Elohim: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 26 nataom-pikambana 2)
Andalana faha-1:
[[Sary:Elohim ebraico.jpeg|vignette]]
Ny teny hoe ''[[Elohim]]'' (na ''[[Elohim|Elohima]]'', raha gasîna) dia teny ampiasaina ho anarantsamirery iantsoana an'Andriamanitra ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] (Tanakh) nefa ampiasaina koa ho anarana iombonana amin'ny endriny milaza maro izy ka midika hoe "andriamanitra maro". Io endrika milaza maron'ilay anarana io dia miteraka adihevitra ny amin'ny isan'ny andriamanitra nivavahanan'ny Hebreo, na tokana na maro. Ny Jiosy sy ny Kristiana izay mivavaka amin'Andriamanitra tokana dia mampisa sy mandika io anarana io hoe "Andriamanitra" (tokana) nefa samy manana ny fivoasany ny endrika milaza maro ka isan'izany ny filazana ny herin'Andriamanitra.
Ny teny hoe '''''[[Elohim]]''''' (na ''[[Elohim|'''Elôhima''']]'', raha gasîna) dia teny ampiasaina ho [[anaran-tsamirery]] iantsoana an' Andriamanitra ao amin' ny [[Baiboly hebreo]] (Tanakh) nefa ampiasaina koa ho [[anarana iombonana]] amin' ny endriny [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza maro]] izy ka midika hoe "andriamanitra maro". Io endrika milaza maron' ilay anarana io dia miteraka adihevitra momba ny isan' ny andriamanitra nivavahan' ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]], na tokana na maro. Ny [[Jiosy]] sy ny [[Kristianina|Kristiana]] izay mivavaka amin' Andriamanitra tokana dia mampiasa sy mandika io anarana io hoe "Andriamanitra" (tokana) nefa samy manana ny fivoasany ny endrika milaza maro izy ireo ka isan' izany ny filazana ny herin' Andriamanitra.
 
== Fampiasana ilay anarana ==
Teny hebreo ny hoe ''Elohim'' (hebreo: אֱלֹהִים / ''<nowiki/>'ēlohîm'') izay midika ara-bakiteny hoe "andriamanitra maro", dia miseho matetika amin' ny [[Torah]].
 
Amin' ny toe-javatra sasany (oh: [[Bokin' ny Eksôdosy|Eksodosy]] 3:4, "... dia niantso azy tao afovoan' ny roimemy i/ny Elohim ...")<ref><small>"Hitan' ny Tompo fa niolaka hijery izy; dia niantso azy Andriamanitra teo afovoan' ny zava-maniry milobolobo, nanao hoe: Ry Moizy! ry Moizy! Ka hoy ny navaliny: Inty aho." Eks 3:4</small></ref>, miasa toy ny anarana amin' ny endrika [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza tokana]] izy amin' ny [[Fitsipitenin' ny hebreon' ny Baiboly|fitsipi-pitenenana hebreo]], ary avy eo dia takatra amin' ny ankapobeny fa manondro ilay Andriamanitra tokan' i Israely io teny io. Amin' ny toe-javatra hafa, ny teny hoe ''Elohim'' dia miasa amin' ny maha [[Filaza isa (fitsipiteny)|endrika milaza maro]]<nowiki/>n' ny hoe ''Eloah'' azy, ary manondro ny [[pôliteisma]] izay fiheverana andriamanitra maro (ohatra ny Eksodosy 20:3 hoe “Tsy hanana andriamani-kafa eo anatrehako hianao.)<ref><small>eng "''Thou shalt have no other gods before me''." // fr "Tu n' auras pas d' autres dieux devant moi."</small></ref>.
Ny hoe ''Elohim'' dia endrika lava mifototra amin'ny fototeny semitika '''ēl'' izay midika hoe "andriamanitra" (tokana). Azo ampifanakekezina amin'ny teny akadiana hoe ''ilu'' <ref><small>http://psd.museum.upenn.edu/epsd/epsd/e2616.html [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Frp.liu233w.com%3A443%2Fhttp%2Fpsd.museum.upenn.edu%2Fepsd%2Fepsd%2Fe2616.html tahiry]]</small></ref> sy ny teny arameana hoe elah ary ny teny arabo hoe ''ilāh'' izy io. Ara-pitsipiteny, ny teny hoe ''elohim'' dia miafara amin'ny famantaran'ny endrika milaza maro ''-îm''. Ao amin'ny Baiboly dia maro ireo andalana ahitana ny teny hoe elohim izay manodro andriama maro tokoa (Eksodosy 12.12). mety hialohavan'ny mpanoritra izy ka azo adika hoe "ireo andriamanitra" (Eks. 18.11) sady mety hiarana amin'ny matoanteny amin'ny endrika milaza maro (Salamo 97.7) na mpamaritoetra amin'ny endrika milaza maro<ref><small>Martin Rose, "Names of God in the OT", dans ''Anchor Bible Dictionary'', vol. 4 (ABD)</small></ref>.
 
Miseho in-2&nbsp;500 mahery ao amin’ ny Baiboly hebreo ny teny hoe ''Elohim'', ary misy dikany
Azo anondroana andriamanitra tokana koa ny teny hoe ''elohim'' ka tsy ny andriamanitra tokan'i Israely ihany fa ny andriamanitra hafa koa toy ny andriamanitra Khemosh elohiman'i Moaba sy Astarte elohiman'ny Sidoniana ( Mpitsara 11.24; 2Mpanjaka 1.2; 1Mpanja. 11.5; 1Mpanj. 11.33). Ampiasaina koa io teny io hilazana ny zava-mananaina ara-panahy na andriamanitra kely toy ny matoatoa (1Samoela 28.13; Zakaria 12.8; Gen. 30.8).
 
* manomboka amin' ny hoe "[[Andriamanitra (ankapobeny)|andriamanitra]] (maro)" amin' ny heviny ankapobeny (toy ny ao amin' ny Eksodosy 12:12, izay ilazana ireo "andriamanitr' i Ejipta")<ref name=":0"><small>"Handalo mamaky ny tany Ejipta aho amin' io alina io, ka ny lahimatoa rehetra amin' ny tany Ejipta hovonoiko, hatramin' ny olona ka hatramin' ny biby, ary hisy fitsarana hoefaiko momba ny andriamanitr' i Ejipta rehetra: fa izaho no Iaveh." (Eks 12.12)</small></ref>,
* ka hatramin’ ireo andriamanitra manokana (ny filazana matetika an' i [[Yahweh]] ho "Elohim" an' i Israely),
* ny [[demony]], ny [[serafima]], ny zavamananaina mihoatra ny natoraly hafa,
* ny [[Fanahin' ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n' ny maty izay navoaka araka ny baikon' i [[Saoly]] mpanjaka ao amin' ny 1Samoela 28:13<ref name=":1"><small>"Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra; fa inona no hitanao? Dia hoy ravehivavy tamin' i Saola: andriamanitra miakatra avy amin' ny tany no hitako." (1Sam 28.13)</small></ref>,
* ny mpanjaka sy ny mpaminany koa aza (ohatra, Eksodosy 4:16)<ref><small>"Izy no hiteny amin' ny vahoaka hisolo anao; ho solom-bavanao izy, ary hianao kosa ho solon' Andriamanitra aminy." (Eks 4.16)</small></ref>.
 
Ny andian-teny hoe ''bene elohim'', adika hoe "zanak' ireo andriamanitra", dia mitovy amin' ny hita ao amin' ny lahatsoratra [[Ogarita|ogaritika]] sy [[Fenisia|fenisiana]], manondro ny [[Fivoriamben' ny andriamanitra|filankevitry ny andriamanitra]].
 
Ny Elohim dia mitana ny laharana fahafito amin' ny folo ao amin' ny [[ambaratongan' anjely araka ny jodaisma]], araka ilay [[raby]] tamin' ny [[Andro Antenatenany]], [[Mosesy Maimonida|Maimônida]]. Hoy i Maimônida: "Tsy maintsy matoky aho fa ny Hebreo rehetra [ankehitriny] dia mahafantatra fa ny teny hoe ''Elohim'' dia teny mitovy endrika, ary manondro an' Andriamanitra, ny anjely, ny mpitsara, ary ny mpanapaka ny tany, ..."
 
=== Ampiasaina miaraka amin' ny matoanteny milaza maro ===
Ny hoe ''Elohim'' dia endrika lava mifototra amin' ny [[Fiteny semitika|fototeny semitika]] '''ēl'' izay midika hoe "andriamanitra" (tokana). Azo ampifanakekezina amin' ny [[Fiteny akadiana|teny akadiana]] hoe ''ilu'' <ref><small>http://psd.museum.upenn.edu/epsd/epsd/e2616.html [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Frp.liu233w.com%3A443%2Fhttp%2Fpsd.museum.upenn.edu%2Fepsd%2Fepsd%2Fe2616.html tahiry]]</small></ref> sy ny [[Fiteny arameana|teny arameana]] hoe ''elah'' ary ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe ''ilāh'' izy io. Ara-[[Fitsipi-pitenenana|pitsipiteny]], ny teny hoe ''elohim'' dia amin' ny famantaran' ny endrika milaza maro ''-îm''. Ao amin' ny [[Baiboly]] dia maro ireo andalana ahitana ny teny hoe ''elohim'' izay manodro andriamanitra maro tokoa ([[Bokin' ny Eksôdosy|Eksodosy]] 12.12)<ref name=":0" />. Mety hialohavan' ny [[mpanoritra]] izy ka azo adika hoe "ireo andriamanitra" (Eks. 18.11)<ref><small>"Fantatro ankehitriny fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra Iaveh, fa nampiharihary ny halehibeny izy, raha nampahory an' Israely ny Ejipsiana." (Eks 12.12)</small></ref> sady mety hiaraka amin' ny [[matoanteny]] amin' ny endrika milaza maro ([[Bokin' ny Salamo|Salamo]] 97.7) na [[mpamari-toetra]] amin' ny endrika milaza maro<ref><small>Martin Rose, "Names of God in the OT", dans ''Anchor Bible Dictionary'', vol. 4 (ABD)</small></ref>.
 
Ao amin’ ny [[Boky voalohan' i Samoela|1Samoela]] 28:13<ref name=":1" />, ''elohim'' dia ampiasaina miaraka amin’ ny matoanteny milaza maro. Nilaza tamin’ i [[Saoly]] ilay [[vehivavy mpamoha angatra tao Endôra]] (na Andôra) fa nahita ''elohim'' niakatra (''olim'' / עֹלִים, matoanteny milaza maro) avy amin’ ny tany izy.
 
Ao amin' ny [[Bokin' ny Genesisy|Genesisy]] 20:13, dia nilaza i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]], teo anatrehan' i [[Abimeleka (mpanjaka filistina)|Abimeleka]], mpanjaka [[Filistina (ao amin' ny Baiboly)|filistina]] mpivavaka amin' [[Pôliteisma|andriamanitra maro]], nanao hoe fa "(Ny/i) Elohim no nampirenireny ahy" (התעו, matoanteny milaza maro)<ref><small>"Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin' ny tranon' ny raiko Andriamanitra, dia hoy izaho tamin' ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin' izay tany rehetra halehantsika dia lazao aho hoe: Anadahiko izy." (Gen 20.13)</small></ref>. Ny Baiboly amin' ny teny grika [[Septoajinta]] (LXX) dia mampiasa matoanteny amin' ny endrika milaza tokana (ἐξήγαγε(ν), aôrista II). Ny [[Baiboly amin' ny teny malagasy]] dia tsy manavaka ny tokana sy ny maro.
 
=== Ampiasaina miaraka amin' ny matoanteny milaza tokana ===
Azo anondroana andriamanitra tokana koa ny teny hoe ''elohim'' ka tsy ny andriamanitra tokan' i Israely ihany fa ny andriamanitra hafa koa toy ny andriamanitra [[Kemôsy]] izay elôhiman' i [[Moaba (fanjakana)|Moaba]] sy [[Astarte]] elôhiman' ny [[Sidôna|Sidôniana]] ([[Bokin' ny Mpitsara|Mpitsara]] 11.24<ref><small>"Moa tsy mipetraka ho tompon' izay nomen' i Kamosy andriamanitrao anao ho fanananao va hianao, ary izahay moa tsy tokony hipetraka ho tompon' izay rehetra nomen' ny Tompo Andriamanitray anay ho fanananay?" (Mpits 11.24)</small></ref>; [[Boky faharoan' ny Mpanjaka|2Mpanjaka]] 1.2-3<ref><small>"1 Ary Ahazia nianjera avy teo amin' ny makarakara teo amin' ny efi-trano ambony tao Samaria ka narary; dia naniraka olona izy ka nanao taminy hoe: Mandehana, anontanio amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, na ho sitrana ihany aho amin' ity aretiko ity, na tsia. 2 Ary Ilay Anjelin' i Jehovah niteny tamin' i Elia Tisbira hoe: Miaingà, miakara hihaona amin' ny iraky ny mpanjakan' i Samaria, ka manaova aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Moa ataonareo fa tsy misy Andriamanitra eo amin' ny Isiraely va, no mandeha hanontany amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, ianareo?" (2Mpanj 1.2-3)</small></ref>; [[Boky voalohan' ny Mpanjaka|1Mpanja]]. 11.5<ref><small>"fa nanaraka an' i Astarte andriamani-bavin' ny Sidoniana Salomona, sy an' i Melkoma, fahavetavetan' ny Amonita." (1Mpanj 11.5)</small></ref>; 1Mpanj. 11.33<ref><small>"satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Kemosy andriamanitr' i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, fa tsy nandeha tamin' ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an' i Davida rainy." (1Mpanj 11.33)</small></ref>). Ampiasaina koa io teny io hilazana ny zava-mananaina ara-panahy na andriamanitra kely toy ny matoatoa ([[Boky voalohan' i Samoela|1Samoela]] 28.13<ref name=":1" />; [[Bokin' i Zakaria|Zakaria]] 12.8<ref><small>"Amin' izany andro izany, Iaveh hanangana manda manodidina ny mponina ao Jerosalema, ary izay mangozohozo eo amin' izy ireo, dia ho tahaka an' i Davida amin' izany andro izany, ary ny taranak' i Davida ho tahaka an' Andriamanitra, dia ho tahaka ilay anjelin' ny Tompo, eo anoloan' izy ireo." (Zak 12.8)</small></ref>).
 
=== Anjely sy mpitsara ===
Amin' ny toe-javatra vitsivitsy ao amin' ny [[Septoajinta]] (LXX), dia nadika hoe ''angeloi'' ("anjely") na hoe ''kriterion tou Theou'' ("ny fitsaran' Andriamanitra") ny hoe ''elohim'' misy [[matoanteny]] milaza maro, na misy teny manodidina mitaky filaza maro. Ireo andinin-teny ireo avy eo dia niditra voalohany tao amin' ny [[Volgata]] latina ka nadika hoe "anjely" sy "mpitsara".
 
Nametra-panontaniana i Gesenius sy Ernst Wilhelm Hengstenberg ny amin' ny maha-azo itokiana ny fandikan-tenin' ny Septoajinta momba izany. Notanisain' i Gesenius ny dikany nefa tsy niombon-kevitra amin' izany izy. Nilaza i Hengstenberg fa tsy mampiasa ''elohim'' mihitsy ny Baiboly hebreo mba hilazana "anjely", fa nolavin' ny mpandika teny ao amin' ny Septoaginta ny fanondroana ny "andriamanitra" ao amin' ireo andininy nanovany ny hoe "anjely".
 
Manao tonon-tsiahy ny [[Bokin' ny Salamo|Salamo]] 8:4–6 ao amin' ny [[Epistily ho an'ny Hebreo|Epistilin' ny Hebreo]] 2:6b-8a ny [[Testamenta Vaovao]] grika, izay ahitana ny hoe ἀγγέλους ("anjely") ao amin' ny and. 7, ao amin' ny Salamo 8:5 (8:6 ao amin' ny Septoaginta), izay misy ny hoe ἀγγέλους koa ao amin' ny dikan-tenin' ny Septoajinta.
 
=== Ny tohatr' i Jakoba "nisehoan' andriamanitra" (maro) ===
Ao amin' ireto andininy manaraka ireto dia nadika hoe "Andriamanitra" (tokana) ny hoe ''Elohim'' na dia nampiarahina tamin' ny matoanteny milaza maro aza izy io.
 
"''Dia nanorina otely teo izy, ka nataony hoe El-Betela ny anaran' io tany io, satria teo no nisehoan' Andriamanitra taminy, fony izy nandositra teo anoloan' ny rahalahiny''." (Jenezy 35:7)
 
=== Ny Filan-kevitra tao an-danitra ===
<sup>1</sup>Fihirana nataon' i Asafa.
 
Eo amin' ny fiangonan' ny Tsitoha. Andriamanitra;
 
namoaka ny teniny eo afovoan' ireo andriamanitra izy:
 
<sup>2</sup>Mandra-pahoviana no hanaovanareo fitsarana tsy marina? - Selà .
 
<sup>3</sup>Omeo ny rariny ny mahantra sy ny kamboty,
 
omeo ny hitsiny ny ory sy ny malahelo.
 
<sup>4</sup>Vonjeo ny fadiranovana sy ny tsy manana,
 
afaho amin' ny tànan' ny ratsy fanahy izy.
 
<sup>5</sup>Tsy manam-pahaizana na hazavan-tsaina ireny,
 
fa mandeha amin' ny maizina;
 
mihorohoro ny fanambanin' ny tany rehetra.
 
<sup>6</sup>Hoy aho: andriamanitra hianareo,
 
zanaky ny Avo indrindra avokoa hianareo.
 
<sup>7</sup>Kanefa ho faty tahaka ny olona ihany hianareo;
 
ho lavo tahaka izay andriandahy na iza na iza.
 
<sup>8</sup>Mitsangàna, ry Andriamanitra ô, tsarao ny tany,
 
fa anao ny firenena rehetra. ([[Salamo]] 82.1-8, ''Ny Baiboly Masina'')
 
Miresaka toy izao i Marti Steussy, ao amin’ ny ''Chalice Introduction to the Old Testament'': "Ny andininy voalohany amin' ny Salamo faha-82: "Elohim dia eo amin' ny fiangonan' ny Elohim; ary eo amin' ireo elohim no itsarany." Eto dia mifandray amin' ny matoanteny milaza tokana ny ''Elohim'' ary manondro an' Andriamanitra (tokana) mazava tsara, fa eo amin' ny andininy faha-6 amin' ny Salamo kosa, dia hoy Andriamanitra amin' ireo mpikambana hafa ao amin' ny filan-kevitra: "Ianareo dia elohim" ("andriamanitra ianareo"). Eto ny hoe ''elohim'' dia tsy maintsy midika hoe "andriamanitra maro".
 
I Mark Smith, izay niresaka an' io Salamo io ihany, dia nilaza toy izao ao amin' ny boky ''God in Translation'': "Ity salamo ity dia mampiseho ny fisehoan' ireo andriamanitra nivory tao amin' ny [[fivoriamben' ny andriamanitra]] ... Elohim dia mijoro ao amin' ny filankevitry ny El. Manambara fitsarana izy eo amin' ireo elohim:..."
 
Ao amin' ny ''Hulsean Lectures for''..., i HM Stephenson dia niresaka momba ny tohan-kevitr' i [[Jesoa]] ao amin' ny [[Filazantsara araka an'i Joany|Joany]] 10:34–36 momba ny Salamo faha-82. (Ho valin' ny fiampangana azy ho [[fitenenan-dratsy an' Andriamanitra|niteny ratsy an' Andriamanitra]] dia namaly i Jesoa:)
 
"''Jesosy namaly azy hoe: Tsy voasoratra ao amin' ny lalànareo va hoe: Hoy Izaho: Andriamanitra ianareo? Raha ireny izay nanaovana izany tenin' Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra (ary ny Soratra Masina tsy azo foanana), moa Izay nohasinin' ny Ray ka nirahiny ho amin' izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny ratsy Ianao, satria hoy Izaho: Zanak' Andriamanitra Aho?'' – "Ankehitriny inona no herin' ity teny nindramina ity: ‘''Hoy aho: andriamanitra ianareo''.’ Avy ao amin' ny [[Salamo nataon' i Asafa|Salamon' i Asafa]] izany, izay manomboka amin' ny hoe: "''Elohim dia eo amin' ny fiangonan' ny Tsitoha; ary eo amin' ireo Elohim no itsarany''."
 
=== Zanak' Andriamanitra ===
Ny teny hebreo nadika hoe "zanaka" dia ''ben''; ny milaza maro dia ny teny hoe ''bānim'' Ny teny hebreo hoe ''benei elohim'' ("zanak' Andriamanitra" na "zanak' ireo andriamanitra") ao amin' ny [[Bokin' ny Genesisy|Genesisy]] 6:2 dia ampitahaina amin' ny fampiasana ny hoe "zanak' andriamanitra" ([[Fiteny ogaritika|ogaritika]]: ''b’n il'') zanak' i El amin' ny [[fedrà ogaritika]]. Nilaza i Karel van der Toorn fa ny andriamanitra dia azo antsoina ny hoe ''bene elim'', ''bene elyon'', na ''bene elohim''.
 
== Ny Elôhista ==
Ny Baiboly hebreo dia mampiasa anarana isan-karazany ho an' ny andriamanitry ny Isiraely:  Araka ny [[petra-kevitra ara-tahirin-kevitra]], ireo fiovaovana ireo dia vokatry ny lahatsoratra sy fitantarana loharano samihafa izay mandrafitra ny [[Torah]]: ''Elohim'' no anaran' Andriamanitra ampiasaina ao amin' ny loharanon' ny Elôhista (E) sy ny Mpisorona (P), raha ''Yahweh'' kosa no anaran' Andriamanitra ampiasaina ao amin' ny loharano iahvista (J). Ny fitsikerana endrika dia milaza fa ny fahasamihafan' ny anarana dia mety ho vokatry ny fiaviana ara-jeôgrafia; ny loharano P sy E dia avy any avaratra ary J avy any atsimo. Mety misy hevitra teôlôjika, fa tsy nanambara ny anarany hoe ''Yahweh'', talohan' ny andron' i [[Mosesy]], na dia nasehon' i Hans Heinrich Schmid fa nahafantatra ireo boky ara-paminaniana tamin' ny taonjato faha-7 sy faha-8 tal. J.K. ny Iahvista.
 
Ny loharanon' ny Iahvista dia manolotra an' i Yahweh amin' ny fomban' ny olombelona ([[antrôpômôrfisma]]): ohatra, mandeha ao amin' ny saha [[Edena]] mitady an' i [[Adama]] sy [[Eva]]. Ny loharanon' ny Elôhista dia matetika mampiseho an' i Elohim ho lavitra kokoa ary matetika mifandray amin' ny [[anjely]], toy ny ao amin' ny fitantaran' ny Elôhista momba ny [[Tohatr' i Jakoba]], izay misy tohatra mankany amin' ny rahona, misy anjely miakatra sy midina, miaraka amin' i Elohim eo an-tampony. Ao amin' ny fitantarana iahvista an' ilay tantara, i Yahweh dia mipetraka fotsiny eny amin' ny lanitra, eo ambonin' ny rahona tsy misy tohatra na anjely. Toy izany koa, ny loharano elôhista dia miitantara an' i [[Jakoba nitolona tamin' ny anjely]].
 
Ny [[petra-kevitra ara-tahirin-kevitra]], izay novolavolaina voalohany tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-19 teo amin' ny manam-pahaizana ara-Baiboly sy mpitsikera lahatsoratra, dia milaza fa ny ampahany iahvista ao amin' ny [[Torah]] dia noforonina tamin' ny taonjato faha-10-sy faha-9 tal. J.K.,  ary ny ampahany elôhista kosa tamin' ny taonjato faha-9-8. tal. J.K.,:  izany hoe tamin’ ny vanim-potoana voalohan’ ny [[Fanjakan' i Jodà]]. Tsy eken' ny rehetra anefa izany satria ny [[fitsikeana ny fampandriana an-tsoratra]] taty aoriana dia toa mampiseho porofon' ny "fampandriana an-tsoratra elôhista" ([[Jodaisma tamin' ny Tempoly faharoa|taorian' ny sesitany]]) taty aoriana nandritra ny taonjato faha-5 tal. J.K. izay mahatonga azy ho sarotra indraindray ny hamaritana raha "elôhista" no niavian' ny andalana iray, na vokatry ny mpanonta lahatsoratra taty aoriana.
 
== Ny olana apetraky ny endrika milaza maro ==
 
=== Fivoasana ara-kaifiteny ===
Ny fiafaran-teny hoe -''im'' ao amin' ny teny hoe ''Elohim'' izay ilazana ny fahamaroana amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia anaovan' ny [[mpahay fiteny]] fivoasana isankarazany.
 
Ny fandikan-mpandika tenin' ny [[Septanta]] sy ny [[Volgata]] dia nandika ny ''Elohim'' amin' ny fampiasana anarana milaza tokana. Ohatra, ny [[Bokin' ny Genesisy|Genesisy]] 1.1 hoe "Tamin' ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany" dia adika amin' ny teny latina hoe "''In principio creavit Deus'' ''cælum et terram''." ka ny hoe ''Deus'' dia anarana amin' ny endrika milaza tokana. Ny teolojia[[teôlôjia]] nahazatra hatramin' izay dia mihevitra fa io endrika milaza maro io, raha ny marina, dia milaza fihoaran-toeratoetra (latina: ''pluralis excellentiæ'') fa tsy ilazana ny fahamaroana an' isa.
 
Na dia izany aza dia hita ihany ny fahamaroana amin' ny toerana sasany ao amin' ny Baiboly: Gen. 1.26 ("''Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika'' ..."). Hita koa izany ao amin' ny Gen. 3.22 ("''Ary hoy JehovahIaveh Andriamanitra: Indro, nyefa olona efatonga  tahaka ny anankiray amintsika kany hahalalaolombelona raha ny amin' ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy.'' ...").
 
maroMaro ireo petra-kevitra naroso hanazavana io endrika milaza maro io. Ny teolojiateôlôjia mahazatra hatramin' izay dia milaza fa tsy avy amin' ny teny hebreo amin' ny endrika milaza tokana hoe אֱל / ʾ''El'' na hoe אֱלוֹהַּ / ʾ''Eloah''. Ioio teolojia teny hoe ''elohim'' io. diaMilaza milazaIo [[teôlôjia]] io fa io endrinaendrika io dia endrika milaza maron' anarana izay tsy misy amin' ny endrika milaza tokana.
 
=== Fivoasana ara-teolojiateôlôjia ===
Tsy mitovy hevitra ny teolojianateôlôjiana ny amin' ny hevitra teolojikanteôlôjikan' ny endrika milaza maron' ny anarana hoe ''Elohim''.
 
==== Trinite ====
Ny teolojiateôlôjia velarin' ny firehana [[Evanjelisma|evanjelika]] sasany sy ny Katolika[[Katôlisisma|Katôlika]] sasany dia manamarina ny fampiasana ny endrika milaza maron' ny anarana hoe ''Elohim'' amin' ny [[Trinite]]: Andriamanitra dia telo izay iray, dia ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ary ny [[Fanahy masinaMasina]]. Izany no fanamarinana entin' i Abélard tamin' ny taonjato faha-12, ao amin' ny boky nosoratany hoe ''Theologia summi boni'' <ref><small>Pierre Abélard, ''De l'unité et de la trinité divines'' (t''heologia summi boni''), introduction, traduction et notes par Jean Jolivet, Paris, Vrin (Sic et Non), 2001, pp. 26 - 27.</small></ref>.
 
==== Fivoasan' i Thomas Römer ====
I Thomas Römer dia manazava io endrika milaza maro io amin' ny alalan' ny fahitana ny orimbato tranainy menehomaneho sarin' olona telo: ny iray lehibe atao hoe ''El'' ary ny roa kely kokoa, izay toetra fisehoany, dia i ''Tsaddek'' ("ny fahamarinana") sy i ''Mispath'' ("ny fitandremana"). Izany fivoasana izany anefa dia tsy lasa lavitra.
 
==== Filazana ny fahamboniana ====
Ny hoe ''Elohim'' dia ilazana vondron' olona satria ny filazafilazà-marom-pahamboniana dia tsy manazava ny endriky ny teny hoe ''Elohim''. Fitenenana vao noforonina tao Eoropa[[Eorôpa]] taty aoriana (taonjato faha-9) io filazafilazà-marom-boninahitra io. Naninteraka tao amin'ny fomban' ny Jiosy tandrefana izany fitenin' ny andriana eoropeanaeorôpeana izany izay nampiasaina koa tao amin' ny kolontsain' ny fivavahana tandrefana. Ny hoe "izahay" nampiasain' ny mpanjaka notokanan' ny Fiangonana tamin' izay, indrindra ny Fiangonana katolikakatôlika, dia midika hoe "izaho mpanjaka sy Andriamanitra". Noho izany dia tena ilazana zavatra maro tokoa ny hoe "izahay".
 
== Ao amin' ny Olomasin' ny Andro Farany ==
Ao amin' ny [[Hetsiky ny Olomasin' ny Andro Farany]] sy ny [[môrmônisma]], ny hoe ''Elohim'' dia manondro an' Andriamanitra Ray. Elohim no rain' i [[Jesoa]] eo amin' ny lafiny ara-batana sy ara-panahy, ary ny anarany talohan' ny nahaterahany dia atao hoe ''[[Jehovah]].''
 
Ao amin' ny rafi-pinoana nohazonin' ireo fiangonana kristiana izay mifikitra amin' ny [[hetsika Olomasin' ny Andro Farany]] sy ny ankamaroan' ny antokom-pinoana Môrmôna, anisan' izany ny [[Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]], ny teny hoe ''God'' dia manondro an' i Elohim (ilay Ray Mandrakizay), fa ny ''Godhead'' kosa dia midika hoe filankevitry ny andriamanitra telo miavaka: Elohim ([[Andriamanitra Ray]]) sy [[Jehovah]] (ilay Zanak' Andriamanitra, [[Jesoa|Jesoa Kristy]]), ary ny [[Fanahy Masina]], ao amin' ny fiheverana tsy trinitariana ny maha Andriamanitra. Ao amin' ny Môrmôna, ireo olona telo ireo dia heverina ho olona misaraka ara-batana, na olona, ​​saingy miray sitrapo sy miray tanjona; io hevitra io dia tsy mitovy amin' ny fivavahana kristianina trinitariana. Noho izany, ny teny hoe Andriamanitra dia [[Antitrinitarisma|tsy mitovy]] amin' ny fomba ampiasana azy amin' ny kristianisma mahazatra. Io filazalazana momba an' Andriamanitra io dia maneho ny ôrtôdôksian' ny Fiangonan' ny Olomasin' ny Andro Farany, izay naorina tany am-piandohan' ny taonjato faha-19.
 
Ny ''Bokin' i Abrahama'', soratra masina eken' ny sampana sasany amin' ny [[hetsika Olomasin' ny Andro Farany]], dia mirakitra fehezanteny iray ao amin' ny toko voalohany ao amin' ny [[Bokin' ny Genesisy|Genesisy]] izay mandika mazava ny hoe ''Elohim'' ho "ireo Andriamanitra" imbetsaka; izany no hevitry ny apôstôly James E. Talmage mba hilazana ny "fahamaroan' ny hatsarany na ny hamafiny, fa tsy ny isa miavaka".
 
== Ao amin' ny raelisma ==
Ny hetsika ara-pivavahana vaovao sy ny [[Hetsika Raeliana]], naorin' ny mpanao gazety frantsay [[Claude Vorilhon]] (izay nantsoina hoe "Raël") tamin' ny taona 1974, dia milaza fa ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''Elohim'' ao amin' ny [[Bokin' ny Genesisy]] dia manondro karazana vahiny avy any ivelan' ny tany.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Andriamanitra (finoan-drazana malagasy)]]
* [[Iahveh]]
*[[Iahveh]]
* [[Andriamanitra (anarana iombonana)]]
* [[Andriamanitra (tokana)]]
*[[HenoteismaHenôteisma]]
*[[MonoteismaMônôlatria]]
*[[Iahvisma]]
*[[Mônôteisma]]
*[[Tahirin-kevitra elôhista|Elôhista (tahirin-kevitra)]]
*[[Fivoriamben' ny andriamanitra]]
*[[Hetsika Raeliana]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==