-kolotsaina atao ao amin'ny faritra misy azy.

2. Mahazo mankafy ny zava-kanto sy mandray anjara amin'ny fampivelarana ny siansa sy ireo tombo-tsoa aterak'izany. Tokony ho arovana ny zon'ny mpamorona eo amin'ny lafiny rehetra : voka-pikarohana siantifika, haisoratra, zava-kanto...
2. Mahazo mankafy ny zava-kanto sy mandray anjara amin'ny fampivelarana ny [[siansa]] sy ireo tombo-tsoa aterak'izany. Tokony ho arovana ny [[zon'ny mpamorona]] eo amin'ny lafiny rehetra : voka-pikarohana siantifika, [[haisoratra]], zava-kanto...

== ANDININY FAHA-28 ==
== Andininy faha-28 ==
Manan-jo hivelatra ao anatina rafitra mitandro ny zo sy ny fahafahana fototra voalaza ato anatin'ity fanambarana ity ny olon- drehetra, eo amin'ny lafiny sosialy sy iraisam-pirenena.
Manan-jo hivelatra ao anatina rafitra mitandro ny zo sy ny fahafahana fototra voalaza ato anatin'ity fanambarana ity ny olon-drehetra, eo amin'ny lafiny sosialy sy iraisam-pirenena.

== ANDININY FAHA-29 ==
== Andininy faha-29 ==
1. Manana adidy amin'ny fiaraha-monina izay ahafahany mivelatra ny tsirairay.
1. Manana [[adidy]] amin'ny fiaraha-monina izay ahafahany mivelatra ny tsirairay.
2. Ny lalna ihany no mametra ny fizakan'ny tsirairay ny zony sy ny fahafahany. Izany dia mba hitandroana ny fanajana ny zon'ny hafa, ny lalna ara-moraly, ny filaminam-bahoaka ary ny mahasoa ny olon- drehetra ao anatina fiaraha-monina demokratika.
2. Ny lalàna ihany no mametra ny fizakan'ny tsirairay ny zony sy ny fahafahany. Izany dia mba hitandroana ny fanajana ny zon'ny hafa, ny lalàna ara-moraly, ny filaminam-bahoaka ary ny mahasoa ny olon-drehetra ao anatina fiaraha-monina demokratika.

3. Tsy azo ampiharina ireo zo sy fahafahana ireo raha mifanohitra amin'ny foto-pisainana sy foto-kevitry ny Firenena Mikambana.
3. Tsy azo ampiharina ireo zo sy fahafahana ireo raha mifanohitra amin'ny foto-pisainana sy foto-kevitry ny Firenena Mikambana.

== ANDININY FAHA-30 ==
== Andininy faha-30 ==

Ny zava-boalaza rehetra ato anatin'ity Fanambarana ity dia tsy azon'ny Fanjakana na vondron'olona na olon-tsotra hadika ho manome azy ireo fahefana hanao asa mikendry handrava ny zo sy ny fahafahana voatanisa etsy ambony.

Andalana faha-187: Andalana faha-172:
* {{fr}} [http://www.un.org/french/hr/ La page des droits de l'homme sur le site de l'ONU]
* {{fr}} [http://www.un.org/french/hr/ La page des droits de l'homme sur le site de l'ONU]
* {{fr}} [http://www.textes.justice.gouv.fr/index.php?rubrique=10086&ssrubrique=10087&article=11038 La déclaration universelle des droits de l'homme de 1948 sur le site du ministère français de la justice]

* {{fr}} [http://www.aleph99.info/La-Declaration-universelle-des.html Courte vidéo sur l'histoire de l'adoption de la Déclaration universelle des Droits de l'Homme]
* {{fr}} [http://www.aleph99.info/La-Declaration-universelle-des.html Courte vidéo sur l'histoire de l'adoption de la Déclaration universelle des Droits de l'Homme] {{Wayback|url=http://www.aleph99.info/La-Declaration-universelle-des.html |date=20100217163052 }}
* {{en}} [http://untreaty.un.org/cod/avl/ha/udhr/udhr.html Page consacrée à la Déclaration universelle des droits de l'homme] sur le site de la [http://www.un.org/law/avl/ Bibliothèque audiovisuelle de droit international des Nations Unies]

[[Sokajy:Zo]]

[[Sokajy:Zo]]
[[ab:Ауаҩытәыҩса Изинқәа Зегьеицырзеиҧшу Адекларациа]]
[[af:Universele Verklaring van Menseregte]]
[[als:Allgemeine Erklärung der Menschenrechte]]
[[am:«የሰብዓዊ መብት አቀፋዊ መግለጽ»]]
[[an:Declaración Universal d'os Dreitos Humans]]
[[ar:الإعلان العالمي لحقوق الإنسان]]
[[arz:الاعلان العالمى لحقوق الانسان]]
[[ast:Declaración Universal de los Derechos Humanos]]
[[ay:Akpach jaqe walinkañapataki inoqat aru]]
[[bat-smg:Vėsoutėnė žmuogaus teisiu deklaracėjė]]
[[be:Усеагульная дэкларацыя правоў чалавека]]
[[be-x-old:Усеагульная дэклярацыя правоў чалавека]]
[[bg:Всеобща декларация за правата на човека]]
[[bm:Hadamaden josiraw dantigɛkan]]
[[bn:মানবাধিকার সনদ]]
[[bo:༄༅༎ ཡོངས་ཁྱབ་གསལ་བསྒྲགས་འགྲོ་བ་མིའི་ཐོབ་ཐང༌།]]
[[br:Disklêriadur Hollvedel Gwirioù Mab-den]]
[[bs:Univerzalna deklaracija o ljudskim pravima]]
[[ca:Declaració Universal dels Drets Humans]]
[[cs:Všeobecná deklarace lidských práv]]
[[cy:Datganiad Cyffredinol am Hawliau Dynol]]
[[da:FN's Verdenserklæring om Menneskerettighederne]]
[[de:Allgemeine Erklärung der Menschenrechte]]
[[diq:Beyannamey heqanê insananê erd u asmêni]]
[[ee:Amegbetɔ ƒe Ablɔɖevinyenye ŋu Kpeɖoɖodzinya]]
[[el:Οικουμενική Διακήρυξη για τα Ανθρώπινα Δικαιώματα]]
[[en:Universal Declaration of Human Rights]]
[[eo:Universala Deklaracio de Homaj Rajtoj]]
[[es:Declaración Universal de los Derechos Humanos]]
[[et:Inimõiguste ülddeklaratsioon]]
[[eu:Giza Eskubideen Aldarrikapen Unibertsala]]
[[fa:اعلامیه جهانی حقوق بشر]]
[[fi:Ihmisoikeuksien yleismaailmallinen julistus]]
[[fiu-vro:Inemiseõigusõ kuulutus]]
[[fo:Mannarættindayvirlýsing]]
[[fr:Déclaration universelle des droits de l'homme]]
[[fur:Declarazion universâl dai dirits dal om]]
[[fy:Universele Ferklearring fan de Rjochten fan de Minske]]
[[ga:Dearbhú Uilechoiteann Chearta an Duine]]
[[gag:İnsan hakların cümlä deklarațiyası]]
[[gl:Declaración Universal dos Dereitos Humanos]]
[[gn:Tekove yvypora kuera maymayva derecho kuaaukaha]]
[[he:ההכרזה לכל באי עולם בדבר זכויות האדם]]
[[hi:मानव अधिकारों की सार्वभौम घोषणा]]
[[hif:Universal Declaration of Human Rights]]
[[hr:Opća deklaracija o pravima čovjeka]]
[[hu:Az emberi jogok egyetemes nyilatkozata]]
[[hy:Մարդու իրավունքների համընդհանուր հռչակագիր]]
[[ia:Declaration Universal del Derectos Human]]
[[id:Pernyataan Umum tentang Hak-Hak Asasi Manusia]]
[[io:Universala Deklaro di Homala Yuri]]
[[is:Mannréttindayfirlýsing Sameinuðu þjóðanna]]
[[it:Dichiarazione universale dei diritti umani]]
[[ja:世界人権宣言]]
[[ka:ადამიანის უფლებათა საყოველთაო დეკლარაცია]]
[[kab:Tiṣerriḥt tagraɣlant izerfan n wemdan]]
[[kk:Адам құқықтарының жалпыға бірдей декларациясы]]
[[kl:Inuttut pisinnaatitaafiit pillugit silarsuarmioqatigiinut nalunaarut]]
[[ko:세계 인권 선언]]
[[krc:Адамны хакъларыны тамал декларациясы]]
[[la:Universa Iurum Humanorum Declaratio]]
[[lad:Deklarasion Universala de los Diritos Umanos]]
[[lb:Universal-Deklaratioun vun de Mënscherechter]]
[[lg:Ekiwandiiko Eky'abantu Bonna Ekifa ku Ddembe Ly'obunto]]
[[li:Universeel Verklaoring van de Rechte van d'r Miensj]]
[[ln:Lisakoli ya molongo ya makoki ya moto]]
[[lt:Visuotinė žmogaus teisių deklaracija]]
[[lv:Vispārējā cilvēktiesību deklarācija]]
[[mk:Универзална декларација за човековите права]]
[[ml:അന്താരാഷ്ട്ര മനുഷ്യാവകാശ പ്രഖ്യാപനം]]
[[mr:मानवाधिकाराचे वैश्विक घोषणापत्र]]
[[ms:Perisytiharan Hak Asasi Manusia Sejagat]]
[[mwl:Declaraçon Ounibersal de ls Dreitos Houmanos]]
[[my:အပြည်ပြည်ဆိုင်ရာ လူ့အခွင့်အရေး ကြေငြာစာတမ်း]]
[[new:मानवअधिकार सम्बन्धि राष्ट्रसंघया विश्वव्यापी घोषणा]]
[[nl:Universele verklaring van de rechten van de mens]]
[[nn:Menneskerettsfråsegna]]
[[no:Menneskerettighetserklæringen]]
[[nv:Bee Hazʼą́ą Ił Chʼétʼaah]]
[[oc:Declaracion Universala dels Dreches Umans]]
[[pl:Powszechna Deklaracja Praw Człowieka]]
[[pnb:انسانی حقاں دا عالمی اعلان]]
[[ps:د بشري حقونو نړېواله اعلاميه]]
[[pt:Declaração Universal dos Direitos Humanos]]
[[qu:Pachantin llaqtakunapi runap allin kananpaq hatun kamachikuy]]
[[ro:Declarația Universală a Drepturilor Omului]]
[[ru:Всеобщая декларация прав человека]]
[[rue:Універзална декларація людьскых прав]]
[[rw:Itangazo Mpuzamahanga ryerekeye Uburenganzira bwa Muntu]]
[[sah:Киһи быраабын биирдэһиллибит декларацията]]
[[sc:Decraratzione Universale de sos Deretos de s'Òmine]]
[[sco:Universal Declaration o Human Richts]]
[[sg:Dêpä tî pöpöködörö tî ndiä tï bata nengö terê tï zo takapa]]
[[sh:Univerzalna deklaracija o ljudskim pravima]]
[[simple:Universal Declaration of Human Rights]]
[[sk:Všeobecná deklarácia ľudských práv]]
[[sl:Splošna deklaracija človekovih pravic]]
[[so:Baaqa Caalamiga ee Xuquuqda Aadanaha]]
[[sq:Deklarata e Përgjithshme mbi të Drejtat e Njeriut]]
[[sr:Универзална декларација о људским правима]]
[[ss:Simemetelo Semhlaba Wonkhe Mayelana Nemalungelo Ebuntfu]]
[[sv:FN:s deklaration om de mänskliga rättigheterna]]
[[sw:Tangazo kilimwengu la haki za binadamu]]
[[ta:உலக மனித உரிமைகள் சாற்றுரை]]
[[tet:Deklarasaun Universál Direitus Umanus Nian]]
[[th:ปฏิญญาสากลว่าด้วยสิทธิมนุษยชน]]
[[tpi:Toksave long ol raits bilong ol manmeri long olgeta hap bilong dispela giraun]]
[[tr:İnsan Hakları Evrensel Bildirisi]]
[[uk:Загальна декларація прав людини]]
[[ur:انسانی حقوق کا آفاقی منشور]]
[[vec:Dichiarasion Universałe de i Diriti de l'Omo]]
[[vi:Tuyên ngôn Quốc tế Nhân quyền]]
[[wa:Declaråcion univiersele des droets del djin]]
[[war:Sangkalibutan Nga Pag-Asoy Bahin Han Kanan Tawo Mga Katungod]]
[[yi:אלוועלטלעכע דעקלאראציע פון מענטשרעכט]]
[[yo:Ìkéde Akáríayé fún àwọn Ẹ̀tọ́ Ọmọnìyàn]]
[[zh:世界人权宣言]]
[[zh-classical:世界人權宣言]]
[[zh-min-nan:Sè-kài Jîn-koân Soan-giân]]
[[zh-yue:世界人權宣言]]

Endrika tamin'ity 8 Desambra 2021 à 10:22 ity

Ny 10 desembra 1948 no nolaniana sy nampahafantarin'ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana ny Fanambarana Iraisam-Pirenena momba ny Zon' Olombelona. Taorian'izany vanin'andro manan-tantara izany dia nangataka tamin'ireo firenena mpikambana rehetra ny Fivoriambe mba hampiely ity "Fanambarana Iraisam-Pirenena momba ny Zon' Olombelona" ity mba hizara sy hanao azy peta-drindrina, hahafahan'ny tsirairay mamaky sy mandalina ny ventin-kevitra voafono ao anatiny, indrindra any an-tsekoly sy any amin' ireo toeram-pampinarana hafa. Ka tsy hanavahana izay sata pôlitika ijoroan'ny firenena ny fanaovana izany.

Fanambarana

[hanova | hanova ny fango]

Sasin-Teny

[hanova | hanova ny fango]

Heverina fa ny fankatoavana ny fahamendrehan'olombelona sy ny zony mitovy ary tsy azo tohintohinina dia anisan'ny fototry ny fahafahana, ny rariny ary ny fandriam-pahalemanana eran-tany, Heverina fa ny tsy fahafantarana sy fanaovana tsinontsinona ny zon'olombelona dia mitarika amin'ny fihetsika feno habibiana mampikomy ny fieritreretan'ny mpiara-belona. Ny fametrahana tontolo vaovao; hivelaran'ny olona afaka eo amin'ny filazana ny hevitra sy ny finoana, ary tsy voagejan'ny tahotra sy ny fahoriana no hetaheta lehibe indrindra ho an'ny olombelona, Heverina fa ilaina ny miaro ny zon'olombelona amin'ny fametrahana rafitra tan-dalàna mba tsy hitarika azy hikomy sy hanohitra ny fampihorohoroana sy ny fampijaliana, Heverina fa zava-dehibe ny famporisihana hatrany ny fifandraisana ara-pirahalahiana eo amin'ny firenen-tsamihafa, Heverina fa ny Fanjakana Mpikambana rehetra dia manaiky hanaja ny zon'olombelona sy ny fahafahana fototra, ka miara-miasa amin'ny Firenena Mikambana izy amin'izany, Heverina fa tao anatin'ny Dina dia nohamafisin'ny olon-drehetra ao amin'ny Firenena Mikambana indray ny finoany an'ireo zo fototry ny olombelona - hanajana ny hasina maha-olombelona, ny fitovian-jon'ny lehilahy sy ny vehivavy; ary izy rehetra dia maneho ny fahavononany hiasa ho an'ny fandrosoana sosialy hanatsaratsara kokoa ny fari-piainana ao anatin'ny fahafahana bebe kokoa. Heverina fa ny Fanjakana mpikambana rehetra dia manaiky hanaja ny zon'olombelona sy ny fahafahana fototra, ka hiara-miasa amin'ny Firenena Mikambana izy amin'izany. Heverina fa ny fitoviam-pijery mikasika ireny zo sy fahafahana ireny dia zava-dehibe ho an'ny fanatanterahana feno izao fiandaniana miharihary izao. Koa dia manambara ny Fivoriambe fa ity Fanambarana Iraisam- Pirenena momba ny Zon' Olombelona ity dia toy ny idealy iombonana ka ny firenen-drehetra sy ny vahoaka rehetra no hiara-manatratra azy mba hahatonga ny olona tsirairay sy ny sampan-draharaha samihafa ao amin'ny fiaraha-monina hiezaka hampandroso ny asa enti-manaja ny zo sy ny fahafahan'olombelona amin'ny alan'ny fampianarana sy ny fanabeazana ary hiantoka koa ny hampanekena sy hampakatoavana izany amin'ny alan'ny fepetra samihafa na nasionaly na iraisam-pirenena ho fampiharana hentitra ny Zon' olombelona na eo amin'ny vahoakan'ny Fanjakana efa mpikambana na eo amin'ny mponina any amin'ireo tany napetraka eo ambany fitantanan'izy ireny.

Andininy voalohany

[hanova | hanova ny fango]

Teraka afaka sy mitovy zo sy fahamendrehana ny olombelona rehetra. Samy manan-tsaina sy fieritreretana ka tokony hifampitondra am-pirahalahiana.

Andininy faha-2

[hanova | hanova ny fango]

Samy afaka hizaka ny zo sy ny fahafahana rehetra voalaza ato amin'ity Fanambarana ny Zon'olombelona ity ny tsirairay na inona volon-kodiny na firazanany na vavy na lahy na manao ahoana na manao ahoana firehan-keviny sy fivavahany sy izay fihaviany na laharana sosialy misy azy na inona.

Ambonin'izany, tsy tokony hahatonga fanavahana mihitsy izay sata politika zakain'ilay firenena nipoiran'ny olona na mahaleotena na zanatany na eo ambany fitantanan'ny Firenena Mikambana na mizaka tena izany tany izany.

Andininy faha-3

[hanova | hanova ny fango]

Manana zo hiaina sy ho afaka ary hahazo fiarovana ny olona tsirairay.

Andininy faha-4

[hanova | hanova ny fango]

Tsy misy olombelona azo andevozina na ampanompoina. Raràna ny fanandevozana sy ny varotra andevo na inona na inona endrika isehoany.

Andininy faha-5

[hanova | hanova ny fango]

Tsy misy olombelona azo ampijaliana na saziana na anaovana fitondrana feno hasiahana, tsy mifanaraka na mampihetry ny maha-olona.

Andininy faha-6

[hanova | hanova ny fango]

Manan-jo hitaky ny fankatoavana ny maha-olona azy araka ny voafaritry ny lalàna ny tsirairay na aiza na aiza toerana alehany.

Andininy faha-7

[hanova | hanova ny fango]

Mitovy ny olon-drehetra eo anatrehan'ny lalàna ary samy manan-jo harovan'izany lalàna izany, indrindra manoloana izay mety ho fanavakavahana na fihantsiana manana endrika fanavakavahana ka mety hanitsakitsaka ity Fanambarana ity.

Andininy faha-8

[hanova | hanova ny fango]

Manan-jo hitory amin'ny Fitsarana misy ao amin'ny taniny ny olona tsirairay raha mahatsapa fa hosena ny zo fototra nomen'ny lalam-panorenana azy.

Andininy faha-9

[hanova | hanova ny fango]

Tsy misy olona azo samborina tsy amin'antony na tazonim-poana na atao sesi-tany tsy voaheloka.

Andininy faha-10

[hanova | hanova ny fango]

Manan-jo ny olon-drehetra mba hohenoin'ny Fitsarana am-pahibemaso sy tsy am-piangarana ny heviny, ka ho fitsarana mahaleo tena sy tsy miangatra no hametra ny zony sy ny mahamarim-pototra na tsia ny fiampangana atao aminy.

Andininy faha-11

[hanova | hanova ny fango]

1. Izay olona voampanga dia heverina ho mbola tsy manan-tsiny mandra-pivoakan'izay didy manameloka azy. Izany didy izany dia havoakan'ny tribonaly nitsara am-pahibemaso ka nanome ny antoka rehetra fa afaka niaro tena ilay voampanga.

2. Tsy misy olona azo helohina noho ny asa na fanadinoana raha toa izany ka natao tamin'ny fotoana izay tsy mbola ahafantarana fa mahadiso ilay fihetsika na ilay asa araka ny lalàna nasionaly na iraisam-pirenena. Torak'izany koa, tsy misy azo saziana mihoatra noho izay sazy voalaza fa ampiharina ao amin'ny tany misy azy tamin'ny fotoana nanaovany ilay fahadisoana.

Andininy faha-12

[hanova | hanova ny fango]

Tsy misy olona azo itsabahana ny fiainany manokana, ny fianankaviany, ny fonenany, ny taratasy ifandefasany na hitsahina ny voninahiny sy ny lazany. Zon'ny olona ny harovan'ny lalàna eo anatrehan'ny fanitsakitsahana tsy ara-drariny sy tsy ara-dalàna rehetra.

Andininy faha-13

[hanova | hanova ny fango]

1. Zon'ny olona rehetra ny mivezivezy an-kalalahana ary ny mifidy izay toerana tiany hipetrahana ao anatin'ny fanjakana iray.

2. Zon'ny olon-drehetra koa ny miala amina tany iray, eny fa na dia ny taniny aza, ka miverina amin'ny tany misy azy.

Andininy faha-14

[hanova | hanova ny fango]

1. Raha misy fanenjehana azy, dia zon'ny olon-drehetra ny mitady fialokalofana any an-kafa;

2. Io zo io kosa dia tsy azo ampiharina amin'ny raharahan-keloka tsotra na amin'ireo asa sy fihetsika mifanohitra amin'ny foto-pisainana sy zava-kendren'ny Firenena Mikambana.

Andininy faha-15

[hanova | hanova ny fango]

1. Manan-jo hizaka zom-pirenena ny isam-batan'olona.

2. Tsy misy olona azo verezin-jo tsy amin'ny rariny na raràna tsy hiova zom-pirenena.

Andininy faha-16

[hanova | hanova ny fango]

1. Rehefa tonga taona ny lehilahy sy ny vehivavy dia manan-jo hivady sy hanorina fianankaviana ka tsy mahasakana izany na fihodirana na zom-pirenena na finoana. Mitovy zo eo anatrehan'ny fanambadiana, mandritra ny fanambadiana ary amin'ny faharavan'ny fanambadiana izy ireo.

2. Tsy misy mariazy azo raiketina raha tsy sitrapon'ireo hivady.

3. Ny fianankaviana no fototra ara-boajanahary iorenan'ny fiara-hamonina, ka manan-jo harovan'ny fiaraha-monina sy ny fanjakana.

Andininy faha-17

[hanova | hanova ny fango]

1. Ny olon-drehetra dia manan-jo hanana fananana manokana na itambarana. 2. Tsy misy olona azo alaina amin-kery ny fananany.

Andininy faha-18

[hanova | hanova ny fango]

Malalaka amin'ny heviny sy amin'ny fivavahana hinoany ary manan-jo hihaino ny feon'ny fieritreretany ny olon-drehetra. Io zo io dia mamela azy malalaka hiova fivavahana na firehana samihafa. Ny olon-drehetra koa dia manan-jo haneho izany finoany na firehany izany am-pahibemaso na ho an'olom-bitsy ; amin'ny alalan'ny fampianarana na fanaovana fomba...

Andininy faha-19

[hanova | hanova ny fango]

Ny olon-drehetra dia afaka manana ny heviny ka hilaza izany an-kalalahana. Tsy tokony hampitahorina amin'izay fomba fijeriny, ary afaka mikaroka, mandray, mampiely izay vaovao na hevitra hitany amin'ny alalan'ireo fitaovam-pifandraisana misy ny olon-drehetra ; tsy hijerena sisin-tany.

Andininy faha-20

[hanova | hanova ny fango]

1. Ny olon-drehetra dia manan-jo malalaka hivory sy hanana fikambanana mitandro ny filaminana.

2. Tsy misy olona azo terena hiditra amina fikambanana anankiray

Andininy faha-21

[hanova | hanova ny fango]

1. Manan-jo handray anjara amin'ny fitantanana raharaham-bahoaka ao amin'ny taniny ny olon-drehetra - mivantana na amin'ny alalan'ny solontena nofinidy malalaka.

2. Manan-jo hiditra amim-pitoviana amin'ny raharaham-panjakana ao amin'ny taniny ny olon-drehetra.

3. Ny sitrapon'ny vahoaka no fototry ny fahefan'ny fitondram-panjakana. Amin'ny fifidianana no tokony hanehoany izany sitrapony izany, ka tokony ho marina sy hisy ara-potoana izany fifidianana izany. Handraisan'ny daholobe anjara ary miafina ny latsa-bato na ara-pomba mitovitovy amin'izany ka miantoka ny fahalalahan'ny fifidianana.

Andininy faha-22

[hanova | hanova ny fango]

Ny olon-drehetra amin'ny maha-mpikambana ao amin'ny fiaraha-monina azy dia manan-jo ho voaantoka ara-tsosialy. Fiantohana natao hanajana ny zo ara-toe-karena, sosialy sy ara-kolontsaina izay ilain'ny fahamendrehan'ny olona sy ny fivoatran'ny maha-izy azy amin'ny alalan'ny ezaka nasionaly na iraisam-pirenena, araka ny fandaminana sy ny harem-pireneny.

Andininy faha-23

[hanova | hanova ny fango]

1. Manan-jo hanana asa ny olon-drehetra, hifidy izay asa tiany, ka amim-pitoviana sy ara-drariny no hanaovana izany. Manan-jo harovana amin'ny tsy fananan'asa koa izy.

2. Ny olon-drehetra dia manan-jo hahazo karama mitovy amin'ny asa mitovy, ka tsy asiana fanavakavahana izany.

3. Izay miasa dia manan-jo hahazo karama ara-drariny hahafahany mivelona sy mamelona ny ankohonany araka ny tokony ho izy.

4. Fidiram-bola ampiana fiarovana ara-tsosialy raha misy izany. Manan-jo hanorina na hiditra amina sendika ihany koa ny tsirairay mba hiarovany ny zony.

Andininy faha-24

[hanova | hanova ny fango]

Manan-jo hiala sasatra sy hiala voly ny olon-drehetra. Tokony ho ferana ara-drariny ny fotoam-piasana ary handraisana karama ny fialan-tsasatra amin'izany.

Andininy faha-25

[hanova | hanova ny fango]

1. Manan-jo hanana fari-piainana antonony sy ampy ny tsirairay mba hiantoka ny fahasalamany, sy izay rehetra mahasoa azy sy ny ankohonany : sakafo, fitafiana, fonenana, fitsaboana ary kojakoja sosialy ilaina rehetra. Manan-jo ihany koa hahazo fiahiana ara-tsosialy ny tsirairay raha sendra tsy fananan'asa, aretina, takaitra, fahanterana na antony hafa tsy niniany ka tsy ahafahany mivelona.

2. Manan-jo hahazo fanampiana sy fanaraha-maso manokana ny reny sy ny zaza. Ny ankizy rehetra, teraka tao anatin'ny mariazy na ivelany dia manan-jo mitovy amin'ny fiahiana ara-tsosialy.

Andininy faha-26

[hanova | hanova ny fango]

1. Manan-jo hahazo fanabeazana ny olon-drehetra. Tokony ho maimaimpoana izany, farafaharatsiny any amin'ny fampianarana fototra. Tsy maintsy atao ny fampianarana ambaratonga voalohany. Ny fampianarana teknika sy ny fanofanana amin'ny asa kosa dia tokony ho azon'ny rehetra idirana araka ny fahaizan'ny tsirairay.

2. Ny fanabeazana dia tokony hikendry ny fivelaran'ny maha-olona ; hanamafy ny fanajana ny fahafahana sy zo fototra, hampanjaka ny fifandeferana sy ny fifankatiavana eo amin'ny olon-drehetra sy ny firenen-tsamihafa ; ary hikatsaka izay hampandrosoana ny asan'ny Firenena Mikambana ho amin'ny fitandroana ny fandriampahalemana.

3. Ny ray aman-dreny ihany no voalohany manan-jo hifidy izay karazam-panabeazana omena ny zanany.

Andininy faha-27

[hanova | hanova ny fango]

1. Ny olon-drehetra dia manan-jo handray anjara amin'ireo fihetsiketsehana ara-kolotsaina atao ao amin'ny faritra misy azy.

2. Mahazo mankafy ny zava-kanto sy mandray anjara amin'ny fampivelarana ny siansa sy ireo tombo-tsoa aterak'izany. Tokony ho arovana ny zon'ny mpamorona eo amin'ny lafiny rehetra : voka-pikarohana siantifika, haisoratra, zava-kanto...

Andininy faha-28

[hanova | hanova ny fango]

Manan-jo hivelatra ao anatina rafitra mitandro ny zo sy ny fahafahana fototra voalaza ato anatin'ity fanambarana ity ny olon-drehetra, eo amin'ny lafiny sosialy sy iraisam-pirenena.

Andininy faha-29

[hanova | hanova ny fango]

1. Manana adidy amin'ny fiaraha-monina izay ahafahany mivelatra ny tsirairay.

2. Ny lalàna ihany no mametra ny fizakan'ny tsirairay ny zony sy ny fahafahany. Izany dia mba hitandroana ny fanajana ny zon'ny hafa, ny lalàna ara-moraly, ny filaminam-bahoaka ary ny mahasoa ny olon-drehetra ao anatina fiaraha-monina demokratika.

3. Tsy azo ampiharina ireo zo sy fahafahana ireo raha mifanohitra amin'ny foto-pisainana sy foto-kevitry ny Firenena Mikambana.

Andininy faha-30

[hanova | hanova ny fango]

Ny zava-boalaza rehetra ato anatin'ity Fanambarana ity dia tsy azon'ny Fanjakana na vondron'olona na olon-tsotra hadika ho manome azy ireo fahefana hanao asa mikendry handrava ny zo sy ny fahafahana voatanisa etsy ambony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Miteny frantsay

[hanova | hanova ny fango]