Sodàna Atsimo
I Sodàna Atsimo na ny Repoblikan' i Sodàna Atsimo da firenena ao Afrika Atsinanana, manana vekarana mirefy 619 745 km². I Djouba no renivohiny. Atao hoe Republic of South Sudan izy amin' ny teny anglisy fa République du Soudan du Sud izy amin' ny teny frantsay.
Atao hoe Sodaney Tatsimo ny vahoaka' ity firenena ity. Taorian' ny fitsapan-kevi-bahoaka natao tamin' ny 9-15 Janoary 2011 no nisarahan' i Sodàna Atsimo tamin' ny Repoblikan' i Sodàna tamin' ny 9 Jolay 2011. Taorian' io anefa dia mbola tsy nifanarahan' ny firenena roa tonta ny famaritana ny sisin-tany manasaraka azy ireo. Ny fiteny anglisy no fiteny ôfisialiny.
Jereo koa
hanovaFirenena ao Afrika:
Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe
Kôntinenta eto an-tany